Mampalahelo ny mahazo anazy...

1. Oay ( 03/03/2009 13:04)
Misy tantara mampalahelo d mba zaraina é! Misy namana nipetraka tany ivelany tany d nifanena t@ olona miaraka @ fitondrana @ izao fotoana izao d nody aty tanindrazana d niara-niasa @ mpitondra hanasoavana ny firenena d ny mampalahelo @ zaofotoana izao d ataon'ny olona aza lambo, d voatery nitsoaka any andafy any ndray ry zareo nefa olona tsotra mpanatanteraka baiko fa tsy mpamolavola hevitra anie é!
Asa ozy nareo fa tohina aloha ny foko é, i Ra8 no tsy tin'ny olona d ny mpanolotsaina tsy mahavita ninn no mihinana ny tsy finany voatery mitsoaka na any ambanivohitra na any andafy any.
novalian'i Oay ny 03/03/2009 15:54
2. Annie2006 ( 03/03/2009 13:09)
Tokony misaotra an'Andriamanitra izy fa tsy maty. Rariny raha tezitra aminy ny vahoaka satria namono ary nahafaty olona mihoatry ny zato mahery ity Ravalomanana ity.

Iza no mba olona tia mamono olona raha tsy mpanaradia andravalo? Izany ihany dia efa rariny hanenjehan'ny vahoaka azy.
3. andrywui ( 03/03/2009 13:14)
Annie a ! 200 mahery miitsy anie no notifirin'i Ravalo tamininy e ! :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. Annie2006 ( 03/03/2009 13:20)
Marina io. Na mihinam-bary aza misy latsaka hoy ntaolo. Tena resy be ingahy coutity. Manana diplôme "assassin" izao ity Ravalomanana ity ka faly mibitika ery.
5. ARINOFY ( 03/03/2009 13:42)
Ravalo ve no mpamono olona sa lay nandrisika azy ho faty?Fa naninona no tsy nankeny @ toerana nahafaty ireo olona maty ilay mpanome tso-drano?ny tena marina de tiana mihitsy ny hahafaty ny olona mba hanasoketana ny mpitondra.Moa tsy hatr@ nanombohan'ity tolona tsy misy vokany ity no nisy ireo faty olona ireo?arisika ny olona hihoa-pefy de tsy maintsy handray ny andraikiny ny mpitandro ny filaminana.
Raha tena vahoaka marina no mpanaraka anareo tgv ireo de aza asiana ny barrage sy ny fanaovana ramatahora fa ho hita eo raha hisy mpanaraka ianareo raha tsy ireo chomeur sy ireo very seza ireo.Aza sakatsakanana ny olona hiasa sy hianatra raha tena "vahoaka" marina no ao ambadikareo.Iza ny olona handeha hanary asa ka hitanin'andro eo @ 13 mai eo raha tsy ireo mpanao kodia kely sy tsy manan-katao?De manome courage anareo mpankeo @ 13 mai fa hisy mana latsaka avy any andanitra eo hohaninareo.
6. Oay ( 03/03/2009 14:01)
ARINOFY:

Ravalo ve no mpamono olona sa lay nandrisika azy ho faty?arisika ny olona hihoa-pefy de tsy maintsy handray ny andraikiny ny mpitandro ny filaminana.

Mino aho fa olon-dehibe ny mpandeha eny @ 13mai ary olona efa leon'ny zava-misy eto Madagasikara noho izany d tsy mahatoky aho hoe natao sorona izy ireo satria tsy zazakely.Manaraka izany jereo ny video fa tsy mbola nandika ilay faritra mena ny oul d efa nandeha ny tifitra.
[/quote]
Raha tena vahoaka marina no mpanaraka anareo tgv ireo de aza asiana ny barrage sy ny fanaovana ramatahora fa ho hita eo raha hisy mpanaraka ianareo raha tsy ireo chomeur sy ireo very seza ireo.
[/quote]
Ka ny mampalahelo amin'ireo namana lasa nody any ivelany any ireo anie d tsy ny oul eny @ 13mai no saika handoro ny tranony fa ny mpiara-monina aminy eo @ fokontaniny é!
Momba ny somera ndray d izy ireo indrindra ilay hiaran'ny jadona d izay no mahatonga anazy ireo manao vy very ny ainy satria efa tsy hitany intsony izay aleha satria ny marina d natao izay hampahantra anazy ireo.
[/quote]
ny olona handeha hanary asa ka hitanin'andro eo @ 13 mai eo raha tsy ireo mpanao kodia kely sy tsy manan-katao?De manome courage anareo mpankeo @ 13 mai fa hisy mana latsaka avy any andanitra eo hohaninareo.
[/quote]
Aiza kosa no d manao kodia kely daholo ny oul eo @ 13mai za mou tsy mandeha eny d tsy mahita fa ny sary hitako tsisy an'izany.
Annie2006 a tena marina fa mafy ho antsika angamba ny ataon'ity fitondrana ity fa na izany aza tsy rariny kosa raha hoe voatery hitsoaka any ivelany ny mpiray tanindrazana klé, aiza ve d valifaty lava izao no hiainana eto klé, ho anay mpiasampanjakana izao d ny vahoaka nojerenay d manao ny asanay izahay na d tsy mankasitraka ity fitondrana ity aza.Mafy anie ny ady eto ry Annie2006 é, ny vodipataloha misosoka raha mba mividy an'ilay vita sinoa vao anaovana d simba d ny fripe alou mba misy horaisina é!


