fitiavana!

1. mimick ( 02/03/2009 14:05)
f de ef tsy maints mijal fona ve ny vehivavy ref oe tena ti bandy iray sa ny kofa mints no voaozona ampirafy sy ampijal ar mampifila sipa e!!! :o
2. mampahery ( 02/03/2009 14:15)
tsy oe voatery mampirafy ny lehilahy fa arakaraka ny zanatra ataonareo vhvvy ihany no mahatonga anay lhlhy mampirafy,ohatra ny vhvvy vadiny be kizitina manakiana foana,na mitabataba ravao misy zavatra kely tsy hifankazahoana tsy mba mahay mandefitra fa makaleo be,ka @ zay io lehilahy io no mahita sipamahay manambitaby azy de lasa tia tampoka izy. :lol:
3. vaninna ( 03/03/2009 22:12)
fa ianareo lhl ve zany tsy azo kianina mihitsy é? fa raha vao kianina na dia hita hoe diso aza dia manao taridositra? lol
4. mampahery ( 04/03/2009 08:44)
TSY ANY KOSA E?ny tiako tennne de zao,izahay lhlhy de olona !mora resahana iza @ ireo bandy ato no manda an'izny.nefa kosa mora leo.RAISIK LE OE TSY AZO KIANINA.izahay de mandefitra rehefa diso,na manambitaby fa tsy toa ny vhvvy tsy azo ampanginina fa mitabataba be ndrai2 aza eny imason'olona eny no mifanalabaraka,torohevitra no omeko an-tsika lhlhy oe na iza diso na iza de any an-trano no mifandamina fa aza eny imason'olona eny fa manala baraka.
5. Mirananirina ( 04/03/2009 13:14)
Ireny kosa aloha tsy rariny e.Ary tena misy ny manao io an.tsy miady raha tsy eny imasombahoaka dia misy mifanompa sy mifandatra mihitsy.
Raha izaho koa aloha ny bandy dia miala aho.nefa misy koa bandy be vava sy manao sipa toa io an.
Raha misy olana ao antokatrano dia tsy mety diso mihitsy ianareo lhl.
Tsy maintsy ny vhv foana no diso na dia efa tratra mampirafy izao aza:noho ianao ihany no antony izao sns............ :roll: :roll: :roll:
6. 08051972 ( 04/03/2009 16:41)
mimick:

f de ef tsy maints mijal fona ve ny vehivavy ref oe tena ti bandy iray sa ny kofa mints no voaozona ampirafy sy ampijal ar mampifila sipa e!!! :o

Zà ko t@ mbola tanora de nieritreritr'an'zany fa ny marina isika vevavy no manaiky ! dikan'izany de mbaatôvy koa e!

7. mampahery ( 05/03/2009 07:57)
hoan'i 08051972 de izao,ny anao tsy toro-hevitra hoan'ireo diso lalana fa vaomaika mampirisika any @ ratsy noho izany de jiolahy mbavy enao.
8. ninimalala ( 06/03/2009 04:25)
Ny fahitako azy kosa de izao, misy lhl maro fa tsy iray tsy hitako akory oe kizitina na maninona le vhv fa to mandefitra ao fona nefa de mampirafy ra lhl, ny lhl mahitsy no voaozona angamba de mba ekeo zay ry lhl oe voaozona zahay fa aza atao hoe kizitina le vhv na izao na izao, mora leo hoy enao, fa ny vhv ve zany tsy mba tokony ho mora leo ko. Amiko de tsotra tsy asina lahy sy vavy io fa matoa enao nanaiky hiaraka @ olona iray tsy ny tsara ao aminy fona no tokony hitiavana azy ka hanajana azy fa ny ratsy fanaony sy ao aminy ihany koa ka noho izany ra iny olona iray iny ny safidinao de hajao de atoroy rehefa misy tsy tinao fa tsy oe kizitina sy ny oaoaoa, tadidio fa nareo lhl ko anie manana ny toetra farany izay ratsy tsy tokony ho tantin'ny vhv ko e, fa ra tiana hono ny vady de leferina zany rehetra zany. Maniry antsika rehetra ary mba samy handray ny tandrifiny avy de milamina io fiainana io eh
9. vahiny2004 ( 06/03/2009 14:04)
mampahery:

tsy oe voatery mampirafy ny lehilahy fa arakaraka ny zanatra ataonareo vhvvy ihany no mahatonga anay lhlhy mampirafy,ohatra ny vhvvy vadiny be kizitina manakiana foana,na mitabataba ravao misy zavatra kely tsy hifankazahoana tsy mba mahay mandefitra fa makaleo be,ka @ zay io lehilahy io no mahita sipamahay manambitaby azy de lasa tia tampoka izy. :lol:


Izaho aloha tena tsy manaiky an'io mihintsy . Nahoana no aty aminay foana no apetrakareo ny olana ? Nareo no te hanalava rambo any dia izahay no manan-tsiny ? NON ny valiny

Inona no mahakizitina ny vehivavy sasany : kamo velona ny lehilahy sasany, tsy mba manampy @ raharaha .... etc, vizana ilay vehivavy dia kizitina
- lasa tsy mahavaha tena intsony ilay vehivavy fa sempotra @ fitaizana, ramose mialangalana ery , farany dia mijerijery sipa metimety

Aiza izy rehefa hoe handeha hivoaka izany, ianao sady miomana , mitolona zaza 2 , soloina akanjo , omanina ny entana kely ... rams ery mihamikamina mamely ny aiza ny lobako , aiza ny bas-ko , aiza foana nareo ???

Ka mba jereo ny ataonareo sy ny tenanareo fa aza atao fialana olana mihintsy ny vehivavy azafady indrindra


10. ninichantal ( 20/05/2009 05:36)
bjr,
Courage fona alou ry zareo a, fa refa tia d natao ijaly fona na lehilahy io tianao io na vehivavy. Jesosy anie ka tia antsika d natao ijaly noho izany fitiavana antsika izany e. Za zao d ol tena itako fa b fitiavana fona na ovina na ovina no nitia, indrisy nefa fa d vo maika mijaly fona; fa tsy atao ny kivy fa misy fona ny tsy tia ka sao faly ny fahavalo e. Refa natao itia enao d tsara izany fa any andanitar ny valimpitianao. Valio soa fona ny ratsy di amitiava fona e. Fa mbola hotsaron'izay tsy tia enao @andro farany ka atsiarovany ilay fitiavanao. Ny tody anie tsy misy e, fa ny atao no miverina.
Io fitiavana io fona no mahatonga ny zvtr rehetra. d refa tsy tia ny ol d vava ratsy sy fankahalana fona sy fifosana no ao ambavany fa tsarovy fona zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0905