Mila fisamborana faobe izy ity vao tena hilamina e!..

1. xxx ( 04/03/2009 23:03)
Hatramin ny nisamborana an i Ranjivason aloha dia niravina ny resaka fandoroana!Mazava iny

Fa ny fandrobana,ny herisetra, ny fafy lainga,ny barrages ,...Misy foza orana mpi commande ireny ka dia aoka ny mpisambotra hahay hanavaka tsara ny akotry , ny haombary, ny vatokely,...ao anatin ny vary mba tsy ho afa- baraka @ vahiny asaina e....
novalian'i xxx ny 04/03/2009 23:53
2. xxx ( 04/03/2009 23:09)
mesioer polisy malalao ooo,raha hitanao eny ambatobe anie tgv dia fapotarory kely......)le hiran'i samoela io e :-D :-D :-D
3. Fahazavana ( 04/03/2009 23:47)
Ny fafy lainga ataon'ny guignol mpitory teny teny @ 13 mey
fandrobana masina , herisetra masina , fafy lainga masina , barrages masina , foza orana masina dia fantatry ny vahoaka malagasy . fa guignol avokoa
Ny fampiadiana masina ezahin'i bras droit n'i gignol tsy handaitra mihintsy

Vao maika fifakatiavana surprise no ho hitany dia ho lasa gaigy eto , fa sady tsy akotry izy ireny no tsy haombary no tsy vatokely koa fa mahalala ny mahasamihafa ny mpi comande sy ny tsy commandina fa mandray ny andraikiny amin'izay nataony

TE HIDOMINE DIA TSY MAHAVITA HANY KA LASA MIREDIREDY ETO :roll:
4. xxx ( 04/03/2009 23:53)
fahazavana marina mankasitraka makateliny dia bonne nuite an :* :* :* :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2949