gidragidra be vao2 azo fary en tel

1. xxx ( 04/03/2009 11:08)
mandriaka indray ny ra ,betsaka no voatifitry ny miaramila ety akatso ambohipo,mahazoarivo.Tsy rariny e
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:55
2. xxx ( 04/03/2009 11:10)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
3. lagoon ( 04/03/2009 11:11)
Ka efa leo Terrorisme leity ny olona a!
4. xl ( 04/03/2009 11:13)
TOHIZO NY LALANTSIKA...
FA TOHIZO KOA NY SUICIDENAREO...
RESULTAT = MOINS DE BANDITS DANS LA VILLE
5. karavasy ( 04/03/2009 11:16)
Karavasio izay mitapy tsy manara-dàlana. Miseho hanazatra baranahany ny TGV ka izy tenany no tokony vizanina voalohany.
6. xxx ( 04/03/2009 11:17)
lalana suicide izany no marimaritra iraisana e
7. essera ( 04/03/2009 11:20)
Le bandy mpandroba no tena asio fa tsy ny mpitolona

Ao ve ?
8. karavasy ( 04/03/2009 11:21)
karavasio ary aza hamelana
rehefa maditra, mpandika lalàna.
9. xxx ( 04/03/2009 11:33)
ka ny mpitolona ihany anie ireo mandroba ireo eh :p :p :p
10. nyavo2000 ( 04/03/2009 11:35)
Vaovao tsara leitsy izany, angmba mba hilamina sy hatory tsara amin'izay.

Na maty daholo ireo terroriste ireo tsy mampaninona fa ny vahoaka tsy mandady harona no ambony aminay.


xxx:

mandriaka indray ny ra ,betsaka no voatifitry ny miaramila ety akatso ambohipo,mahazoarivo.Tsy rariny e



11. rangorivao96 ( 04/03/2009 12:25)
ny TGV tsy mandroba izany fa bande organisée reo mitsitokotoko am sisiny rehefa vita ny kabary eo reny , ary ny mpandinika sasany aza de sahy miteny mihitsy fa olona nokaramain'ny TIM hamono afo ireo ,amin firesany eo , ka tokony ho tong de samborina fa misy fika ratsy ao,film politika efa mpandeha matetika iany ,za rangorivao de vovon hisambotra ireo TIM mamono afo ireo ,
12. mion ( 04/03/2009 12:31)
ngory >> Raha TIM ve ireny mandroba ireny de hosamborin'ny TIM e sy hotifirin e.
Tsy mety le raisnonnement an'toi
13. tsimatimanota ( 04/03/2009 12:44)
TIFIRO ANY DAHOLO NA JIOLAHY NA MPANAKORONTANA TANANA E
REHEFA TAPITRA VE NY DAHALO HISY MODY HILAHATRA INTSONY
FAUSSE CRISE NO BETSAKA
14. fijo ( 04/03/2009 20:55)
vitao mihintsy fa manahirana be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3157