Kianjan’ny 13 mey - « Tsy maintsy mipoaka ny sarom - bilany
1. ronaldo09
(
02/03/2009 12:12)
Niova nanomboka tamin’ny sabotsy lasa teo ny fomba fitondrana ny fitokonana eny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Nambaran’ny Filohan’ny fahefana ambonin’ny tetezamita fa « manomboka anio dia eny amin’ny kianjan’ny 13 mey no biraon’ny rafitra tetezamita izay tarihiny ». Tsy hijanona intsony ny fihetsiketsehana mandra-pahatonga ny fahazoana ny fahefana.
Nanomboka tamin’ny filaharana nataon’ireo mpanohana ity tolona ity ny hetsika. Nanomboka nanova ny hetsika natao ihany koa ny vahoaka satria niaraka tamin’ny sarom-bilany sy sotro indray izy ireo tamin’ny sabotsy teo. Namerina ny zava-nisy tamin’ny taona 2002, niakaran’ny Filoha Ravalomanana teo amin’ny fitondrana ny tany sy ny Fanjakana ny zava-nitranga teny, tamin’ny tononkalon-dRado nanao hoe « tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany ». Efa nanambatra ny hery ihany koa ny « Tgv » sy ny mpanao politika ka dia nahazo fitenenana teny ihany koa ireto farany, dia Daniel Ramaromisa sy Hary Naivo Rasamoelina. Nilaza izy ireo fa « tsy maintsy atambatra ny hery ary ny firaisankinan’ny vahoaka malagasy no ahafahana manala an-dRavalomanana ». Hanova zavatra betsaka amin’ny fanentanana ny olona sy ny paika enti-miady ny fisian’ireto mpanao politika ireto. Ny Praiminisitra Monja Roindefo kosa dia « nitaky ny fialan’ny Pds amin’izao fotoana izao ary nanasongadina ny harena tsy hita pesipesenina ananan’i Madagasikara, izay nambarany fa afaka atao tsara ny manatsara ny fiainan’ny mpiasa rehetra sy ny an’ny Foloalindahy avy amin’ireo harenantsika izay lasa any am-paosin’olom-bitsy ».
Tsy mitsahatra intsony
Tsy mihemotra intsony ny fihetsehana atao eo amin’ny kianjan’ny 13 mey. Ireo rehetra nandray fitenenana dia samy nilaza izany avokoa.
Ny Filohan’ny « Hat » kosa dia nanambara fa « tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany. Mitohy ny tolona ary tsy mijanona intsony. Eto amin’ny kianjan’ny 13 mey no atao birao manomboka anio ». Mikasika ny fitaovam-piadiana vaovao izay nomena ny mpitandro filaminana kosa, dia nanambara izy fa « mirehareha sy mihambo ny fitondrana nanome ireny fitaovana raitra ireny, nefa tsy mila ireny ny vahoaka. Mbola miantso anareo miaramila sy zandary ary polisy aho mba hanatevin-daharana ny tolona ary miangavy anareo koa mba tsy hanatodika ny vavam-basy any amin’ny vahoaka fa any amin’izay tandrify azy », hoy ihany izy. Naverimberiny teny amin’ny kianjan’ny 13 mey fa « tsy hihemotra intsony izy na inona hidona na inona hitranga, ary na tafondro na vola na fandrebirebena no mitranga dia tsy maintsy mandresy ny tolona ». Nokianiny mafy ihany koa ny fanelingelenana ny fandefasana ny onjam-peo « Viva » sy « Antsiva » izay mandefa mandrakariva ny hetsika eny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Nilaza izy fa « rehefa tsy alefa ny radio dia hitombo avo roa na telo heny ny olona manao fihetsiketsehana ». Tsy nasiany resaka teo amin’ny kianjan’ny 13 mey kosa ny mikasika ny fifampidinihana, na mbola handray anjara izy na tsia amin’ny ahatongavan’ny solontenan’ny Firenena Mikambana eto amintsika amin’ny alarobia izao.

