Ho aiza marina moa izany isika malagasy?

1. lemenakely ( 02/03/2009 07:23)
Ho aiza marina izany isika ireto?
Hanimba ny tanana ve? Ny fiainantsika ? Ny fiaraha- monina?...Sa hanome seza ireo mitady an izany .

Toa faux problèmes no betsaka dia hitarina sy havadika zavatra hafa a l extrême ?...
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 11:15
2. diamondra27 ( 02/03/2009 07:49)
ka le izy ange efa fantatra fa resa-bo ny fiandihan'ty tantara ty hatramin'ny voalohany e, de nivadika biby ny tantara
Ny vahoaka no mampalahelo mijaly sy mitaintaina
Ny aty an-tany lavitra aty moa dia mandefa fisainana foana hoe hanao ahoana ihany re nyf iafaran'izy ity .

tena marina mihintsy io lazainao io ry menakely a


3. Andribe ( 02/03/2009 08:00)
ka marina mihintsy io ry lemenakely. Zavatra tsisy lohany tsisy vodiny no hiafaran ilay fandehanjavatra fa miova isanandro vaky zao tsss
4. pitch ( 02/03/2009 08:25)
:( :lol: :idea: :*
5. yuka ( 02/03/2009 09:09)
tsy aleo ve ry zareo miandry fifidianana a! :P :D
6. andrywui ( 02/03/2009 11:15)
hiandry inon ry Yuka ???? de aona ty tolona efa ho vita ?? de aona ny sakafo efa nicommande iko homena anareo ato amin forum ref vita ny ady ??? de aona .......sns aza mba milaza loza ry Yuka ka fifidianana ah fifidianana !!!! ay ay ay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0949