MISY VE ANDRIAMANITRA FA MIKORONTANA FOANA I DAGO KELY

1. Fahazavana ( 05/03/2009 00:10)
TENA MISY IZY RY MOUNGA BE A ! ary i guinol mpitory teny koa ndàna miverina mamaky ny teniny fa aza mirediredy ao @ moov ao , forom bordel no ao fa avy eto raha hitafa fa ity serasera ty no mihaja dia ho valiako ny fanontaniandroky
momban'io hoe "misy ve andriamanitra io " tovovavy :idea:
2. xxx ( 05/03/2009 00:17)
araka ny tantara raha tsy misy ny espoir dia tsy misy dikany ny fianana ety,mitovy amin'ny biby.Ny olona koa moa sarotahotra sady mbàola niaina tao antiny tsy fahalalana tanteraka dia andraranao ny manohy ny tohiny
3. Fahazavana ( 05/03/2009 08:53)
monga b desespré , mila mi esperé mpanao teny tsy loboudy mi reflété ny fiainany tsa mahitsy mibiloka lava misy Andriamanitra roky a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0808