Cause de crise 2009 : la decouverte du petrole à M/car

1. pimaso ( 01/03/2009 18:32)
c'est surtout le sous sol malgache ,et le petrole qui interesse tous ces vautours qui rodent autour de Madagascar ( la France en tete de liste )
cher patriote, il faut reflechir avant d'agir
THE END
2. ravalomanan ( 01/03/2009 18:41)
tsia tsy homeko azy ireo. Efa fantatrin ny be sy ny maro fa misy pétrole eto maintsika. Hotranddrahana io ary ho an ny vahoaka malagasy
Misaotra 8-)
3. xxx ( 01/03/2009 19:35)
Pimaso ihany no ravalomanana ny antony dia ireto : 1/- mampiasa teboka ( . )isaky ny maha vita phrase iray ! 2/ts mampias teny ARGO mihits iz na ten ts tong volan toy zao ataok zao, fa tena mazava tsara ny phrase n'ny pimaso sy ravalomanana (olona iray)


marina ve lets zan pimaso ??? ary vao miova fanoratra eo ialahy de tratra an !!!
4. ndenn ( 01/03/2009 20:11)
pimaso:

c'est surtout le sous sol malgache ,et le petrole qui interesse tous ces vautours qui rodent autour de Madagascar ( la France en tete de liste )
cher patriote, il faut reflechir avant d'agir
THE END


Marina @ ambangovangony fa aza hitarina @ tsy tokony ho izy! Tsy amidy fa ho an'ny malagasy irery ihany satria tsy dia betsaka .
:cry:
5. Annie2006 ( 01/03/2009 20:33)
Efa azondravlo ny avion izay takalon'ny varotra tanbindrazana. Tsy misy voafehiny io Pétrole sy ny forongony io fa ireto MAFIA international no mifehy io.
Ravalo dia efa nahazo "bonbon" ka io variana mamono sy mitifira malagasy io ihany.
6. tafondro ( 01/03/2009 20:40)
Dia anisan' ny olona hiletra ny anganony koa izy rehefa ho avy ny andro fahanterany , je touche du bois ,A/tra ô mamelà ny eloky ny mpanota tsy mahatsapa tena eto @ ity tany fandalovana ity fa ho any @ nao daholo tsinona no hiafaran'izao tontolo izao .
7. ndenn ( 01/03/2009 20:56)
Tsy misy hidiran' ny lanitra @ izany ry zareo fa isika eto an-tany no tsy maintsy miantsoroka ny havesatry ny tandrify sy ny lahatra .
8. andry44 ( 02/03/2009 02:39)
tsisy hidiran'ny lahatra, lanitra ..... @ny lohaten'ny adihevitra raha ny fandinihako azy!
Misy fahamarinany ny nolazain'ny mpametraka ny lohahevitra ary tsy diso koa ny nolazain'ny tato afara.
Ny resaka pétrole sy sous sol de tsy misy mahefehy izany ny gasy @zao fotoana raha vao trandrahana zany;tsy maintsy ny vautoure ihany no mahazo tombotsoha betska @zany!na hiady mafy aza de isika jamb"ny vola de vita!ny eo ihany no miverina na de hisolo mpitondra fazato faharivo aza!!

Tsy mahazo tombony ny firenena iray manana ireny harena akibon"ny tany ireny, ary tsy afaka mampandroso ny fireneny @ lafiny maro raha tsy ny 30% ny tombony, farafahakeliny no miverina @lay firenena

Iza no mpitrandraka hanaiky izany?aleony manomé 5% à 10% ho an'ny mpitondra, 10% ny vola miasa io fa tsy ny tombony an! de minégoce izy hoe aleo rangahy 10% ny tombony no omena ny firenena a! de vita ny resaka tompoko!!
THE END
(hevitro daholo ireo an!ary heritreritro.......fa raha misy manana chiffre exact @ QMM sy ny Ambatovy na ny any Soalala sy ny Bemolanga ohatra any de raisina antanadroa! misaotra)
9. tsimatimanota ( 02/03/2009 18:08)
TSY OMEKO AN NY LISANY NY PETROLE KO
MAZAVA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0456