Ny vahaolana no tokony ho jerena

1. rabaradaka ( 03/03/2009 06:24)
Zao dadatoa ndao hiaraka hijery vahaolana fa tsy misy dikany izany hoe zaho mpomba an-dRavalo izatsy miaraka amin'ny TGV. Efa manomboka sempotry ny crise ny vahoaka ka raha tsy voavaha alohan'ny 15 marsa io dia vita hatreo avalo. Izao dadatoa no sosokevitra : samborina TGV ary manangana governemantan'ny firaisam-pirenena. I Ravalo ndray dia président d'honneur sisa fa Premier ministre neutre avy amin'ny FFKM no omena pouvoir avy eo asiana vicepremier ministre roa ka ny iray avy amin-dRavalo ny iray avy amin'ny mpanohitra (izay vonona). Raha io no hatao dia milamina vetivety io.Zay dadatoa fa zaho koa efa drodroka a
2. ifiona ( 03/03/2009 06:44)
sali dadatoa homme d'eglise ve no omena pouvoir, fa nga Dago marina tsy Etat laïque e, toa lasa miditra @ sehatra politika koa ny mopera kle

8O
3. yuka ( 03/03/2009 06:58)
Tsy vahaolana izany dadatoa aa! amiko rehefa fitondrana tsy azo amin'ny alalan'ny fifidianana dia tsy izy zany.Tsy mety zany manora-tena toy ny voatango izany! sady efa maro loatra ny fandikan-dalana nataon'ireo TGV ireo ve dia mbola homena seza indray :roll: :?: :?:
Sady izaho tsy matokitoky ireo milaza neutre ireo indrindra fa ny FFKM!
rehefa tsy tateraka ve ireo ry dadatoa hikorotana sy hitarazoka ny crise???
koa raha toy izany dia mahazo fahefana,ka tsy ho lasa fomba fanao amin'izay fanjakana rehetra hijoro eo ve ???
Atao fanao ndray ny manangonolona 5000 eny @ 13Mai dia mitaky tetezamita,dia manelanelana ny FFKM de avy eo mahazo seza BIZNA vaovao ndray zany sady tsy ratsy no mahatafa.
4. dalie ( 03/03/2009 08:05)
Tsy vahaolana kosa izany lazainao izany tsy ekenay ny hisamborana an'i Andry
5. andrywui ( 03/03/2009 09:02)
ha ha ha Ho samborina iza ? TGV ? manonofy ve rabaradaka sa tsy natory tsara halina e !!! sao mivadika ny olona tokony ho resahinao dadatoa ? tsy Ravalo ve ry akama no tokony ho samborina a ! na innn evenement mitranga am firenena de zay mpamono olona ihany no tsy mahazo rariny intsony fa tsy maintsy miala teo !!! ka zay no ataoko oe aoka kely ny filazanlah fa TGV nosambrona fa ny mpamono olona afaka migilabona be ataonlah president d'honnneur !! he h he he de paiso aby zany ny olona ee !!! ieee ko tsary nareo mo leretsy no voatifitra havana zoky ,zandry ,olon-tiana..... bodoina tany amina hekitara maro tany Alaotra ,ankorondrano , antonibe ,...kou innn tokoa mo no mamparary anareo ,, tsary anareo no mikarama kely(28euro) ka aharary anareo ve ?? ny anareo ny karama mety 2.000.000fmg angamb de mandatsa ny mpikarama 300.000fmg ee!(0,75euro/jr ,75centimes/jr) kou aharary anareo ve zany fa mandatsa azy ary no toa ataonareo amity oe atao president d'honneur ty !! eny e! mbola ihiratra ihany angamba ny masoandron'ireo Malagasy 20tapitrisa ireo indray andro any ka miongana teo Ravalo ,! fa izao aloh de enfer no hiainany !!! :-w :-w :-w :p :p :p :p :p
6. rabaradaka ( 04/03/2009 06:06)
Zao dadatoa, efa tena krizy ange ny vahoaka e, sa izay no tiantsika dia samy hifamely eto ? Ny FFKM ange dadatoa tsy hoe hanao politika e, izy no mpanelanelana, fa tsy ekeko kosa lay hoe aleo hijanona amin'izao fa aza kitihina Ravalo, non et non kosa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773