Nisy nitifitra ny filohan'ny Guiné Bissau
1. Annie2006
(
02/03/2009 13:56)
Aiza ireo Union africaina milaza LEGALITE izany?
Io hoa rehefa tsy tiam-bahoaka ka mifikitra amin'ny fitondrana dia izao ihany no hiafarany e. Na LEGALITE sadasada io, na MAJORITE tsy ampy olona folo miaro io.
TANDREMO fa ato afrikan'ny Union africaina no misy an'io.

répondu par TEGEVE le 02/03/2009 22:18
2. Oay
(
02/03/2009 14:08)
Annie kosa é! Za efa ela be no nanokatra lohahevitra hoe Maty ny prézida... d tao ny nilaza hoe aza manao sangy ratsy, tao ny faly...
3. Annie2006
(
02/03/2009 15:15)
Marina fa tsy hitako ilay izy.
Izy kosa aloha misy dikany e: Tsy ny hery no ahafahanao mijanona eo @ fitondrana rehefa tsy tian'ny vahoaka intsony ianao. Ny hery anefa azo hiakaranao @ fitondrana. izany raha afrikana.
Hendry be hoa ingahy ANDRY TGV sy ny vahoaka malagasy fa raha tao afrika ity jadon-dravalomanana ity dia BALA no naroson'ny mpanohitra azy.
Hisaorana an'i ANDRY @ izay fahendreny izay. Ary lasa rariny be ilay Transition.

4. yuka
(
02/03/2009 15:28)
IRENY VE NO ATAO HOE HENDRY :evil:
Mbola hendry lavitra ny panohatra manerantany miandry fifidianana,fa tsy manao fombana BABAKOTO toy ny AFRIKANINA mainty fa tsy ny afrikanina rehetra akory!
Ny firenena mahantra foana no manondrana toy izao :roll:

5. curieux
(
02/03/2009 17:07)
Tena mahagaga ho'a ireto afrikanina ireto : mba jereo anie ity e http://fr.allafrica.com/stories/200807170869.html
6. Annie2006
(
02/03/2009 17:13)
Aoka isika tsy hialona @ fahendren'ny ANDRY TGV. Ravalomanana aloha dia atahorako sao dia hiafara @ ity filohan'ny Guinée ity satria tsy avelan'ireo MAFIA INTERNATIONALE hoa izy.
7. TEGEVE
(
02/03/2009 22:18)
anaka annie2006 tsy fombantsika ny maniry loza olona fa mety hiatra @tsika ny zava-doza (l) (l)