7. xxx ( 03/03/2009 14:01)
Hilaza zavatra aminareo indray aho rankizy fa henoy aho satria efa miteny volo olona ihany hianareo.Ny hoe te-hamono olona iMr.Ravalomanana de tsy de ekeko loatra ,fa teren'ny Satana hamono olona no marimarina kokoa .ny antony de izao (mahalala azy tsara aho , ary izy mahafatatra ahy koa) mpiasa tao amTiko aho taloha TIKOBOYS efa renareo ve izany? misy sorona be atao amizao fahefana lasa mitsingeveheva hananany izao ,manavao ny fifanarahany tamin'i Satana izy aminizao fotoana izao satria voafetra ho isa masina ihany ny fe-potoana hitondrany eo (7taona =isan'ny Fahafenoana = isan'Andriamanitra fa zimbazimbaina) baiko avy amin ny Satana io ,fa (ny isa 6 no tena isan'ny Satana) izay midika tsy fahampiana na tsy fahafenoana ,nisy fotoan izay nangatahana ho sorona ny zanany na ny zafikeliny tsy nekeny anefa io fifanarahana io ka niova ho ràn-jaza indray ,marihiko anefa fa mitombo isa indray ny zaza apetraka raha tsy le zanaka na zafikely ,izany oe lasa mety ho X 6 na ho X 7 zany ny isan-jaza ,rehefa voapetraka ny sorona dia miandry ny confirmation avy amin'ny LOSIFERA lehibeny amizay izy ;marihiko fa tsy miseho aminolona i Losifera fa ny lefiny faha -3 no mifanerasera aminolona , ka de anjaranao ny mandinika fa tsy misy lainga na vazivazy izay nolazaiko teo ,raha misy manana fanotaniana hianareo dia ho valiako, Misaotra e!
8. Oay ( 03/03/2009 14:08)
xxx:

raha misy manana fanotaniana hianareo dia ho valiako, Misaotra e!

Iza alou ianao klé, mba omeo anarana zahay na anarana fopla aza klé?

9. yvonKEL ( 03/03/2009 14:21)
Annie 2006
fa ianao ve mba mieritreritra vao miteny sa tsy fitiavana oul tsotra izao ee.
Ra8 ve no namporisika ny fandrobana sy ny fandorana mangazay ka nahafaty ireo ampahany maro t@ ireo oul 100 mahery lazainao fa maty sa iza ee!
Ary le oe iletré lazainao: f'anga refa miserasera eto ianao de milaza fa tena mahay . Izay mangina rahavako volamena.vono vorona ny an'ny saka fa ny rora tsy ahafaty alika .
10. xxx ( 03/03/2009 14:36)
Hoy i Oay manao oe :
Hoy i xxx:

raha misy manana fanotaniana hianareo dia ho valiako, Misaotra e!


Iza alou ianao klé, mba omeo anarana zahay na anarana fopla aza klé?



Mr.Ramarosanda gaston na papagasy
11. xxx ( 03/03/2009 14:36)
ka maninona indray no tsy taritina eny Iavoloha hitifiranay anareo mianakavy!!
12. xxx ( 03/03/2009 14:40)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA
13. Oay ( 03/03/2009 15:54)
xxx:

Hoy i Oay manao oe :
Hoy i xxx:

raha misy manana fanotaniana hianareo dia ho valiako, Misaotra e!


Iza alou ianao klé, mba omeo anarana zahay na anarana fopla aza klé?



Mr.Ramarosanda gaston na papagasy


Misaotra anao Andriamatoa Ramarosanda fa d ny fangatahako raha sitrakao d ny mba tsy ho xxx ilay mpandefa ny hevitra fa mba i Ramarosanda satria ny antony amin'izay d mba homen'ny oul lanjany ilay hevitrintsika satria ny hevitra toa ny tera-bary ka tsy azo aha tsy @ olombelona, soso-kevitra ihany ny ahy fa olon-dehibe sy manana fahalalana ianao ka tsy azo terena na vozonana.Misaotra anao namaky ny hafatra ary manantena ny hifanankalo hevitra ankitsipo aminao i Oay! Oay aza gaga hihihi... Tsiky dia ampy serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0638