Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i galloper, milahatra araka ny daty
galloper
(
05/03/2009 08:05)
AZA DE MIHANAHA LOATRA RY ANDRY A!
zao sakanana ts avela ho ao @ 13 mai satria diso pacifique lotra de zao no vokany ary mety iafara @ tsy fahavitan'ny tolona io tsy fandraisana andraikitra io .
Sao lahy lasa namono biby tsy nahafaty ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 15:45
galloper
(
20/02/2009 06:47)
TSY KIVY E!
indray mandefa ve no manta-vary de handevi-tsotrobe;
matoa azo iny t@ atoandro, de azo vakiana tsara ilay ministere;
ndao indray androany, 4 omaly, fenointsika 10 io androany.
AZA MORA KIVY E, TSY ...
tohiny
novalian'i tequila ny 20/02/2009 11:30
galloper
(
19/02/2009 13:14)
VITA NY AFERA E!
efa ela aho no te hiditra anaty serasera, salut daoloe
mirary an'i FILOHA tgv ho tonga @ ambony indrindra.
TAPITRA HATREO NY ANDRA8
ministera hafa indray rapitso...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 00:08
