13 May: Asiana lakroa mainty hono ny tranon'ny TIM
1. penguin
(
03/03/2009 14:36)
Izany no mitady fahafahana ary nanangana kianjan'ny demokrasia. Tsy mbola mahazo fanjakana akory dia mila eny amin'ny 13 May kila fa asiana lakroa mainty hono ny tranon'izay mpikambana TIM. Ny mpitokona eo amin'ny 13 May ihany anefa no manambara hoe ny zanany misy TIM na TGV aza izy koa ahoana no handorana ny tranon-janany. Inona marina no ao an-tsainareo TGVendrana ireto é ?
répondu par yuka le 04/03/2009 07:03
2. ralalaina
(
03/03/2009 14:38)
lisany TIM hoa tena mpandainga daholo tsy nisy any zany teny @ 13 may ela no efa may volotratra any koa torakovitra eo
3. xxx
(
03/03/2009 14:39)
MANDALO KELY DE MITSOAKA ? AVY EO MIVILY KELY ETO MAMETRA-KEVITRA DE LASA !!! SSSSSSSSSHHHHH !! EFA MAHAZATRA PENGUIN A !!FILM GOAKA BE ! AZA MAKETO TSONY REFA TSISY FOTOANA NA ALAHADY AZA ?NDANA MIPITSIKA ANY E
4. penguin
(
03/03/2009 14:44)
May volon-tratra ahoana fa tsy ny fatin'ny TGV ve no may kila nentina teny amin'ny 13 may kila é ? Mpihavana daholo ny Malagasy nefa tian'elah TGVendrana ampifamonoana. Dia asakasak'izay hanaraka ny sain-dratsin'elah.
5. xxx
(
03/03/2009 14:45)
lisany tgvendrana wa rehefa tsy mahita atao sy ho lazaina tsony, indrindra ty mpitarika lisany tsy ampy ronono sy yaourt ty d mipetraha fa :-D :-D :evil:
6. xxx
(
03/03/2009 14:49)
Kay tokoa mo naizy tompony aza tsy mihinana ny rononony tsony klé !!! tena dadany ndray iny ! ireny faty ireny ry Penguin de le olona notifirinareo teny Ambohitsirohitra ihany reny nodoranareo reny de natao tao anaty trano may fa jereo zao fa hisy faty olona betsaka lazaina fa hita tao anaty trano may bedebe zao hipoitra eo e! sssssshh ! fika maloto efa antitra zany
7. xxx
(
03/03/2009 14:52)
MANDALO KELY DE MITSOAKA ? AVY EO MIVILY KELY ETO MAMETRA-KEVITRA DE LASA !!! SSSSSSSSSHHHHH !! EFA MAHAZATRA PENGUIN A !!FILM GOAKA BE ! AZA MAKETO TSONY REFA TSISY FOTOANA NA ALAHADY AZA ?NDANA MIPITSIKA ANY E
tena gaigy lahy ndray zany stratezia ampiasain'ni Penguin ato zany kkléé
de otran'ny oe tato foana izy amlé hevitra sokafany hita be eo
8. xxx
(
03/03/2009 14:53)
iny mpitarika lisany kôzatina iny wa omeo ronono sy yaourt aloha fa efa vizana tanteraka.
9. xxx
(
03/03/2009 14:53)
MBOLA ZAZA FANAHY HIANAREO KA ENTIN'NY FO FOTSINY FA HINOY IZAY LAZAIKO ANAREO FA MARINA :
Hilaza zavatra aminareo indray aho rankizy fa henoy aho satria efa miteny volo olona ihany hianareo.Ny hoe te-hamono olona iMr.Ravalomanana de tsy de ekeko loatra ,fa teren'ny Satana hamono olona no marimarina kokoa .ny antony de izao (mahalala azy tsara aho , ary izy mahafatatra ahy koa) mpiasa tao amTiko aho taloha TIKOBOYS efa renareo ve izany? misy sorona be atao amizao fahefana lasa mitsingeveheva hananany izao ,manavao ny fifanarahany tamin'i Satana izy aminizao fotoana izao satria voafetra ho isa masina ihany ny fe-potoana hitondrany eo (7taona =isan'ny Fahafenoana = isan'Andriamanitra fa zimbazimbaina) baiko avy amin ny Satana io ,fa (ny isa 6 no tena isan'ny Satana) izay midika tsy fahampiana na tsy fahafenoana ,nisy fotoan izay nangatahana ho sorona ny zanany na ny zafikeliny tsy nekeny anefa io fifanarahana io ka niova ho ràn-jaza indray ,marihiko anefa fa mitombo isa indray ny zaza apetraka raha tsy le zanaka na zafikely ,izany oe lasa mety ho X 6 na ho X 7 zany ny isan-jaza ,rehefa voapetraka ny sorona dia miandry ny confirmation avy amin'ny LOSIFERA lehibeny amizay izy ;marihiko fa tsy miseho aminolona i Losifera fa ny lefiny faha -3 no mifanerasera aminolona , ka de anjaranao ny mandinika fa tsy misy lainga na vazivazy izay nolazaiko teo ,raha misy manana fanotaniana hianareo dia ho valiako, Misaotra e!

