misy hitifitra vei tgv raha tsy misy oul eo alohany
1. Andribe
(
03/03/2009 22:27)
Iza no hitifitra an i tgv raha tsy misy n dra wiwi eo alohany eo rehefa mikabary izy sa ve olona manao masque no ao ambadika ao ia tsy maintsy hafenina rehefa eo @ 13 mai =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i essera ny 04/03/2009 06:13
3. Andribe
(
03/03/2009 22:37)
nga e ndry rehetr vo daholo ny voa eto zao dia i andry wiwi sy andry tgv :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx
(
03/03/2009 22:37)
Soa tofirin'i ra8 mpamolo oluna eo kosa ny tvg filohanay eh ,mbola ilaina velona iny rehefa hiditra ny fanjakany eny nosy lasa :roll: :roll: :roll:
5. TEGEVE
(
03/03/2009 23:11)
anaka Andribe ,tsia anaka fa i andrywui dia mahay mitodra ny heviny fa ny anao kosa toa mitsikanikany lava (l) (l)
6. tafondro
(
03/03/2009 23:15)
Mety misy ny tsy valahara mpamono olona n' aiza n'aiza ,ka mety ho marina izany . :idea:
9. essera
(
04/03/2009 06:13)
Ka ny an'i Andry 2 ny olona eo alohany fa ny an'i ra8 ange régiment d norma be izany.
