Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
a256011 ( 03/03/2009 14:12)
INONA MOA NO ANTENAINAO ?
Tamin’izany fotoana (1991) ny lokalokan’ny mpitari-tolona dia ny hananganana ny demokrasia tena izy ! Naseho avokoa izao toetra ratsin-dRatsiraka rehetra izao, nasaina namono olona Ratsiraka mba h... tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 07:01
Annie2006 ( 03/03/2009 13:08)
Feno indray 13 mai anio
Hisaorana ny vahoaka malagasy @ fahendreny ka sahy mijoro mitaky ny zo-ny fa tsy manaiky terena miasa maina sahala @ andevo. Na dia teo aza ny fanakatsakanana nataon'ireo miaramila mpamoritra, dia... tohiny
novalian'i ifiona ny 03/03/2009 15:55
Oay ( 03/03/2009 13:04)
Mampalahelo ny mahazo anazy...
Misy tantara mampalahelo d mba zaraina é! Misy namana nipetraka tany ivelany tany d nifanena t@ olona miaraka @ fitondrana @ izao fotoana izao d nody aty tanindrazana d niara-niasa @ mpitondra hanaso... tohiny
novalian'i Oay ny 03/03/2009 15:54
naughtyboy ( 03/03/2009 12:58)
zaraina eto ho anreo tia jazz+classical mitambatra...
http://www.youtube.com/watch?v=iehscct7lJI... tohiny
novalian'i cutie ny 05/03/2009 18:55
naughtyboy ( 03/03/2009 12:53)
zaraina eto ho anreo tia jazz+classical mitambatra...
http://www.youtube.com/watch?v=iehscct7lJI... tohiny
Fanhaiky ( 03/03/2009 12:22)
Manaiky ve ianao sa tsia ny amin'ny ...?
Atao hoe famonoana ihany koa ny tiako hiresahana aminao: 1- Fanamelohana ho faty zaho aloha tsy d'accord @ ireny mihitsy n'inona n'inona heloka vitany satria tsy ny olombelona no tompon'ny aina fa mb... tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2009 20:43
menvasoua ( 03/03/2009 12:15)
sao mba misy mahalala
Manao ahoana daholy! za ry reto maina be ny tendako de avy eo ohatrany kenda izany aho , ary tsaroko hoe mijaly mintsy za @ le izy . efa tany @ Dokotera ah fa nolazainy hoe vomise(vomissement) izany... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 12:35
shylow ( 03/03/2009 12:14)
ampy zay fa gadrao ilay io
efa samy nahita angamba ny malagasy rehetra fa ANDRY TGV dia mpanakorotana sy mpaonga mpanjakana!miseho azy ho tena manampahaizana ka mampanotany tena iany hoe :raha mahay izy dia tsy fantany ve fa z... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 03/03/2009 15:25
xxx ( 03/03/2009 12:00)
Andry TGV :tsy hijanona intsony ny fihetseham-bahoaka
Miantso ny sehatra tsy miankina mba hanatevin-daharana ny hetsika amin’ny alarobia. « Tsy misy antenaina intsony amin’io fitondrana io fa aoka ianareo ho tonga saina », hoy ireo mpandaha-teny e... tohiny
novalian'i yuka ny 04/03/2009 00:59
essera ( 03/03/2009 11:38)
Mba asio bouton mi-signaler abus le forum topko
Mba asio bouton mba mi-signaler abus ohatran'ny forum rehetra ireny ry zalah mpamorona ity trano-kala ity fa dia misy ohatran'ny any amin'ny bar mihitsy ny sasany manoratra.... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 16:35
myari ( 03/03/2009 11:37)
revy general fa tsy greve generale
tena tsy azon'ny olona mihintsy ny hevitra tian'i TGV ho lazaina fa toa mifanohitra @ tiany atao foana ny zavatra mitranga , teo hoe ville morte , toa tsy hita izay fankatoavana izany , izao indray h... tohiny
novalian'i ratavao ny 03/03/2009 14:27
essera ( 03/03/2009 11:36)
Le teny ratsy rangah mba ajanony
tony bandy itony d tena efa maimbo noho ny maimbo ary ambany noho ny ambany ny toe-tsaina. tsimatimanota no pseudo Miala tato elah fa etsoiko mpiandry eo ah Jereo ity teneniny ato [url]http://f... tohiny
novalian'i Annie2006 ny 03/03/2009 13:23
Noue ( 03/03/2009 11:25)
vaovao androany
[b]14H00 : FIn du 13 mai. Andry Rajoelina appelle pour demain les fonctionnaires + zones franches a le rejoindre. Un moyen de transport sera mis à leur disposition. Dans son discours Andry Rajoelina ... tohiny
novalian'i ralalaina ny 03/03/2009 14:15
radoreality ( 03/03/2009 10:52)
AMBILOBE [Njakatiana]
rado ihany e! zay mba manana an io tononkira io azfady d misaotra mialoha .... tohiny
nyavo2000 ( 03/03/2009 10:44)
600 Milliards no vola azon'i Andry hanonganana fitondrana
Vakio ity laha-tsoratyra eto ambany: ZARAZAO Et je le répète ce que je vais vous livrer maintenant est à diffuser partout. Car des questions ont été posées pour savoir pourquoi Andry n’a pa... tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 05:14
lemenakely ( 03/03/2009 10:36)
Aiza no misy fanjakàna ka 100% mazàva ny fitondràna ao?
Raha ny fahitàko azy aloha raha mbola eto an-tany na ao VATICAN aza angamba dia tsy ho 100% tonga lafatra ny fomba fitondràna ao , koa maika ve fa ny aty @ tany mahantra ? :idea: ... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/03/2009 12:15
salopard ( 03/03/2009 09:15)
ZONE ROUGE Ankatso et Ambohipo : nidiran'ny MIARAMILA
Eh oui, rehefa zahay dia tsy misy zone rouge izany. Ka raha izany ny vodiko izay zone rouge koa ve, tsy ho tifirin'ireo milaza azy ho mpiaro ny zone rouge... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 14:17
essera ( 03/03/2009 09:00)
Tianareo ho fantatra le bandy mpandroba ao am 13 mai ???
Salama daholo, Tamin'ny asabotsy lasa teo, raha nandeha hiakatra ny tenanay dia nisy andiana bandy jiolahim-boto eo ho eo amin'ny 100 ka hatramin'ny 200 eo niainga avy aty Behoririka (avance center... tohiny
novalian'i Noue ny 03/03/2009 11:33
Fanhaiky ( 03/03/2009 07:23)
Vaovao anio...
Toa efa mahazatra ny vaovao miseho isan'andro eh 1- Ny tetsy @ 13 mai sy Ingahy RAJOELINA 2- Ireo mpitandro filaminana 3- Ny fihetsehana any @ Faritra 4- Fiafandonana eo @ mpitandro filaminana s... tohiny
novalian'i lezama03 ny 03/03/2009 10:56
papajames ( 03/03/2009 07:04)
Troupe des Gangst et Voleurs (TGV) tarihan'i Andry Rajoelina
-Dia ireny araky ny nahitantsika azy omaly ireny indray ny fivorian'ny ireo fikambanana mpandroba sy mpanankorontana notarihan'i ralucky luke (Andry io ),vao vita ny fivorivoriana nataon'izy ireo dia ... tohiny
novalian'i essera ny 03/03/2009 09:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7722