Raha mikoty sipa ve ka tsy zaka dia forcena sisa?...
1. xxx
(
04/03/2009 09:34)
Ohatran izay no kisarisary hitako @ izao fitadiavan- tseza indrindra izay ataon ireo mpiara- dia @ TGV .Misy no efa tao fa dia mangalatra fotsiny no adiny ao, misy ny tsy hainy akory ny hitantana an io sezany io, misy ny tohatra iakarana ,misy ny voky andro ,...
Milatsaka @ fifidianana zara raha mahazo 6% ny midina ?
Dia rehefa tsy zaka sy tsy azo ve izany ilay sipa dia hanaovana ankeriny?..

novalian'i Oay ny 04/03/2009 10:33
2. xxx
(
04/03/2009 09:41)
anontanio an'i salopard ny valiny raxxx1 an ,ohaona ny niafaran le kisoa vavy :-D :-D :-D :-D
3. salopard
(
04/03/2009 09:42)
aleo mitifitra kisoa kosa aloha e!
toy izay hi-forcer sipa.
Fa zah ndray bandy, fa Tsy nety t@ izay madama lava fe izay aho dia ni-forcer-ny, tonga dia bloquer t@ les deux cuisses galbés, sy les deux jambes fuselés-ny aho dia raraka le basy rano-ko!
tsy ampy doôzy aloha fa sao misy any e!
snif...
tchouFF....

4. Oay
(
04/03/2009 09:48)
xxx:
Ohatran izay no kisarisary hitako @ izao fitadiavan- tseza indrindra izay ataon ireo mpiara- dia @ TGV .Misy no efa tao fa dia mangalatra fotsiny no adiny ao, misy ny tsy hainy akory ny hitantana an io sezany io, misy ny tohatra iakarana ,misy ny voky andro ,...
Milatsaka @ fifidianana zara raha mahazo 6% ny midina ?
Dia rehefa tsy zaka sy tsy azo ve izany ilay sipa dia hanaovana ankeriny?..
Misy ny voafidy satria mangala-bato aza adino.
Misy ny voafidy satria mizara aourta sy vary @ ireo vahoaka tsy mihinana hafa tsy indray mandeha isakin'ny roa andro.
6. xxx
(
04/03/2009 10:12)
Tohizo kely aloh ze mahay le resaka Salopard sy le Kisoa , ahoana no niafaranle kisoa ? ahoana no niafaran'i Salopard ?
:-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P

7. Oay
(
04/03/2009 10:21)
xxx:
Tohizo kely aloh ze mahay le resaka Salopard sy le Kisoa , ahoana no niafaranle kisoa ? ahoana no niafaran'i Salopard ?
:-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P
Ny lojika ve tsy hoe salopard lasa niaraka @ ilay kisoa.
:roll:
8. xxx
(
04/03/2009 10:22)
Misy koa arakaraka ny itadiavany ilay seza vao maika manalavitra azy ilay izy taloha raha nahazo 10% , ankehitriny zara raha 2% sisa satria efa araky ny olona !
9. Oay
(
04/03/2009 10:33)
xxx:
Misy koa arakaraka ny itadiavany ilay seza vao maika manalavitra azy ilay izy taloha raha nahazo 10% , ankehitriny zara raha 2% sisa satria efa araky ny olona !
Marina izany fa:
Misy ihany koa namela ny fonja ho vaky @ izay rehefa tonga ny fihetsiketsehambahoaka d ireny gadra lava navela hitsoaka ireny manao asa fandrobana d ny 63.23% lasa 2% satria matahotra ny olona sao lazain'ny sasany hoe lasa mpamaky trano sy mpandroba.