Samy manana ny andraikiny. Miaramila, Mpitsara, Filoha sns
1. penguin
(
04/03/2009 11:02)
Izay mipoaka rehetra dia samy manana ny andraikiny ny rehetra. Ny mpampianatra mampianatra ny ankizy ary tsy Ra8 no mitantana azy amin'ny rehetra. Ny miaramila manana ny mpitantana azy ary mahalala ny andraikiky fa tsy Ra8 no mandahatra hoe ny 10 ary Ambanidia, ny efatra atsy Mandroseza, ny 100 ao Mahamasina, na koa hoe ireto ny fitaovana hentina. Ny mpitsara mahalala ny andraikiny izay noresahana fa manana ny fahafahany. Ny tsirairay tompon'andraikitra amian'ny tenany ka rehefa mandray mahamay dia kila ary rehefa tsy matahotra ny ho faty dia mandeha any Ambondrombe.
répondu par tsoraka le 04/03/2009 12:07
2. karavasy
(
04/03/2009 11:11)
Rehefa olona mitapy toy ny TGVizana dia milaza fa olona iray daholo no mibaiko. Ny mahagaga anefa dia tsy voabaikon'ilay olona iray izy ary misy olona manaraka azy manana fahalalahana feno sy mihogahoga etsy sy aroa. Tsy misy hipetrahana mihintsy izany ny Filoha Ravalomanana fa hitany sy lazaina baikony daholo izay diso sy tsy mendrika miseho ento Madagasikara. TGV no mitarika any amian'ny vava-ady dia ny Filoha Ra8 no nandratra nefa TGV no nanosika ny olona.
3. xxx
(
04/03/2009 11:13)
ra8 lesy no mpamono olna,ravalo mihitsy no nadefa tetxo an'ireo manambonihatritra ireo he tifiro,hay le texto voaray tsinahy an'i costume gris dia hoe hitofotra hono :-D :-D :-D
4. karavasy
(
04/03/2009 11:26)
Lazao koa fa Ravalomanana no nikaravasy ny vadinao sy nahabevoka azy ho haingana.
5. tsoraka
(
04/03/2009 12:07)
Aza adino koa fa andraikitr'i andrywui ny manampy an'i andry TGVinaingitra. Sa nobaikon'i iza koa ?