novalian'i mampandrynyaina ny 22/04/2016 09:15
2. Oay
(
02/03/2009 12:20)
Ka ny sarom-bilany vita avy any Ambatolampy tsy simba na mipoapoaka ary tsy atahorana hanimba ny fahasalaman'ny Malagasy fa ny fitaovana vita avy any Chine raha vao anaovana d vaky na simba ary ny loza d mety hiteraka hidihidy mahatsiravina ka hitondra arentikoditra (allergie) ka aleo hipoapoaka ao ny sarom-bilany fa tsy misy atahorana @ fahasalambahoaka!
5. andrywui
(
02/03/2009 12:27)
Okay ronaldo an !! dakao mafy letsy ah ! ataovy mahinana mitsy ry akama a !!! ary elah mba midira matetia ato mitsy letsy fa ny ato anie mila fananarana mafy sy maika fa bebe loha daholo ee!!! sur bainnnn eee!! asio mitsy eh !! petaho ao reo TIM reo !!!! omeo ny henjana ronaldo aa!!! amporiato mafy !!!! aza manaiky lembenana fa avoahy mitsy ny barre amine raha mbola be vinany !! merci ronaldo aa !!!
9. andrywui
(
02/03/2009 12:36)
ary fetsy ratsy reto TIM reto an !!!!! rehaf hitany fa betsaka le TGV ato de miala pà sy mipitsika tsilemilemy daolry lerony !!! zara ra misy tavela eto !!! nef rehef ora otrizao zany ry lerony mitsaontsaona be mankaleo ato daholo !!!! mijery lavitr sy miandry ny hivoahatsik tato zao reo de ho tonga eo dahol ndray !!! tssssss srimbavy le TIM ka !!!!! mivoah ry ret ho ampihinanina ah !!! aiza le sary Noue a !! aiza Tafondro ? aiza Ngohia ,andribe ,penguin ,molota(feu),pimaso ....mivoaha lety ho anarina eto a!!! mifona eto ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. Annie2006
(
02/03/2009 12:38)
Tena tsy fahendrena ny filazana hoe: "raha sandry dia manana izahay" (ilay pds tsy misy birao moa no nilaza an'io, Guy Rivo izany).
Tsy fahendrena satria tsy izany fiantsiana izany no feo tokony aroso @ izao raharaha izao. Gisa mangala-ketsa no miteny toy izany.
Izao aloha no tokony jerena tsara ary @ fo tsy miangatra: Efa roa volana izay ny fitondrana Ravalomanana dia tsy afaka nitondra fanjakana mihitsy; tsy nisy nanohana; tsy niaro azy. POROFO io fa "tsy any INTSONY NY MAJORITE". Raha olona manana "majorité" izany, manana deputé 98%, senatera 100%, manana miaramila, manana mpiasam-panjakana, manana governemanta...KANEFA TSY MISY MPANOHANA, TSY MISY MPIARO, TSY MISY MPANARAKA TENY, dia tena efa tsy "majorité" intsony izany.
Na hitifitra olona arivo na aman'alina aza Ravalomanana dia tsy hanova ny TSY FITIAVAM-BAHOAKA AZY IZANY. Ary tsy afaka hijanona eo @ fitondràna izy.
Tsy tsapan-dravalomanana anefa izany ka mbola miziriziry izy hamoritra vahoaka, hamono malagasy, hanapotika ny toekarena, handroba ny vola ao @ banky central. Mbola miziriziry izy fa mbola filoha kanefa EFA NALOAM-BAHOAKA.
Io ilay nolazaiko: TEREN'IRETO MAFIA INTERNATIONALE namarotan-dravalo ny tanindrazana izy ka tsy afaka mihemotra satria hajedany mora foana. Ka miandry vahoaka hikapa azy eo.
Tokony hafaingan'ny vahoaka sy ny filohan'ny fahefana avo @ tetezamita (Haute autorité de l'Etat) ny fanesorana andravalomanana na dia ilàna fampiasana hery aza izany.
Na izany anefa dia mahatoky ny hakingana sy fahendren'ny ANDRY TGV izahay amin'ny fahitana vaha olana tsara indrindra anesorana an'ity mpanao jadona Ravalomanana ity eo @ fitondram-panjakana.

12. Oay
(
02/03/2009 12:52)
Annie2006 a! Ka gisa kely (Guy kely selon les intimes) sy paiso petak'orina anie kosa efa nitondra teo é d manao come-back fotsiny hono ry zareo.
Momba ny hoe tsy manana ny majorité intsony Ra8 d araka ny feo nalefany d _1milliard de kelymaso hono ao aorinany,
_Andriamanitra miaraka @ Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara ao aorinany,
_Masina enao Radada ozy hono ao aorinany,
_Zoky lahy any Pays-Bas ao aorinany.
Ka na enao aza ve no eo @ toerany d hatahotra enao.
Raha za aloha no manana an'ireo rehetra ireo manohana ana d tsy miala zany za é!

