revy general fa tsy greve generale

1. myari ( 03/03/2009 11:37)
tena tsy azon'ny olona mihintsy ny hevitra tian'i TGV ho lazaina fa toa mifanohitra @ tiany atao foana ny zavatra mitranga , teo hoe ville morte , toa tsy hita izay fankatoavana izany , izao indray hoe : greve generale ,toa tsy hita ihany izay vokany , rehefa tena dinihina hay REVY general no tian'ingahy ho tanterahana , dia @ izay ny mpanaraka azy mirevy tsara @ fandrobana , @ fanaovana barrage , @fihantsiana isan-karazany . ka mety mbola ho revy be sahala @ izany atsy hoatsy no hiaindry ny firenena ho entiny rehefa tonga eo izy.
novalian'i ratavao ny 03/03/2009 14:27
2. Noue ( 03/03/2009 11:41)
ka ny olana oa dia izy be complexe de superiorité be loatra dia tsy arak'lery intsony ilay fika eee ! sao dia noheriny oe andeha dj aza ny olona ee ??? :-D :-D :-D :-D :-D
3. essera ( 03/03/2009 11:49)
Mba jereo ihany ltia ny cursus lé oul fa tsy DJ lava izao no averimberina. Mba teneno ahy ange raha mba mahay hoe inona ilay formation nataon'i Andry. Dia inona ny loka azony momba ny fitantanana. Dia rehefa voavaly izay d mba mitovitovy lenta aavo teknika eo amin'ny sehatry ny fahafantarana.

Jereo ny an'i Ravalomanana hoe inona marina moa ?

Diplôma hena maso ange lti reny tany chine ireny e. Diplôme diplomatique. Azon'lisany le tiana hahatongavana. Hanao zavatra eto ny sinoa d dokafana mihitsy aloha ra8 mba ho tena halalaka ny lalana.

Mijereva documentaire dia hoe firy isan-jaton'ny olona eto an-tany ny sinoa. Efa mitady lalana izy hahatongavana amin'na firenenana vaovao hipetrahana, ary mbola hilevina aty am lah daholo ireo sinoa ireo fa minoa ahy.

tsy mandedé foana io zama fa mba mieritrereta.
4. myari ( 03/03/2009 12:04)
tsy any @ formation na ny diplaoma intsony izao no resaka , na hoe iza mety ahavita hitondra na tsia , fa ny hita mibaribary izao dia ny tsy fahaizana mitantana ny tolona , be anie no be diplaoma fa ny fahaizana samy manana ny azy , ary be ireo tsy nandia fianarana akory kanefa dia mahay mitantana , ka aiza @ ireo no hikilasianao an'i TGV
5. andrywui ( 03/03/2009 12:12)
: Noue [ Valio ] 03-03-2009 12:41:19
Lohateny : Re : revy general fa tsy greve generale
ka ny olana oa dia izy be complexe de superiorité be loatra dia tsy arak'lery intsony ilay fika eee ! sao dia noheriny oe andeha dj aza ny olona ee ???




kakeriko elah ra mbol bevava be otranio farany !! hi hi hi hi :oops: :oops: :-D :-D :-D :-D :p :p :p :p :p
6. ralalaina ( 03/03/2009 12:51)
myari nandra a, tolona mandeha tsara io,efa ho tonga @ tanjona izao zahay ko lazainy tena fa tsy mahay mitatana,fa ra8 kosa aloha tena mahay mitantana @ fangalarana e,
7. yuka ( 03/03/2009 12:59)
zany foana ny anao ralalaina domelina aa! film efa mande lava eto :-D :-D :-D
8. ralalaina ( 03/03/2009 13:02)
ngah mahatsiaro ho voadina azafady e
9. andrywui ( 03/03/2009 13:04)
Aoka anao kosa Ralalaina ry Yuka fa akamako be io aa!!! amahay io !! manatsaina io !! mahery io !! ka ze miteniteny an-dralalaina eo de ho ampihinaniko ko izy zay an !!! avelao izy hanome lesona miadana sy ampahamarinana ato !
10. yuka ( 03/03/2009 13:09)
aza feranareo tgv jadona tsy hiteny zany zay!!
apinano raha laninao fa tsy koi :-P
11. ralalaina ( 03/03/2009 13:18)
tsy ampy hoanina ianao ry yuka fa mipetraha tsara,dona kely izay aza efa mipitrapitra mampalahelo ery fanimpanina ohatrany ireny olona mamon-drongony ireny,tsy misy miatra anao zany eo
12. ratavao ( 03/03/2009 14:27)
Fa R8 kosa alou mahay mitantana e, n'aiza² aleha :"miasa ny mpiasa, mianatra ny mpianatra" io fona no voizina atsy sy aroa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1199