Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i andryfn, milahatra araka ny daty
andryfn
(
04/03/2009 10:24)
Mba tandremo kely letsy
Sao mba misy afaka manome ahy io tonon-kira io :" Mba tandremo kely letsy" hiran'i Black Jack's.
Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i andryfn ny 04/03/2009 11:51
andryfn
(
27/02/2009 08:01)
Lôso anao
Mba mitady ny tonon'io hira io. Tsy haiko tsara na io no tena loha-teny na tsia. Kaiabma ilay izy. Misy tonony kely tsaroako ity :
Tsy mampanino edy e
Zao ko ......
Manambitamby lava ro
Tsy dini...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/03/2009 13:44
