Ra8: MAFIA international sy VAHOAKA MALAGASY

1. Annie2006 ( 01/03/2009 15:56)
Tsy afa bela RA8 ka ny hitifitra sy hamono vahoaka ihany no solution farany hitany ka hijanonany eo @ fitondrana.

TSY manana saina hitondra fanjakana mihitsy RA8 fa kosa hiaro sy hifikitra mafy dia mafy @ sezany. Raha miala eo izy dia ireto MAFIA INTERNATIONAL (QMM, SHERITT, DAEWOO, TOTAL sns...) NO HANAJEDAKA AZY. Raha hijanona eo kosa izy dia ireto vahoaka malagasy VERY TANY, VERY FANANANA, VERY HASINA, VERY TANINDRAZANA, VERY FANAHY...ireo no hikapa azy eo satria tsy tantindry zareo ny JADONDRAVALO sy ny fivarotana ny tanindrazana.

VAHA OLAN-DRAVALO?
- TIFITRA
- TIFITRA ARY MILA MARO MATY (raha miisa 700 maty dia miditra antsehatra ny BEA an'i SADC.
- MITIFITRA IREO MPITARI-TOLONA
- MANAFINA FATY (ireo maty teny ambohitsirohitra sy teny Anosy dia mbola maro no tsy hita ny fatiny)
- MANENTSINA LAINGA ERAN'NY INTERNET HANARATSIANA AN'I ANDRY TGV (tsy misy sahy manohana andravalo an, fa manaratsy an'i TGV ihany).
- MITIFITRA SY MANA AINA IREO MALAGASY MITAKY FAHEFANA IREO.
- Manakaram jiolahimboto hamono malagasy
- Manakarama mercenaire vahiny hamono malagasy

Araho tsara ny tantara fa efa nanao "dina" @ ireo MAFIA ingahy RAVALO ka tsy ho afa-bela. NA i lafrantsa aza ato @ TOTAL manohana zy moramora.
novalian'i ndenn ny 01/03/2009 21:08
2. xxx ( 01/03/2009 16:07)
aza miteny zvt tsy hay fa makaleo e!ny fanahy no ataovy tsara
3. yuka ( 01/03/2009 16:19)
panolotsaina an-dR8 nga ianao ity?
sa paminany no mahalala ny ao antsain'ny MAFIA sy ny vahoaka sasatsasany :roll: :roll: :roll:
aza variana manao kajikajy fa mba mitadiava olona asolo azy ee!
raha i TGV aloha tsy izyee! ny hirariko hoa dia aoka mba olona manpahaizana
no asolo izay mitondra eo!
dia hafaro koa ny eny amin'ny faritra iva sao dia zarain'ny TIM vary sy menaka dia hifidy TIM indray,avy eo karamain'ny sasany volakely dia hanongam-anjakana indray :P
maninona moa raha ianao mihintsy no milatsaka ho filoha ee!
ny olona tsy mangalatra sy tsy pamono olona toanao no hilain'ny firenena
Manohana anao izahay eto amin'ny serasera :°)
mbola betsaka sy maroanisa lavitra nohon'ny vahoakan'ny 13Mai manko tsika eto amin'ny serasera,ka mba hevitro io an! :-P ;-)
4. patrick2002 ( 01/03/2009 17:01)
raha i TGV aloha tsy izyee! ny hirariko hoa dia aoka mba olona manpahaizana
no asolo izay mitondra eo!

Ka iza aza no tiany Yuka hasolo azy eh! ,Ny anao efa fantatro fa tsy miala @ Ivohasina ianao :wink: :wink:
Tsy hilaina faminaniana izany ,na mpanolo-tsaina an-dravalo vao hahalala an'izany ,halefa kely fotsiny ny fisainana dia efa mahalala fa tsy tokony hitondra intsony i Ravalo ,satria be loatra ny fangalarana sy ny fiaraha-miasa nataony t@ mafia
5. jakaka ( 01/03/2009 17:12)
yuka:

panolotsaina an-dR8 nga ianao ity?
sa paminany no mahalala ny ao antsain'ny MAFIA sy ny vahoaka sasatsasany :roll: :roll: :roll:
aza variana manao kajikajy fa mba mitadiava olona asolo azy ee!
raha i TGV aloha tsy izyee! ny hirariko hoa dia aoka mba olona manpahaizana
no asolo izay mitondra eo!
dia hafaro koa ny eny amin'ny faritra iva sao dia zarain'ny TIM vary sy menaka dia hifidy TIM indray,avy eo karamain'ny sasany volakely dia hanongam-anjakana indray :P
maninona moa raha ianao mihintsy no milatsaka ho filoha ee!
ny olona tsy mangalatra sy tsy pamono olona toanao no hilain'ny firenena
Manohana anao izahay eto amin'ny serasera :°)
mbola betsaka sy maroanisa lavitra nohon'ny vahoakan'ny 13Mai manko tsika eto amin'ny serasera,ka mba hevitro io an! :-P ;-)
aza miteny fahatany ra bada andry ihany no anay ra8 mpamon'olona


;-) (l) :?: :idea: :wink: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
6. pimaso ( 01/03/2009 17:30)
TIFITRA IHANY NO MENDRIKA NY JIOLAHY SY MPAMAKY TRANO
DORANA VELONA
TY MISY SOLUTION POUR LA PAIX DU GOUVERNEMENT TGV : ENY NOSY LAVA MALALAKA HANAGANANAREO NY TETEZAMITANAREO, NA TENA IZY AZA TSY MANINONA FA MITOVY AMINAREO DAHOLO NY MPONINA ANY
MAZOTOA MITONDRA AN I NOSY LAVA DIA AZA MIVERINA ATY TANA INTSONY FA TSY ILAINAY
TAPITRA
7. ravalomanan ( 01/03/2009 17:50)
yuka:

panolotsaina an-dR8 nga ianao ity?
sa paminany no mahalala ny ao antsain'ny MAFIA sy ny vahoaka sasatsasany :roll: :roll: :roll:


