Za angah maty zan fa lasa gentil be fotsin aho ! FAY e!

1. rangorivao96 ( 02/03/2009 21:23)
Misy miteny ato oe maty Rangorivao e !vita lery e! voapala teo e! sns .... ny tena marina de nanokana fotoana hivavahana mitsy ah aloh rehef voahantona teo mba handinihak teNa ! ka izao de hIvern amin'ny fahendrena aho ! fa saingy kosa hanao TGV ah fa tsy mety amiko le vono olona be nataon'ny TIM reny de tsy mety amiko koa ity vola natao dika sary fotsiny fa tsy marina navoakanareo ka nahavoahantona an'i Pengiun rahalahiko ity !! malaelo iany ah lasa i Pengiun nef zay moa izany ref voa mangina !!! FA NY TOLONA MITOHY ARY HO ATAO MAFIMAFY NOHO IZAY SATRIA VOAHANTONA NY NAMANAY IRAY ANDROANY DIA I PENGIUN IZANY ! VELOMA LESY A !! TOMBON DALANA NY ANLAH E :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
novalian'i essera ny 03/03/2009 08:45
2. xxx ( 02/03/2009 22:18)
i penguin iahany milamina lesy ela ea wiwi soa dia tratran'ny ampamoaka eto voa tonga saina :-D :-D :-D
3. TEGEVE ( 02/03/2009 22:22)
anaka andrywui tsy mety ny mangalatra ps rangorivao96 izao i ,rangorivao69 efa nogadraina fa miteny ratsy (l) (l)
4. andrywui ( 02/03/2009 22:53)
fa za ian ve no fantatrilisany e! misy Penguin fopla de za misy ravalomarc de za!! misy ndray Rangory96 de mbol za iany !! aiza ary no ahitako vola hividy PS bobaka be atao ato aminlaiisany e!!!!! afaka hanotanian tsar ane ra-hery atsy e!! de hotanlaisany ra izah io !! tsy hitako mits ze hitovizako aminio !!


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
5. TEGEVE ( 02/03/2009 23:04)
anaka andrywui aza mora tezitra ianao ,ilaina foana ny mi-garder ny sang froid,mitovy ianareo fa samy demony lava tandroka (l) (l)
6. andrywui ( 03/03/2009 08:43)
tena vitaiko elah ra-tezeve rah mbol averinlah amiko io teninlah io tena kozy e !! ataoko mahamay ato ane elah ! fa ts ampy haodikodiko mivoka miditra ato ra mbol tezeve io ! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: IALAHY IO TEZEVE MPISOLOKY TGV
7. essera ( 03/03/2009 08:45)
Salii
Rangory le tena pteny ratsy s panopa ve io sa tsy izy.3 Sao d misandoka ko ar lery zany.

Za mantsy no niantso emmonat tam navoa an'ilay rangory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529