Aiza no misy fanjakàna ka 100% mazàva ny fitondràna ao?
1. lemenakely
(
03/03/2009 10:36)
Raha ny fahitàko azy aloha raha mbola eto an-tany na ao VATICAN aza angamba dia tsy ho 100% tonga lafatra ny fomba fitondràna ao , koa maika ve fa ny aty @ tany mahantra ? :idea:
novalian'i andrywui ny 03/03/2009 12:15
2. Noue
(
03/03/2009 11:29)
mino aho fa tsy misy zany oe firenena tonga lafatra zany kosa eee ! raha tsy zany ve tsy natao oe paradisa ,??? dia mirongatra makany daholo ny olona kooo
3. Noue
(
03/03/2009 11:30)
tsy oe tonga lafatra fa 100% mazava ! dia avy tratra satria nisy nanodikodina tao ambadika tao nefa olona faran'zay natokisana
4. essera
(
03/03/2009 11:45)
Fa tokony hisy tonga lafatra à 70% ltié. Fa ny eto amintsika koa ange efa tonga lafatra 30% hatramn'ny nitondran-dra8 e. Tam Ratsiraka, 25%. Zany hoe raha kotina ny PIB d 5% fa poinsa ny hahavitana tonga lafatra à 70% raha tsy tendakanina be loatra ohatran'io ra8
5. Noue
(
03/03/2009 11:48)
tsss ! na aiza na aiza , asa re fa mbola tsy nahenoko oe 100% mazava zany eee ! tsy hita maha-jamba hono ny vola eee
6. andrywui
(
03/03/2009 12:15)
angah lety ry Essera misy 30% zany akory fa tonga lafatra 5% ny Fitondrako oa eeeéééééé !!!!