13. Oay
(
02/03/2009 12:54)

14. gasmlay
(
02/03/2009 12:55)
wuiwui! ie, le manao angaredona an'là eto mitsy no tena specialité anreo! sady misy karaté hono lesy ao fa mailo elà! mpanao ara martialy!
15. xxx
(
02/03/2009 13:03)
hihih , fahendren`i Andry TGV ? hahahah Aoka zah aloha himeh kle ! De tonga de tsy hamaly avy htrany zah na saika hanome hevitra ihany aza satria tsy mitovy loko ny lojikan-tsika . Raha resaka majorité ndray , olona 2500 mitsipozipozy kely ve no atao hoe majorité nefa mbô efa nampiana ny vondron`ny Mpanohitra rehetra eto Dago de sady mbô efa natao Pub tam`Telé depuis samedi ? Indrisy , tapa-tsosisy !!! Dia tena nipoaka tokoa ny sarom-bilany fa de omeo tehaka eee !!
16. yuka
(
02/03/2009 13:20)
marina mintsy ny tenin'i Tgv hoe tokony tsy hatodika any @ vahoaka ny vava-basy,fany amizay tandrify azy!
ooouuueee! marinzany ee!
tokony atodika eny @13 Mai zany ny vava-basy,satria ny tena vahoaka dia mbola revo mianatra sy miasa !
mifapitoloma ao fa tsy koi e! ze ray vizaka eo :-P :-D :-D

17. Oay
(
02/03/2009 13:26)
xxx:
hihih ,tsy mitovy loko ny lojikan-tsika . Raha resaka majorité ndray
Ary xxx kosa tsy mijery, izay wa no mahavoanareo diso nianatra loatra an'io lojika io, efa hita izao fa Ra8 no manana ny majorité satria:
_ Un milliard ny kely maso manaraka anazy,
_ Andriamanitra miampy ny Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara miaraka aminy satria izy ary efa masindahy Marc anie é!
_ Masina enao radada ozy miaraka aminy. Ny zanak'i radada refa hiainga tonga d ny angidina mihintsy no tonga maka anazy eo an-tokontany klé.
D iza indray ary no mbola hilaza fa tsy manana majorité Ra8 ny gasy na hanaraka an'i TGV daholo ary d mbola 18 million klé.
18. Annie2006
(
02/03/2009 13:33)
Aza atao "tokony" mantsy raha nareo no manana an'ilay basy sy tafondro fa tonga dia asio.
Tsy sahy? Fa nan'inona? Ravalomanana hoa dia efa tsy mitondra firenena izany intsony fa miandry ny baikon'ireto MAFIA ireto fotsiny e.
F'angaha heverinao baoriny, na maimaim-poana iny avion mitentina 60 millions de dolara iny? Tsy maintsy manantanteraka ny "deal" amin'izay ianao izao Ravalo ka na mijanona eo @ sezanao ianao ka dia mitifitra gasy rehetra manohitra anao na iry zareo MAFIA ihany no hanao an'ilay "mission".
Izay ange no mampitapitapy an'i Ravalo amin'izao e: Ohatra, ny vaha olana @ krizy no hiantsoan'ny FFKM azy, dia UA sy visa indray no lazainy. Tsy fanahiniany io fa efa mitapy ny havanareo.
Tifiro indray izany ireo @ 13mai e. Dia ho hitantsika eo na hanaiky ny vahoaka malagasy.

19. Oay
(
02/03/2009 13:47)
yuka:
marina mintsy ny tenin'i Tgv hoe tokony tsy hatodika any @ vahoaka ny vava-basy,fany amizay tandrify azy!
ooouuueee! marinzany ee!
tokony atodika eny @13 Mai zany ny vava-basy,satria ny tena vahoaka dia mbola revo mianatra sy miasa !
mifapitoloma ao fa tsy koi e! ze ray vizaka eo :-P :-D :-D
yuka a aza manahy fa atsy ho atsy efa ianareo no hameno an'i Madagasikara fa ho foana ny gasy, ry yuka sy ry jujuka ary mawashi afaka 200 taona fotsiny d feno i Madagasikara d tsisy teny gasy intsony fa mandarin ny teny fampiasa d tsisy intsony FFKM zany veloma izay mino an'ilay Andriamanitr'i Kristy.
ary yuka kosa ilay tena vahoaka satria tsy mba anisan'ireo mitady ilay hoanina androany fa ilay efa mananana ambibava.
fa ilay tena vahoaka d tsy afaka manao grevy na tehanao aza satria mbola miady @ fiainana satria ilay hoanina androany d tadiavina androany ka raha hanao grevy eo d tsy mihinankanina, d ny nahatonga izany d satria ny ezaka nataon'ny mpitondra rehefa tonga teo @ fitondrana izy d ny nampahantra ny vahoaka @ izay tsy afaka hanao grevy...
20. nrina
(
02/03/2009 14:50)
inona no sarom-bilany mipoaka eo
ampesonon'ny TGV fotsiny eo fa izy efa manomana ny lalany hody
hihihi :lol: