Mangataka mafy ny miaramila mbà hanafay ireo mpandroba..
1. xxx
(
04/03/2009 11:28)
Somary henjakenjana ny zava-misy eto ANTANANARIVO sy ny manodididna @ izao , nanome 15 andro ny mpitondra ny OUA mbà hamerenana @ laoniny ny fiainan ny olona indrindra eto ANTANANARIVO .
Hita soritra fa rehefa tsy misy 13 mai dia milamina ny tanàna noho izany ,ary efa hita fa tsy ho lasa lavitra intsony ity 13 mai ity fa fanaovana loham-boto sy fihoaram-pefy sisa .
Maro ireo mpanararaotra sy mpandroba ka angatahana ny tsy hamindràna fo intsony an izy ireo ary samborina mihintsy raha izay no mety , dia fatorana ary omena ny mpitandro ny filaminana .

novalian'i mion ny 04/03/2009 12:58
2. xxx
(
04/03/2009 11:32)
Aza mb atao anzan le kofboay kely rajoky ee ts mety kos zany fikanareo zan ee io ve rajoky no mb kanjakalin le kofibay kel de apokanareo njay zoky ? aleo mb hilam zoky faaza atao anzan oa le band fa mafiady e , okay zoky a makalaza ,ekena amlé fiaramiasa zan e,ok zoky a
3. karavasy
(
04/03/2009 11:39)
Ny ara-dàlana ihany ka karavasio rehefa manao loham-boto fa manome lesona ratsy ny Malagasy.
5. andrywui
(
04/03/2009 12:04)
ry TIM ndray zany ato mifandray tanana be ato zany !! aza falifay foana fa efa ho avy ny fanonganana e !! andro vitsy sisa isaina !! fa de hiarahaba anareo am fahoriana aho hatreo fa andaso kely alo !!
:@ :@ :@ :@ :@ :@
:@ :@ :@ :@ :@ :@
6. mion
(
04/03/2009 12:41)
tsy mahita lazaina intsony wiwi de manao hors sujet fa efa isaina sisa ny voyageur ao anaty tgv.
raha tifirina daholo ireo terroriste manao barazy etsy sy eroa ireo de vao mainka tsisy kil intsony elà ry wiwi
raha tifirina daholo ireo terroriste manao barazy etsy sy eroa ireo de vao mainka tsisy kil intsony elà ry wiwi
7. rangorivao96
(
04/03/2009 12:47)
Mion ! == diso be ianao fa izaho zao TIM be teo aloha nefa izao aho de nivadika TGV ka ny olona lasa miova orange de bedebe tokoa fa tsy arakao ato am forum toa anay izao porofo mitohaka am tenda fa TIM de lasa TGV izao
8. xxx
(
04/03/2009 12:56)
Torahana voninkazo manokana ny miaramila fa zao vao tena hoe mandray andraikitra na dia sarotra aza ny asan`izy ireo . Nahomby kosa aloha ireo fitaovana vao2 an ! Tsy nisy intsony ny maty ary hahazo ny sahaza azy ireo Jiolahim-boto Mpandroba . Izay vao mba hilamina Antananarivo !!! Alefaso am`zay ary ny Fampandrosoana eee !!!!