Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 03/03/2009 06:24)
Ny vahaolana no tokony ho jerena
Zao dadatoa ndao hiaraka hijery vahaolana fa tsy misy dikany izany hoe zaho mpomba an-dRavalo izatsy miaraka amin'ny TGV. Efa manomboka sempotry ny crise ny vahoaka ka raha tsy voavaha alohan'ny 15 ma... tohiny
marobiby ( 03/03/2009 06:20)
Manembona aho reroy
vehivavy no mihira azy.Tô hiran'ny lôlô le izy nefa nga mo lôlô misy vehivavy... tohiny
novalian'i anjaro ny 03/03/2009 06:44
tataka ( 03/03/2009 05:59)
Izahay Mpomba an-DRAVALOMANANA ary manohana azy
Tsy menatra ary mijoro hatrany izahay Mpomba an-dRAVALOMANANA ary manohana azy. Tsy hiandry ny ho domin'ny lanifanahy foana fa mba mamaly ihany koa. Io no Président lanim-bahoaka aminay ka na hitatat... tohiny
novalian'i penguin ny 04/03/2009 06:21
penguin ( 03/03/2009 05:51)
Faty kila 5 hita halevina am-batan'oron'i andry TGV
Voaporofo ny fanirahan'i andry TGV ny olona tarihiny tamin'ny fandoroana sy fandrobana tetsy sy teroa. Rehefa henoina fotsiny dia milaza i andry TGVendrana fa misy olona voakarama handroba kanefa nent... tohiny
novalian'i penguin ny 03/03/2009 14:27
xxx ( 03/03/2009 04:33)
Ravalomanana ramasse les pots cassés
Et encore des dégâts et des dégâts. Les pilleurs ont continué : exprès ou partisans mal maîtrisés ? C’est pas encore très clair mais une chose est sure : l’équipe de rajoelina vide la rÃ... tohiny
novalian'i essera ny 03/03/2009 09:29
macpro ( 02/03/2009 23:12)
BETTY
Miarahaba anareo eto amin'ny Serasera nandefa hira maromaro an'i Betty ny tenako, telo andro izay, nefa hatramin'izao dia tsy mbola validé, inona no mety ho olana? Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i hery ny 03/03/2009 09:18
ratonga ( 02/03/2009 21:46)
Novetavetain'ilay rangahy ny kisoa. (Midi M.)
Nasaina nosoloin'ilay rangahy ny kisoa novetavetainy Tratra am-bodiomby nanao firaisana tamina kisoan'olona, tao Fotsialanana, kaominina Ambatoafo, any amin'ny distrikan'i Sambava, ny rangahy iray to... tohiny
novalian'i zita ny 12/03/2009 12:56
rangorivao96 ( 02/03/2009 21:23)
Za angah maty zan fa lasa gentil be fotsin aho ! FAY e!
Misy miteny ato oe maty Rangorivao e !vita lery e! voapala teo e! sns .... ny tena marina de nanokana fotoana hivavahana mitsy ah aloh rehef voahantona teo mba handinihak teNa ! ka izao de hIvern amin... tohiny
novalian'i essera ny 03/03/2009 08:45
rtcflora ( 02/03/2009 20:10)
za mila rano ry panao politika sambava pogany e
tay amnamany be fa za zao aty sambava tsisy rano jirama fa rano @lavadrano no mba sotroina ,arabe tsisy poto na iray monja aza tsisy fiainana mlam mintsy; ravalo pogany tokony miala de ze olona vaov... tohiny
novalian'i ravol ny 03/03/2009 18:54
Noue ( 02/03/2009 18:32)
tsy harary ve ny fokelin'i tgv ?
tsy harary ve ny fokelin'i tgv raha mahita oe ny zavatra ataony dia fanapotehina, fandrombana, fandravana, fanakorotana mais en attendant ny president Ravalomanana manohy hatrany ny asany ee ??? Le... tohiny
novalian'i orthon ny 04/03/2009 05:53
tsimatimanota ( 02/03/2009 18:19)
VIVE TGV...