10. xxx
(
03/03/2009 14:58)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA
11. penguin
(
03/03/2009 15:03)
Satana aiza fa ny mpilalao faty no satana ary ireo TGVendrana eo amian'ny 13 may no voalohany. Nisy nanantona ary nilaza fa hitady ny faty rehetra raha homena vola teo amian'ny 13 mai ka nisy izany vé tany amian'ny fitondrana. Kibokiboin'ny marina ka miteniteny foana. Tsy asan'ny satana vé ny loka isan-karazany omena vahana eny @ 13 may sa asan'ny tsara izany ?
12. yuka
(
03/03/2009 15:16)
inona no iafenana ao ambadikin'xxxx raha milaza ny marina??
ianao koa zany anisany matoa mahalala @atsipriany.
na dia zazakely ary hiaino io ANGANOANGANO ARIRARIRANAO io!
ianao io mintsy angaba ilay manely tsao taloha hoe manana bibiolona i Ratsiraka e!
Ngovitra pangalajaza ee!
de zao ndray Ravalo,dia afaka 7 taona ndray de TGV hi hi hi !!!!

13. rabingogilabanga
(
03/03/2009 15:18)
Si c'est vrai c'est condamnable.
Mais apparement TGV a apporté en personne son dementi concernant ce propos sur le site LA SOBIKA.COM
alors ça suffit ou pas?
à chacun son opinion.
à chacun sa vérité

14. Annie2006
(
03/03/2009 15:35)
Tsy ampy izany lakroa mainty izany.
Tokony atao sahala @ Moxe no mendrika ny mpamono olona TIM.

15. fijo
(
03/03/2009 22:07)
efa mibaribary ny maha sovazy azy.tsy fantany akory ny dikan'ny demokrasia takiany,ka hany sisa manaonao foana
16. penguin
(
04/03/2009 06:14)
Mahalala tsara ny mpitolona ao @ 13 Mai fa misy havany sy zanany ny TIM fa olona avy any an'habakabaka. Noho izany tsy hivaky loha amin'ny lakroa maity ny maro an'isa misy saina.
17. mion
(
04/03/2009 06:58)
Nisy irak'i satana teo (le tikoboys teo) nilaza ny antsipiriany rehetra momba ny fomban zareo: zany oe manao sorona etc...
Raha lehilahy elà aza miafina ao ambadik'io xxx io
raha resaka isa na numerologie ry tikoboys aza idirana lalina refa tsy hay. indrindra moa ny resaka demonologie. afaka hifanasa vangy @ toi tsara aho raha ho atao lohahevitra atsy ambadika zany resaka FERALOSY sy SATANA zany.
Elà zany no tonga @ le fitenenena oe le TIKOBOY DECHU, tout comme le MAIRE DECHU, ... disons ANGE DECHU: ny itovizan'lisany de samy voaraoaka: elà voaroaka tany @ TIKO, i radomelina voaroaka tao tsimbazaza (mety tao @ parc) il losifera voaroaka tany an-danitra. de zakao ny anjara fa AZA BE TAIMBAVA mihogahoga an' iSATANA ato rafa TSY HAY le zavatra RESHAINA fa RIDICULE BE.
Ny zanakireo TGV sy ny fianakaviany ané ka misy Tim e, de ho asiana lakroa mainty ve ny tranony mba hodorana: de mbola mitohy ihany rey olona ny asan'ny mpamosavy malemy et @ tanàna. Zany no porofo tsy azo lavina fa asan'isatana : ny mandoro velona ny mpiray rà aminy.
Raha lehilahy elà aza miafina ao ambadik'io xxx io
MBOLA ZAZA FANAHY HIANAREO KA ENTIN'NY FO FOTSINY FA HINOY IZAY LAZAIKO ANAREO FA MARINA :
Hilaza zavatra aminareo indray aho rankizy fa henoy aho satria efa miteny volo olona ihany hianareo.Ny hoe te-hamono olona iMr.Ravalomanana de tsy de ekeko loatra ,fa teren'ny Satana hamono olona no marimarina kokoa .ny antony de izao (mahalala azy tsara aho , ary izy mahafatatra ahy koa) mpiasa tao amTiko aho taloha TIKOBOYS etc.....
raha resaka isa na numerologie ry tikoboys aza idirana lalina refa tsy hay. indrindra moa ny resaka demonologie. afaka hifanasa vangy @ toi tsara aho raha ho atao lohahevitra atsy ambadika zany resaka FERALOSY sy SATANA zany.
Elà zany no tonga @ le fitenenena oe le TIKOBOY DECHU, tout comme le MAIRE DECHU, ... disons ANGE DECHU: ny itovizan'lisany de samy voaraoaka: elà voaroaka tany @ TIKO, i radomelina voaroaka tao tsimbazaza (mety tao @ parc) il losifera voaroaka tany an-danitra. de zakao ny anjara fa AZA BE TAIMBAVA mihogahoga an' iSATANA ato rafa TSY HAY le zavatra RESHAINA fa RIDICULE BE.
Ny zanakireo TGV sy ny fianakaviany ané ka misy Tim e, de ho asiana lakroa mainty ve ny tranony mba hodorana: de mbola mitohy ihany rey olona ny asan'ny mpamosavy malemy et @ tanàna. Zany no porofo tsy azo lavina fa asan'isatana : ny mandoro velona ny mpiray rà aminy.
18. yuka
(
04/03/2009 07:03)
mion mahazo tehaka ianao =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>