manifestation devant l'ambassade malagasy Paris sabotsy teo

1. TEGEVE ( 01/03/2009 23:48)
anaka andrywui sy batista007 niandry anareo tokoa rangorivao69 nilaza izy tamiko fa paika daholo ny fandrangitana ny pisera politlka eto ireny mba ahitany marina zay mijoro ho TGV fa hay ranamana io TGV hiringiriny be ,mitombo ny fanantenako fa handroso ny tolona ka tsy maintsy hiala ra8 (l) (l)
novalian'i xxx ny 02/03/2009 00:00
2. batista007 ( 01/03/2009 23:52)
marina ve izany e miampy an ela ry tegeve dia za dia andrywui efa 2503 no hilahatra dem ,ho lasantsika io f'za matahoatra ela izahay koa tgv iringiriny be ka , :* :* :*
3. TEGEVE ( 01/03/2009 23:55)
anaka isany nahita olona nanao polo misy sarn-olona manao pimaso aho teny ka asa sao dia ianao iny ry pimaso,mino aho fa diso ny eritreritro fa rahy ianao pro ra8 no teny dia vizaka ianao manao avot du diable r8,tsy mino ihany koa aho fa tonga hitsikilo ianao na ve mety iNoue iny,ialako tsiny raha ny noheveriko anaka
4. xxx ( 02/03/2009 00:00)
nijery ny ps an ela aho fa hita hoe bandy mariry saina ela,kozy izany :-D :-D :-D :-D kobo hoe fanoratr'olona efa razokizoky :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0446