MITADY CERTIFICAT D'HEBERGEMENT ,VIDINA LAFO TSY MANINONA ..

1. TEGEVE ( 04/03/2009 23:58)
R y anaka isany mitady certificat d'hébergement na dia vidina lafo aza tsy maninona ,ho an'ireo mpamono ny tsy manan-tsiny
Tany @ ambasady maromaro teto an-drenivohitra ny tato @ foibe ,satria betsaka ihany no te handositra rehefa avy nanao ny politikan'ny" terre brulée" ka zay vao tratran'ny hoento aho re tongotro (l) (l)
novalian'i xxx ny 05/03/2009 00:02
2. xxx ( 05/03/2009 00:02)
misy eny @ eric besson mora be anaka ,billet retour assuré (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0428