Ravalomanana no Filoha mahalatsaka indrindra.....

1. njara2007 ( 04/03/2009 12:22)
- Ra8 no filoham-pirenena tena mahalatsaka indrindra hatramin'izay naha tany an'ny Madagasikara.(MAP me)
- izy no filoha voalohany indrindra ka hoe bandy kely 34 taona d mahakorontana azy :-D :-D
- Sahiny hono ny miteny hoe misy fiezahana be ny lafiny fampianarana eto Madagasikara nefa ny vahoaka hoentiny? na zone rouge aza hoe tsy fantany; ary tena mahalatsaka mitsy fa mbola noconfirmée ihany an:"Nohon'ny tsy fahalalan'ny vahoaka dia ....." (kobonareo le kabariny teny Ambotsirohitra eh)
:-D :-D
- Nenazy hono ny vahoakany teny Mahamasina nahatratra 40 000 nefa vahoaka kely 10 000 ery d tsy hitany z hanaovana azy :-D :-D
- T@ androny ihany no nisy an'izany hoe mandroba hoe le vahoaka d matin'ny hanina nangalariny. Zany ve tsy mahalatsaka :-D :-D :-D
aoka aloha izay fa tena latsaka aho le.... :-D :-D :-D
novalian'i kasimodo ny 04/03/2009 15:14
2. rangorivao96 ( 04/03/2009 12:29)
Marina izany ny namana njara2007 !sady efa ho alatsaka izy zao fa aza matahotra ianao fa efa tao aho no niala ! izany oe TIM aho taloha fa TGV ndray aho izao ka efa hitatsika ny secret rehetra handrodanana io Fanjakana tsy mamely io , efa hita ny stratezia fa ny fanatanterahn azy no sisa ka mahazo mandry ivohon'ny vato isika Malagasy fa kely sisa

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. tsimatimanota ( 04/03/2009 12:35)
IZAY KOA TENA LATSAKA DAHOLO NIJERY NY FATIN NY LISANY LASA KITOZA
NATAON LISANY VARY AMIN ANANA IZANY IRENY
SY BOUDIN
4. rohy ( 04/03/2009 12:54)
ho hita eo elah ra mbola tsy maty manotika refa hidila eo Ravalo
Mahazo latsaka mitsy elah fa demokrasia zanye
5. Rafahafahana ( 04/03/2009 13:14)
njara2007:

- Ra8 no filoham-pirenena tena mahalatsaka indrindra hatramin'izay naha tany an'ny Madagasikara.(MAP me)
- izy no filoha voalohany indrindra ka hoe bandy kely 34 taona d mahakorontana azy :-D :-D
- Sahiny hono ny miteny hoe misy fiezahana be ny lafiny fampianarana eto Madagasikara nefa ny vahoaka hoentiny? na zone rouge aza hoe tsy fantany; ary tena mahalatsaka mitsy fa mbola noconfirmée ihany an:"Nohon'ny tsy fahalalan'ny vahoaka dia ....." (kobonareo le kabariny teny Ambotsirohitra eh)
:-D :-D
- Nenazy hono ny vahoakany teny Mahamasina nahatratra 40 000 nefa vahoaka kely 10 000 ery d tsy hitany z hanaovana azy :-D :-D
- T@ androny ihany no nisy an'izany hoe mandroba hoe le vahoaka d matin'ny hanina nangalariny. Zany ve tsy mahalatsaka :-D :-D :-D
aoka aloha izay fa tena latsaka aho le.... :-D :-D :-D

Ary ianao tena mampihomehy ny mpiserasera an!


6. Mirananirina ( 04/03/2009 13:53)
Soa ihany izaho fa sady tsy TIM no tsy tgv,no tsy atoko politika dia tsy mahalatsaka e.
7. kasimodo ( 04/03/2009 15:14)
Ary iza ary le mpitari-tolona mahalatsaka indrindra ô!!! nefa lickylicky ô. mandeha amin'ny kiraro mifamatotra ny laseany ô :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.063