Diso ianao olona tsy fantatro io sady mandoto rano eto. Izy no hotifiriko voalohany eo fa asaivo manao eo ihany
:roll: :roll:
8. pimaso ( 01/03/2009 18:16)
Fa sao heverinao fa Ra8 aza no nanapaka hoe tsy maintsy aty Madagasikara no atao io sommet io???mba hoà mba mandinika fa izany UA izany ange ka firenena be dia be no ao anatiny e! mba satrin'i Cote d'ivoire na gabon na i mozambique handray an'io fa i Madagasikara no nahazo ilay voninahitra....ary i Madagasikara tsy i Ra8 fa izaho sy ianao minananana foana io!
Efa tsy ao aminareo intsony ilay fièrté mahamalagasy mba ho hitan'ny firenenkafa fa mihidy amantrano mamahandalitra mihaino viva no asanareo, ary ny fialambolinareo dia manao bronzage 13 mai, ny asa ataonareo dia manao pillages!!!
izany hoe mitsentsitra ny hafa foana.
Izao indray nareo ka hoe higrevy! sokafy yny maso fa ireo mpitarika anareo ireo dia olona tsy misy miasa intsony fa retraités daholo, tsy misy manana orinasa ireo ka hoe harary ny fony raha hitokona, tsy misy mananjanaka kely mpianatra koa fa na efa lehibe ny zanany na eny amin'ny frantsay no mianatra!!!
Mba misaina ho'aho dia SOKAFY ny maso!
9. xxx ( 01/03/2009 20:15)
Annie2006:

Tsy afa bela RA8 ka ny hitifitra sy hamono vahoaka ihany no solution farany hitany ka hijanonany eo @ fitondrana.

TSY manana saina hitondra fanjakana mihitsy RA8 fa kosa hiaro sy hifikitra mafy dia mafy @ sezany. Raha miala eo izy dia ireto MAFIA INTERNATIONAL (QMM, SHERITT, DAEWOO, TOTAL sns...) NO HANAJEDAKA AZY. Raha hijanona eo kosa izy dia ireto vahoaka malagasy VERY TANY, VERY FANANANA, VERY HASINA, VERY TANINDRAZANA, VERY FANAHY...ireo no hikapa azy eo satria tsy tantindry zareo ny JADONDRAVALO sy ny fivarotana ny tanindrazana.

VAHA OLAN-DRAVALO?
- TIFITRA
- TIFITRA ARY MILA MARO MATY (raha miisa 700 maty dia miditra antsehatra ny BEA an'i SADC.
- MITIFITRA IREO MPITARI-TOLONA
- MANAFINA FATY (ireo maty teny ambohitsirohitra sy teny Anosy dia mbola maro no tsy hita ny fatiny)
- MANENTSINA LAINGA ERAN'NY INTERNET HANARATSIANA AN'I ANDRY TGV (tsy misy sahy manohana andravalo an, fa manaratsy an'i TGV ihany).
- MITIFITRA SY MANA AINA IREO MALAGASY MITAKY FAHEFANA IREO.
- Manakaram jiolahimboto hamono malagasy
- Manakarama mercenaire vahiny hamono malagasy

Araho tsara ny tantara fa efa nanao "dina" @ ireo MAFIA ingahy RAVALO ka tsy ho afa-bela. NA i lafrantsa aza ato @ TOTAL manohana zy moramora.



Aza maika hitsara olona hoe MAFIA raha tsy fantatrao aloha ny dikan'io teny io. Tsy misy MAKIA ho hitanaop mivantana izany. Ny asany no hita fa izay fototra hiaviany tsy fantatrao ary tsy ho azonao an-tsaina velively. Ka aza afangaro ny mpanao afera izay hita maso ny zavatra ataony sy ny MAFIA izay organisation matanjaka ka ilàna détective matanjaka vao mahafantatra azy fa tsy ny toa anao izay miteniteny fotsiny tahaka izao.
10. ndenn ( 01/03/2009 21:08)
Lohateny : Re : Ra8: MAFIA international sy VAHOAKA MALAGASY
Hoy i yuka:

panolotsaina an-dR8 nga ianao ity?
sa paminany no mahalala ny ao antsain'ny MAFIA sy ny vahoaka sasatsasany



Diso ianao olona tsy fantatro io sady mandoto rano eto. Izy no hotifiriko voalohany eo fa asaivo manao eo ihany
Voalohany indrindra aloha dia ialana tsiny ny mpisandoka ny anaran' ny filoha mitondra ankehitriny.
Faharoan'izany ,hoy ra xxx teo hoe :
Aza maika hitsara olona hoe MAFIA raha tsy fantatrao aloha ny dikan'io teny io. Tsy misy MAKIA ho hitanaop mivantana izany. Ny asany no hita fa izay fototra hiaviany tsy fantatrao ary tsy ho azonao an-tsaina velively. Ka aza afangaro ny mpanao afera izay hita maso ny zavatra ataony sy ny MAFIA izay organisation matanjaka ka ilàna détective matanjaka vao mahafantatra azy fa tsy ny toa anao izay miteniteny fotsiny tahaka izao.
Marina dia marina tokoa ,ary raiso ho ohatra ny @ filohan' ny JALMK , Mohamar khadafy ,izay metisy corse- malien ,tsy misy maha arabo azy mihintsy nefa dia filoham-pirenen' ny firenena silamo matanjaka .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3945