...FA NAHAZO OLONA AMPOLONY MARO ANIO HO ELA VELONA NY HENATRA SY NY MPILOKA SY NY MPANGERY ANTSENA IRENY TAO @ TRADING CENTER IRENY DAHOLO NY OLONA TSY HITA ASEO @ VIVA VIVE LA REVOLUTION ORANGE K... tohiny
novalian'i xl ny 03/03/2009 04:11
andrywui ( 02/03/2009 17:57)
Annie2006 a! tena faizo maf miitsy reo Ravaloiste reo lety a
Tena mahatoky anlah ah lety ry Annie2006 fa tena ho petahanlah mafy any mihitsy ireo Ravaloiste ireo anio kah !!! aza hitsitsiana rotsakazo mihitsy Annie2006 a !! fa ny zanaka tiana no hanarina sy f... tohiny
novalian'i molota ny 03/03/2009 10:29
Noue ( 02/03/2009 17:14)
Aza lotohina ny sainam-pirenena
[b]13H40 : fin du 13 mai. Andry Rajoelina demande a ses partisans de venir avec un drapeau marqué de noir pour demain[/b] Malagasy ianao ry tgv ! Malagasy ianareo zay manaraka azy fa [b]aza lotohi... tohiny
xxx ( 02/03/2009 16:39)
tandremo ihany ry zareo a!
miala tsiny amin'ny teny vahiny. Dommage koa izany tsy tafavoaka eto ilay sary fa mahatsiravina be : ny mloha nonon'ilay vehivavy sy ny manodidinany misy trous mihisa 30 dia misy lohana larve kely... tohiny
novalian'i Ratoa ny 02/05/2009 23:40
ronaldo09 ( 02/03/2009 15:38)
Iza marina moa ireo miseho ho mpomba an-Ra8 ato?
Mety ho gaga angamba isika hoe iza ireo mbola sahy ho manoha sy mandoka an'ilay iray iry ato!Izy ireo dia tsy iza fa ireo Ambasadaoro miasa sy monina any ivelany,ireo mpanolotsaina ao amin'ny ambasa... tohiny
novalian'i yuka ny 03/03/2009 12:20
Rafahafahana ( 02/03/2009 15:24)
Aza mety
Tsy manana toerana anie ny mpanao politika gasy aty frantsa é. Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 18:21
rabingogilabanga ( 02/03/2009 14:35)
RAVALOMANANA no itenenandratsy ny fiangonana malagasy
1°)Na ny pour an-dravalo izay mi-critique an'i Odon RAZANAKOLONA http://www.sobika.com/forum/viewtopic.php?t=18672&sid=faf14beab8c4589843281af69e2ea499 2)Na ny Mpomba NY TGV, izay mi-critique ... tohiny
novalian'i molota ny 02/03/2009 18:11
mimick ( 02/03/2009 14:05)
fitiavana!
f de ef tsy maints mijal fona ve ny vehivavy ref oe tena ti bandy iray sa ny kofa mints no voaozona ampirafy sy ampijal ar mampifila sipa e!!! :o ... tohiny
Annie2006 ( 02/03/2009 13:56)
Nisy nitifitra ny filohan'ny Guiné Bissau
Aiza ireo Union africaina milaza LEGALITE izany? Io hoa rehefa tsy tiam-bahoaka ka mifikitra amin'ny fitondrana dia izao ihany no hiafarany e. Na LEGALITE sadasada io, na MAJORITE tsy ampy olona fol... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 02/03/2009 22:18
tolonmpiasa ( 02/03/2009 13:45)
grevy angaha???
GREVY ANGAHA??? Mipepipepy mibaiko Mpiasan'ny Zone sy ny Mpiasam-panjakana higrevy ry 13 mai. Amin'ny anaran'ny demokrasia hono e. NY TENY FITAKA FA NY ATAO NO HITA. Koa tsaraonareo @ izay nata... tohiny
novalian'i Andribe ny 02/03/2009 19:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0473