Le teny ratsy rangah mba ajanony

1. essera ( 03/03/2009 11:36)
tony bandy itony d tena efa maimbo noho ny maimbo ary ambany noho ny ambany ny toe-tsaina.
tsimatimanota no pseudo

Miala tato elah fa etsoiko mpiandry eo ah

Jereo ity teneniny ato http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49abfd5ebf322
novalian'i Annie2006 ny 03/03/2009 13:23
2. Noue ( 03/03/2009 11:42)
essera:
Miala tato elah fa etsoiko mpiandry eo ah
ilay nohentina natao sorona teny @ 13 Mai ve io ee ???


:^) :^) :^) :^)
3. Noue ( 03/03/2009 11:45)
ekena kosa aloha fa tena mandreraka be ny teny ratsy lazain'lery ato eee :^) :^) :^) :^)
4. essera ( 03/03/2009 11:51)
Aleo hoa mifanasa vangy faraky zé henjana tsy quoi, fa tony site itony ve ry zalah mba harena hifampizarana tsy dia andoavana latsakemboka akory dia gafiana. Maty o azy ange no iafaran'itony d elah mpandefa karazana opa sisa no miserasera ato.
5. Oay ( 03/03/2009 12:21)
Noue:

essera:
Miala tato elah fa etsoiko mpiandry eo ah
ilay nohentina natao sorona teny @ 13 Mai ve io ee ???


:^) :^) :^) :^)

Noue a! olondehibe sy votompinoana ireny mpiandry ireny ary betsaka @ Malagasy no mitady sy mila ny fanampian'izy ireny ka ny hoe nentina natao sorona teny @ 13 mai d diso ihany raha ny fahitako azy satria olona efa feno taona izy ireny ka malalaka @ safidiny.
Momba ny teny ratsy d mahamenatra io fa ny tena mahamenatra d rehefa tiana ny hampanginan'ny vavan'ireny mpiteny ratsy ireny d tonga d mivadika miteny frantsay d tonga d mangina ry zalahy hita mihintsy hoe olona zatra voazanaka.
Zavatra efa hita moa izany raha mba nandalo tany ivelany tany ny tenanay d mba nijery fety nokarakarain'ny Malagasy d refa Malagasy ny mpiandry varavarana d be vava be daholo ry Mal Gachis fa vao misy fotsy hoditra eo ambaravarana d tsy misy sahy fa misafosafo loha.
Ka mampalahelo ny ataon'ireo miteny ratsy ireo satria na inn na inn tsy fitoviankevitra d okony hifanaja eto satria ity no mba sehatra azahoan'ny Malagasy mifanerasera, sady tsy hitako koa izay hifanompana satria olona tsy mifankahita anie é, fa raha mifankahita na hifamono aza inn ny olana.
6. andrywui ( 03/03/2009 12:35)
TSIMATIMANOTA IO METY RANGORY NAHAZO PS VAO2 IHANY IO
7. Annie2006 ( 03/03/2009 13:23)
Io teny lazainareo fa "teny ratsy" io anefa no teny fanaon-dRavalomanana isan'andro @ vahoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1684