sao mba misy mahalala

1. menvasoua ( 03/03/2009 12:15)
Manao ahoana daholy! za ry reto maina be ny tendako de avy eo ohatrany kenda izany aho , ary tsaroko hoe mijaly mintsy za @ le izy .
efa tany @ Dokotera ah fa nolazainy hoe vomise(vomissement) izany no mahazo ahy ,ary DAKTARIN gel io no fanafody nomeny ahy,tena mankarary vavony be nefa io ary mila tsy ho zakako mintsy.@ izay ela fiasa .
ka sao mba misy mahalala fanafody tsaratsara kokoa noho io no tsy maheribe sy lafo tahakany io.ny tena tiko izany le fanafody mba azo amboharina ireny raha misy mahafantatra e,miangavy antanandro re an,
de misaotra mialoha hoanizay mamaly
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 12:35
2. hery ( 03/03/2009 12:40)
Sao dia ilay manao reflux ireny no mahatonga an'io?

Miakatra ny asidra avy any amin'ny vavony dia mandoro ny tenda.

Mila mitandrina amin'ny sakafo. Ajanona ny matavy, menaka be, toaka, excitants sns.

Jereo ireny fanafodim-bavony ireny.

http://www.passeportsante.net/fr/Maux/Problemes/Fiche.aspx?doc=reflux_gastro_oesophagien_pm raha io no manjo
3. Lejoba ( 10/03/2009 15:51)
fa tena sûr ve aloha hoe ilay reflux ilay izy. sao tsotsotra kokoa : miaina @ vava ianao? Satria izay dia ampy hahamaina tenda toy io lazainao io (ohatra rehefa tsentsina ny orona). Tonga dia toy ny kenda tsy mahatelindrora izany raha tsy elaela
Raha mampiasa chauffage ianao dia asio rano @ kôpy eo ambony radiateur na mampiasà mihitsy humidificateur d'air fa ny rivotra maina loatra koa mety hahamaina tenda.

Nolazain'ny dokotera koa, raha @ fotoana raikitra no manamaina ny tenda, ohatra,ora roa aorian'ny sakafo, dia ny viande rouge no mila ahena ny habetsahany isaky ny mihinana. Tsy foanana akory fa ahena fotsiny.

Diniho dia lazao anay ny tohiny sao mba mahasoa ny namana eh
:-* :-* :-*
4. mibalika ( 15/03/2009 12:35)
miarahaba,
angamba tsy d tsara loatra ny mihinana marikivy sy excitants(sakay sns...mahereza misotro dite na tisane;misy tambavy koa eny ampivarotra momban'ny aty sy vavony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4282