R y anaka isany mitady certificat d'hébergement na dia vidina lafo aza tsy maninona ,ho an'ireo mpamono ny tsy manan-tsiny
Tany @ ambasady maromaro teto an-drenivohitra ny tato @ foibe ,satria betsaka ihany no te handositra rehefa avy nanao ny politikan'ny" terre brulée" ka zay vao tratran'ny hoento aho re tongotro (l) (l)