Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lagoon ( 04/03/2009 11:12)
LOZA BE ETSY AMBATOBE
HIAKA ANY AN'EFITRA Efa nantsoina tsy nisy navahana Hatrany atsimo ka hatrany atsinanana Natao antso mafy hipàka ambovonana Ka nandre daholo ny hatrany am-piangonana Siahina ny atsy,kop... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:52
xxx ( 04/03/2009 11:08)
gidragidra be vao2 azo fary en tel
mandriaka indray ny ra ,betsaka no voatifitry ny miaramila ety akatso ambohipo,mahazoarivo.Tsy rariny e... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:55
penguin ( 04/03/2009 11:02)
Samy manana ny andraikiny. Miaramila, Mpitsara, Filoha sns
Izay mipoaka rehetra dia samy manana ny andraikiny ny rehetra. Ny mpampianatra mampianatra ny ankizy ary tsy Ra8 no mitantana azy amin'ny rehetra. Ny miaramila manana ny mpitantana azy ary mahalala ny... tohiny
novalian'i tsoraka ny 04/03/2009 12:07
xl ( 04/03/2009 10:40)
dieny tsy tara dia manaraha an'i mialy rajoelina daholo...
LA GUERRE FINIT, TOUT LE MONDE CONTENT VIVE REMERCIEMENT AUX FORCES DE L'ORDRE MALGACHE RENDEZ VOUS AU 2012 ADIEU TGV AMEN... tohiny
novalian'i xl ny 04/03/2009 11:07
andryfn ( 04/03/2009 10:24)
Mba tandremo kely letsy
Sao mba misy afaka manome ahy io tonon-kira io :" Mba tandremo kely letsy" hiran'i Black Jack's. Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i andryfn ny 04/03/2009 11:51
saranga ( 04/03/2009 09:57)
Ismael ao amin'ny Antsiva no mpampiady samy malagasy
Tokony esorina tsy ho senateur i Rabetsitonta Tovonanahary satria azy io Radio Antsiva io. Ity Ismael ity dia tsy analyse na observation politique intsony no ataony fa tena fanaratsiana sy fampiadiana... tohiny
xxx ( 04/03/2009 09:34)
Raha mikoty sipa ve ka tsy zaka dia forcena sisa?...
Ohatran izay no kisarisary hitako @ izao fitadiavan- tseza indrindra izay ataon ireo mpiara- dia @ TGV .Misy no efa tao fa dia mangalatra fotsiny no adiny ao, misy ny tsy hainy akory ny hitantana an i... tohiny
novalian'i Oay ny 04/03/2009 10:33
Andribe ( 04/03/2009 09:24)
ny tvm sy viva ve tena maneho ny hevibahoaka sa??
Ireo fihaino amanjery ireo ve tena maneho ny hevibahoaka sa arakarakin ny pression mahazo ny mpanoratra sy mpilaza na interetn izay matanjaka ao ihany no azo avoaka sa kosa lasa fifanasana vangy fotsi... tohiny
novalian'i Andribe ny 04/03/2009 14:06
essera ( 04/03/2009 09:19)
Efa narehitry Ra8 io afo io vao resy teo am Communale TIM
Mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe : raharaha notadiavina ange ny an'i Ravalo é. Naninona ilay bandy kely DJ io no nenjehina sy nosakanana vao niakatra teo amin'ny CUA. Efa notadiavin'lisany io r... tohiny
novalian'i njara2007 ny 04/03/2009 11:37
mion ( 04/03/2009 08:49)
Nikatona ny Orinasa 13 Mai SARL Offshore, chomage techinque
Nikatona ny Orinasa 13 Mai SARL Offshore, maro ny mpiasa tao no tatran'ny chomage techinque . Tsy hisy zany ny activités maromaro toy ny sport refa avy miasa (mandroba), ny divertissement refa maka ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 21:34
nalison ( 04/03/2009 08:15)
mbola milaza lainga ihany TGV
Tena lany fika tgv é. nilaza indray izy fa hanala ilay vazaha ao amin'ny AIRMADAGASCAR .tena nanongotena ny mpiasan'ny airmadagascar naheno iny teo amin'ny 13mai iny. Ny mpanolotsinany koa no tena ... tohiny
novalian'i belakely ny 04/03/2009 14:25
Oay ( 04/03/2009 07:58)
Iza ary no nanao an'ity kabary ity.
