Ismael ao amin'ny Antsiva no mpampiady samy malagasy

1. saranga ( 04/03/2009 09:57)
Tokony esorina tsy ho senateur i Rabetsitonta Tovonanahary satria azy io Radio Antsiva io. Ity Ismael ity dia tsy analyse na observation politique intsony no ataony fa tena fanaratsiana sy fampiadiana ny samy malagasy. Aleo samborina i Ismael sy Lalatiana ary Rolly Mercia fa manahy aho ho lasa toy ny Radio de Milles Collines tany Rwanda ity Antsiva sy Viva ity. Mba saino e
2. Oay ( 04/03/2009 10:03)
saranga:

Moramora ihany @ ity resaka fisamborana isakin'ny mandeha ity é! Tsy mbola any CHine isika fa mahandrasa kely.
Mbola averiko fa fanan'olon-tsotra na ANTSIVA na VIVA ka aleo izy ilaza izay lazainy any fa refa manao kozy bobaka eo izy tsy maintsy hohitany vahoaka ihany ny marina.
3. andrywui ( 04/03/2009 10:10)
Ary le MBS tamin mbol velona agah hadinongah ?? sa ririnindasa ts tsaroana ?? ary zay ihany ko nofototry ny nadoran'ny vahoaka azy !! sady angah ts mis dekrasia tsony no hosamborina sy alefa Tsiafahy daholo ny malagasy de hisy mponina avara-pi tsony eto fa ny manampahaizana rehetra any amponja !! haaa ! marina tsy asiana mahay sisa miaina fa alefa any daholo amzay migilabona be manao ze tiana hatao ,fa tsymaharaka ny politika ratsy ataony !!! eeeesssssyyyyyy !!! tsy misy manaiky anzany fa ho andrasan'ny vahoaka otran'ny tranon'i Sareraka koa ny tranon'ireo ra vo mitady be fika ratsy eo ny TIM ee!!! andraso ny trano'ireo ra- vahoaka aa !! atsika ny tanana eeee !!!!
4. xxx ( 04/03/2009 10:16)
saranga:

Tokony esorina tsy ho senateur i Rabetsitonta Tovonanahary satria azy io Radio Antsiva io. Ity Ismael ity dia tsy analyse na observation politique intsony no ataony fa tena fanaratsiana sy fampiadiana ny samy malagasy. Aleo samborina i Ismael sy Lalatiana ary Rolly Mercia fa manahy aho ho lasa toy ny Radio de Milles Collines tany Rwanda ity Antsiva sy Viva ity. Mba saino e

Tsy marina ny hoe an i Rabetsitonta ny Radio Antsiva , taloha no azy izy ity fa efa namidiny ary ny Groupe Prey izao no tompon izy ity!
5. xxx ( 04/03/2009 10:18)
saranga:

Tokony esorina tsy ho senateur i Rabetsitonta Tovonanahary satria azy io Radio Antsiva io. Ity Ismael ity dia tsy analyse na observation politique intsony no ataony fa tena fanaratsiana sy fampiadiana ny samy malagasy. Aleo samborina i Ismael sy Lalatiana ary Rolly Mercia fa manahy aho ho lasa toy ny Radio de Milles Collines tany Rwanda ity Antsiva sy Viva ity. Mba saino e

Tsy marina ny hoe an ingahy Rabetsitonta ny Radio Antsiva , efa namidiny izy ity ary ny Groupe Prey izao no tompony !...
6. ngoiha ( 04/03/2009 11:09)
Aza mbola madihy aloh ry wiwiwi fa efa manomana ny arato be hisamborana anareo mianakavy ny VAHOAKA MARO ANISA MANARAKA NY ARA-DALANA hehehe.Na reny BEMORANGA an'lah reny aza efa vita ny PLAN FA AZA MAIKA ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
7. xxx ( 04/03/2009 11:10)
Tsy an`i Rabetsitonta Tovonanahary ny Radio Antsiva ka !! Efa namidiny tamin`ny Groupe Prey izay an`ilay miliardera RAZAFINDRAVAHY Edgard , Tompon`ny Radio Tanà , TV RTA , L`Express de Madagascar , KOBAMA sy ny Groupe Prey (Ex-STEDIC an`i Tpkl Razafimahaleo teo aloha) . Mpinamana be izy sy ry Andry TGV , jereo fa invité spécial i Andry TGV sy Mialy tamin`ireny fanokafana ny RTA tam`endriny vao2 ireny . Dia jereo koa fa i Razafimahaleo Benja no Minisitra tetezamita . Misy ifandraisany daholo !
8. dalie ( 04/03/2009 11:11)
Ianao ange tsy terena hihaino radio VIVA sy ANTSIVA sa rehefa milaza ny marina ny olona dia tsy zakanao tsy adala ny olona mihaino an'ireo radio ireo ary betsaka ny olona mihaino an'ireo radio ireo fa olona mahalala ny marina sy tsy marina tsy mpampiady samy malagasy izany Isamel fa famakafakana no ataony ka tsy tantinao aza mihaino e mitovy amiko tsy mihaino radio MADA
9. nyavo2000 ( 04/03/2009 11:20)

AZa mirediredy leitsy a! manisà ora de hosamborina ialahy isany...

Manaova zesta eny ihany fa de tifirna avy hatrany elà.

Mikasika an'i ISMAEL dia bandy kely niaraka t@nay fahiny ireny, mpivovo tao @ radio FEON'ny VAHOAKA t@ 1991...ny tsy fantatra de mba nandalina teny amin'ny anjerimanontolo ve ledala @ io asany io fa ny nahafantarako azy t@izany de zara raha nanana bacc leiry....

andrywui:

Ary le MBS tamin mbol velona agah hadinongah ?? sa ririnindasa ts tsaroana ?? ary zay ihany ko nofototry ny nadoran'ny vahoaka azy !! sady angah ts mis dekrasia tsony no hosamborina sy alefa Tsiafahy daholo ny malagasy de hisy mponina avara-pi tsony eto fa ny manampahaizana rehetra any amponja !! haaa ! marina tsy asiana mahay sisa miaina fa alefa any daholo amzay migilabona be manao ze tiana hatao ,fa tsymaharaka ny politika ratsy ataony !!! eeeesssssyyyyyy !!! tsy misy manaiky anzany fa ho andrasan'ny vahoaka otran'ny tranon'i Sareraka koa ny tranon'ireo ra vo mitady be fika ratsy eo ny TIM ee!!! andraso ny trano'ireo ra- vahoaka aa !! atsika ny tanana eeee !!!!

10. xxx ( 04/03/2009 14:11)
Zah tena mpihaino Antsiva mihitsy taloha , fa hitako hoe milaza lainga de tsy nihaino intsony zah !!
11. mpandalina ( 16/03/2009 07:14)
a.lika izany izay manaiky ampiadiany.
tompoko,

izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.

tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"

ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.

olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?

samy tahian'Atra daholo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7178