Fahafahana = barazy, Maka Ministera, haka Mpiasam-panjakana
1. penguin
(
04/03/2009 06:17)
Efa fantatra hoy andry TGVendrana ny anaran'ireo mpandraharaha sy orin'asa lazainy ho mpisolelaka. Androany hono no hitsarana ireo orin'asa manohatra ny tolona TGVendrana. Izany ve no fahafahana sy demokrasia sa FANERENA ?
novalian'i xxx ny 04/03/2009 11:04
2. rahiratra
(
04/03/2009 06:24)
Izay ilay hoe tsy tompon'ny tenany fa baikon'olona. Hafa ny tononon'ny vavany ary hafa ny alehan'ny tànany. Tsy fantany hoe mifanohitra ny zavatra hataony. Tsy hekena hanaram-po intsony ireo fa ampy izay
3. yuka
(
04/03/2009 06:46)
Tsy mbola mahazo fahefana ary izy de efa tsy mahatanty demokrasia sahady!
TGVsa Ravalo no jadona ry ralalaina sy andrywui a! :-D :-D :-D :-D :-D :evil:
TGVsa Ravalo no jadona ry ralalaina sy andrywui a! :-D :-D :-D :-D :-D :evil:
4. ralalaina
(
04/03/2009 07:37)
fa maninona tsy avela andeha any @ 13 ny mpiasam-panjakana fa rahonana e,sahala ny any @ zone franche zany no demokrasia nareo,tsy mahazo alalana hiteny,aleo halainay any mihintsy de hitanareo fa momba anay ny 85% ny mpiasa
5. nalison
(
04/03/2009 08:08)
efa miteniteny foana tgvnareo io.hanala ilay vazaha ao @ air mad hono dia haka ny mpiasa hitokona.misy manome tolaka ireo mpanolotsaina azy ireo .
mpanakarena ts mahavidy gazety angamba ireny ka tsy mahalala we efa ela no lasa nanao veloma ireo vazaha tao amin'ny air mad
mpanakarena ts mahavidy gazety angamba ireny ka tsy mahalala we efa ela no lasa nanao veloma ireo vazaha tao amin'ny air mad
6. penguin
(
04/03/2009 10:55)
Sahala ny adala fa ny mpivaro-boanjo sy makorelina angah no mahay izay hasolo ny vazaha etsy sy eroa. Ny raiamandrenin-dry zalahy milelaka vazaha nefa ny vahoaka tsotra no hadalaina. Fa hiverina "nationalisation" amian'ity 2009 ngah ity TGVendrana ity ?
Tonga saina ny olona dia manantona eo @ 13 mai kanefa rehefa tonga saina izy fa poakaty ireto mpitarika ka miala izy dia terena hiverina sy hitondra ny namany.
Tonga saina ny olona dia manantona eo @ 13 mai kanefa rehefa tonga saina izy fa poakaty ireto mpitarika ka miala izy dia terena hiverina sy hitondra ny namany.
7. xxx
(
04/03/2009 11:04)
ralalaina:
fa maninona tsy avela andeha any @ 13 ny mpiasam-panjakana fa rahonana e,sahala ny any @ zone franche zany no demokrasia nareo,tsy mahazo alalana hiteny,aleo halainay any mihintsy de hitanareo fa momba anay ny 85% ny mpiasa
Hita mihintsy ianao fa TGV, avadikao ny resaka .
Lucky Luke nareo no milaza hoe avoaka ny mpiasa sy ny mpianatra , ny olona tsy te handeha izany terenareo ho eny.
Ny te handeha tsy misy mitazona mihintsy fa mandehana , tsofina rano
