Esory ny solomaso mainty

1. Jackychan ( 01/03/2009 16:56)
Tsy ny fifanaratsiana be fahatany sy fifankahalàna ary fanomezana seza ireo politisiana tsy nahomby teo aloha akory no hampandroso ny malagasy sy fa ny asa hatrany. Misy dia misy ny soa vitan-dRavalomanana, na dia misy ihany koa aza ny lesoka, izao tokony arenina :

2. patrick2002 ( 01/03/2009 17:09)
Tsy ny fifanaratsiana be fahatany sy fifankahalàna ary fanomezana seza ireo politisiana tsy nahomby teo aloha akory no hampandroso ny malagasy sy fa ny asa hatrany. Misy dia misy ny soa vitan-dRavalomanana, na dia misy ihany koa aza ny lesoka, izao tokony arenina :

Tsy ny fanindrahindrana be fahatany ,na fitanisana be fahatany ny mpitondra akory no hampandroso an'i Madagasikara, fa tsy nisy na mpitondra iray aza ka tsy nahavita zava-bita tao madagasikara ,fa kosa ilaina ny fanataterahana ny asa ao anaty ny fahamarinana ,
ohatra ,tsy hilaina ny fananana roplanina mirenty fa mila mahafantatra ny vahoaka hoe vola avy aiza.
3. jakaka ( 01/03/2009 17:26)
Jackychan:

Tsy ny fifanaratsiana be fahatany sy fifankahalàna ary fanomezana seza ireo politisiana tsy nahomby teo aloha akory no hampandroso ny malagasy sy fa ny asa hatrany. Misy dia misy ny soa vitan-dRavalomanana, na dia misy ihany koa aza ny lesoka, izao tokony arenina :

aza miteniteny foana ra badamena toliara miteny io

:evil:
4. ravalomanan ( 01/03/2009 17:48)
Minoa fotsiny ihany waaa oadray lety a :} :}
5. pimaso ( 01/03/2009 17:56)
sy ny fifanaratsiana be fahatany sy fifankahalàna ary fanomezana seza ireo politisiana tsy nahomby teo aloha akory no hampandroso ny malagasy sy fa ny asa hatrany. Misy dia misy ny soa vitan-dRavalomanana, na dia misy ihany koa aza ny lesoka, izao tokony arenina :

MANKASITRAKA E
Tony Jaa
6. Annie2006 ( 01/03/2009 20:28)
aiza ilay delestazy?
aiza ilay hala-bato narahina fahatapan-jiro?
aiza ilay hala-bola tao @ banky centraly netin'ingahy Louis ranjeva?
aiza ilay 350 miliara najavona tao @ banque centrale antaninarenina?
aiza ilay varotra tanindrazana?
aiza ilay orin'asa maty, 3 frères, jeannot le quartz, sy ny sisa?
aiza ilay détaxation nampihitsoka ny vahoaka ao anaty hantsana?
aiza ilay vola nangalarina nividianan 4x4 an'ireto HCC?
aiza ilay làlana goudron nolazaina fa 14.000 km vita kanefa izao indray 6.000 km ihany?
aiza ilay trosa 5 miliara de dolara?
aiza ilay 10 miliara @ MAP tsy mety hita?
aiza ilay fandroahana tantsaha amin'ny taniny: analavory, mananara, ambatovy, fort daupjhin sy ny sisa..

Mbola maro be izany adinonareo izany. Tokony esorina ny solomaso mainty.
7. ndenn ( 01/03/2009 21:28)
Annie2006:

Ho an'i annie dia hoporofoina miandalana ny amaratongam-pahavitan' ny asa fampandrosoana an' i Mada ,sarotra ny hiteny hoe nisy ny detournement de fond ,fa kosa tadidionao fa ny vola ampiasaina fa tsy natao hamotehana ny fiainan' ny sasany tsy ampiheverana .
8. ravalomanan ( 01/03/2009 21:30)
tsimaintsy natao ireo mba hisiann'ny fivoarana. Ary nomena valinkahasasarana izy ireo nony avy nesorina tamin'ireo toerana ireo. Tsy hoe nesorina fotsiny tamin'izao akory fa nomena vola sy toerana hafahany manohy ny asa ataony.
Ny momba ny fiara 4x4 ho an'ny HCC dia volako ary nanampy ny fanjakana. Momba ilay 10 milliards MAP dia eo amperinasa izao ireo olona natao hanoha izany.Ny momba ny delestazy dia eo mapanaovana ny fitaovana vaovao izahay.
Ireo rehetra ireo dia misy valiny avokoa fa saingy korotanin'i andry rajoelina ny firenena ka somary misy fihemorana tsikelikely. Dia aza adinonao fa misy tombombola ho an'ireo mpanome rehefa mihemotra toy izao ny projet.
Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0781