gidragidra be vao2 azo fary en tel
1. xxx
(
04/03/2009 11:08)
mandriaka indray ny ra ,betsaka no voatifitry ny miaramila ety akatso ambohipo,mahazoarivo.Tsy rariny e
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:55
2. xxx
(
04/03/2009 11:10)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
4. xl
(
04/03/2009 11:13)
TOHIZO NY LALANTSIKA...
FA TOHIZO KOA NY SUICIDENAREO...
RESULTAT = MOINS DE BANDITS DANS LA VILLE
FA TOHIZO KOA NY SUICIDENAREO...
RESULTAT = MOINS DE BANDITS DANS LA VILLE
5. karavasy
(
04/03/2009 11:16)
Karavasio izay mitapy tsy manara-dàlana. Miseho hanazatra baranahany ny TGV ka izy tenany no tokony vizanina voalohany.
10. nyavo2000
(
04/03/2009 11:35)
Vaovao tsara leitsy izany, angmba mba hilamina sy hatory tsara amin'izay.
Na maty daholo ireo terroriste ireo tsy mampaninona fa ny vahoaka tsy mandady harona no ambony aminay.
Na maty daholo ireo terroriste ireo tsy mampaninona fa ny vahoaka tsy mandady harona no ambony aminay.
xxx:
mandriaka indray ny ra ,betsaka no voatifitry ny miaramila ety akatso ambohipo,mahazoarivo.Tsy rariny e
11. rangorivao96
(
04/03/2009 12:25)
ny TGV tsy mandroba izany fa bande organisée reo mitsitokotoko am sisiny rehefa vita ny kabary eo reny , ary ny mpandinika sasany aza de sahy miteny mihitsy fa olona nokaramain'ny TIM hamono afo ireo ,amin firesany eo , ka tokony ho tong de samborina fa misy fika ratsy ao,film politika efa mpandeha matetika iany ,za rangorivao de vovon hisambotra ireo TIM mamono afo ireo ,
12. mion
(
04/03/2009 12:31)
ngory >> Raha TIM ve ireny mandroba ireny de hosamborin'ny TIM e sy hotifirin e.
Tsy mety le raisnonnement an'toi
Tsy mety le raisnonnement an'toi
13. tsimatimanota
(
04/03/2009 12:44)
TIFIRO ANY DAHOLO NA JIOLAHY NA MPANAKORONTANA TANANA E
REHEFA TAPITRA VE NY DAHALO HISY MODY HILAHATRA INTSONY
FAUSSE CRISE NO BETSAKA
REHEFA TAPITRA VE NY DAHALO HISY MODY HILAHATRA INTSONY
FAUSSE CRISE NO BETSAKA