Kianjan’ny 13 mey - « Tsy maintsy mipoaka ny sarom - bilany

21. TEGEVE ( 02/03/2009 14:58)
ry anaka isany tsy vitan' kilalao ny tolona fa mirotsaha an-tsehatra daholo ,aary toa lasa nandositra ato daholo elah isany ,tsisy vahoaka intsony ny 13 mey fa haingana ianareo (l) (l)
22. xxx ( 02/03/2009 16:43)
Annie2006:

Tena tsy fahendrena ny filazana hoe: "raha sandry dia manana izahay" (ilay pds tsy misy birao moa no nilaza an'io, Guy Rivo izany).


T@ contexte inona aloha no nilazàny azy fa sao dia raisina an-tendrony fotsiny e. Sao dia mba ilay hanao HIMO hanadiovana ny lotoin'ny sasany ?

Hafaingano ny tolona : ils ne font que ça avec leur TGV mais ohatran'ny tsy mety mandeha akia ilay izy a

:roll: :lol: :roll: :lol:
23. Annie2006 ( 02/03/2009 17:16)
Amin'ny "contexte" izao no nitenena an'io. Tsy azo atao izany amin'izao contexte misy izao. Ny metimety kokoa aminy dia ny manakatona ny azy fa raha tsy izany dia akatonin'ny olona eo.
24. tafondro ( 03/03/2009 01:19)
Tsy taitra no sady tsy maika izahay ra andrywui ,fa maka mora ny fandehan-javatra ary tsy ho tara velively ,satria tsy té ho very tanindrazana araky ny tianareo varotana .Tsy very mandeha @ ity tany ity ny vitsika ombana fitiavana . :oops: :oops:
25. mampandrynyaina ( 22/04/2016 09:15)
mba mangataka io tononkalo Rado io tompoko raha misy afaka manome
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0436