« Ianareo mpanao gazety, mpaka sary, na mpiasa’ny televiziona avy any ivelany tonga aty amin-tsika, ao anatin’ny fotoana fohy dia afaka mampita zavatra any ivelany any izy. Ny anareo ny efa misy ... tohiny
novalian'i Oay ny 05/03/2009 07:13
tsitsoo ( 04/03/2009 07:36)
Tandrinesanao zaho
faly miarahaba anreo rehetra eh, hono ho aho ry zareo, sao mba misy afaka mandefa ny tonony Tandrenesanao zaho, misaotra mialoha eh... tohiny
xxx ( 04/03/2009 06:58)
nanomboka anio dia zone rouge ny kianjan'ny 13 mai !
Izay zany na dia efa tara loatra aza dia zay vao nanapa-kevitra ny hanao zone rouge ny kianjan'ny 13 mai ny fitondrana Ravalomanana. amiko raha tokony vao niandoha ny raharaha dia efa nataony io fa ... tohiny
novalian'i xl ny 04/03/2009 10:48
BOYSGOSS ( 04/03/2009 06:50)
Tsipaipaika
Hono aho eh, d mba izy hono no hanome vola handoavana hofatrano, ny ecolagen'ny ankizy, ny electricite sy ny gazy, ny vola hividianana sakafo, ny vola mba hanaovana revy ho an'ireo olona mpomba an'i T... tohiny
Fanhaiky ( 04/03/2009 06:27)
OBAMA eny Mahamasina...
Ho eny Mahamasina indray hono ny OBAMA naireo Olom-BAnona MAlagasy eny @ faritra iva haneho fa tsy atao fitaovana politika intsony hono izy ireo eh! na atao fitaovana hakana toerana fotiny dia dakana ... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/03/2009 20:16
penguin ( 04/03/2009 06:17)
Fahafahana = barazy, Maka Ministera, haka Mpiasam-panjakana
Efa fantatra hoy andry TGVendrana ny anaran'ireo mpandraharaha sy orin'asa lazainy ho mpisolelaka. Androany hono no hitsarana ireo orin'asa manohatra ny tolona TGVendrana. Izany ve no fahafahana sy de... tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 11:04
essera ( 04/03/2009 06:12)
Valin'nlé hoe mahay mitolona ve ny Malagasy
Diso be ilay resaka hoe mahay mitolona na tsy ny Malagasy. Tadidionareo tsara fa ireo firenena laharana 5 voalohany matanjaka indrindra eto an-tany dia nandalo zavatra be dia be vao tonga tamin'ny nis... tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 14:47
rabaradaka ( 04/03/2009 06:01)
Manomboka ny fankahalan'ny olona an'i TGV
Efa hatramin'ny voalohany aho dadatoa no nampiseho hoe tsy haharitra ela izao hetsika ataon'ny dadatoa Andry izao satria tsy ampiheverana loatra fa feno fankahalana fotsiny. Tena mihena be ny "cote de... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 21:03
Andribe ( 03/03/2009 22:27)
misy hitifitra vei tgv raha tsy misy oul eo alohany
Iza no hitifitra an i tgv raha tsy misy n dra wiwi eo alohany eo rehefa mikabary izy sa ve olona manao masque no ao ambadika ao ia tsy maintsy hafenina rehefa eo @ 13 mai =)) =)) =)) =)) =)) =))... tohiny
novalian'i essera ny 04/03/2009 06:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8918