Tamin'ny Filoha 3: Ravalo no ts nahavoa indrindr! fa be oaoa

1. andrywui ( 04/03/2009 11:59)
Avelao ozy nareo ny mpitrongy vao homana hiasa !!! hiasa de hikarama anlay 28euro ve ??? zay ve no mba valikasasarany HIMO be nataony 1volana de io !!!? de tsy mba mitsetra ve hianao ,tsy malael ny mpiray tanidrazan aminareo ve hianareo rehef be ny karamanareo? raha zohina anefa de manana moyen tsara mihitsy ny fanjakana mampiakatra an'io 28e io fa le toetsainy mihits no hoe vao mahazo ny sahaza azy eo reo ka mba miadana de afaka ahita ny fomba hitondrako ny firenena !! fa aminio karama kely io reo tsy maintsy mitady ny anio sy ny ampitso raha ahita! karama tsy tody le10 io ve ahavitana politika sy hikritika fa defa miondrika ao foana
afaka hitraka anie ny Malagasy ra ny hareny sy ny vola miditra amin firenena e !!ohatra izao io volabe tsy toko ts forohana io zay efaina ao anatin 100taona , 50taona ... eritreret fotsiny oeotrinnn no vol miditra nefa ny fotodrafitrasa tsy makaiza akory no vita !! tsy mba oe nahavita auto route na perifa akory fa de io lalana kely tery nataon'ny Japoney io no dradradraina mafy !!! ny trosa anefa aloha 100taona !!! de nakaiza aby ary ny volambahoaka ? ny azo tamin trosa ? ny fanampiana ? taxes ,impot ? nefa ny vahoaka lanaky ny zara fa mahita 75centimes par jour ??? Fa raha ny mpitondra nifandimby teto zany samy nanao daholo ary nahavita be noho ny tamty Fitondrana be resaka fotsiny ity ! fa tsy mba niantsoana anjombona ! jereo tsara : Tsiranana (lycee rehetra+lalana+hopital ) Ratsiraka (CEGE,epp rehetra+lalana+ hopital) ,Ravalo (lalana fotsiny no mba vita tsy tonga volana akory aza fa ny hafetsena no betsaka ) fa izay kely vitany d' efa iantsoana anjombona eranizao ttlo izao !
novalian'i xxx ny 04/03/2009 17:14
2. rangorivao96 ( 04/03/2009 12:17)
Aza miraharaha ze lazain'i penguin efa sisa-paty io ianao ry andrywui fa ny fahamarinanao jerena mandrakariva ,marina ny lazainao ary izay mihitsy no nampiova ahy ho TGV fa tsy TIM tsony de noho ny fahamarinana izay hitako am TGV satria ts mbol namon olon izy qna iray aza ,fa ny TIM no mpitifitra olona mila ho efa isan'andro
3. tsimatimanota ( 04/03/2009 12:28)
KA JIOLAHY KOA TSY HO TIFIRINA
TSISY BEDY IO
NDANA IHANY
4. rangorivao96 ( 04/03/2009 12:31)
Ary efa niova ianao ry tsimatimanota a, efa ts miteny ratsy be tsony , efa tsara izany ka tohizo de omeko prix nobel ko ianao


:miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
5. Mirananirina ( 04/03/2009 14:02)
Na iza na iza no eo ry Andrywui dia mitovy daholo a:mameno ny paosiny aloha ,dia ny havany sns.................
Rehefa tafiditra eo koa tgv ohatra dia tsy maintsy izay koa no ataony.Fenoiny ny paosiny aloha,dia ny havany,izay izy vao miantso anao ry Andrywui.
Manana,manana ihany; mahantra,mahantra ihany.Izay ihany no ady eo.
6. xxx ( 04/03/2009 17:14)
angaha mbola maty ambavany izy sy ny mpanaraka azyhatramizaoe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0912