Manembona aho reroy
1. marobiby
(
03/03/2009 06:20)
vehivavy no mihira azy.Tô hiran'ny lôlô le izy nefa nga mo lôlô misy vehivavy
2. anjaro
(
03/03/2009 06:44)
Hiran' ny tarika Mahaleo io fa tsy Lôlô zany. T@ spectacle Mahaleo anniversaire reny no niangalian' ny andriambavilanitra io hira io.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.4477