Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabingogilabanga ( 27/02/2009 19:06)
RAZANAKOLONA Odon UN GRAND MONSIEUR
Il fait honneur à l’intelligence et à la sagesse Malgache. Chapeau bàs Monsieur l'archevêque... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 19:34
sitlo ( 27/02/2009 18:55)
manipy gant daholo
Mimenomenona daholo: Nations Unies ehhhh FFKM ehhhhhhh AU ehhhhhhhhh frantsay ehhhhhhhh COI ehhhhhh Raha avela amin'izao mantsy ilay prezida toa ho gidraka be fa dia mety hohavaoziny mihitsy... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 20:24
xxx ( 27/02/2009 18:45)
Mtadiav zvtr hafa manaitr ndray fa ef film goak b le ps fopl
Tsy ianao no halaza aminio fa[b] efa nisy PRO be noho ianao nanao anio PS[/b] fopla io teo aloha ary [b]nahavita zavatra extra teto[/b] ! sy tsy mampino ry zalahy !! fa raha ny anao io de [b]tsy mis... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 22:45
NoueAndrywui ( 27/02/2009 18:26)
au moins efa mba nilamina politika teto @ serasera
:-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 00:00
xxx ( 27/02/2009 18:02)
leo politika
leo politika izahay dia izao no fomba legal entina mahohitra azy fomba democratie non.... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 23:47
NoueAndrywui ( 27/02/2009 17:43)
miakatra be ny foza orana ry reto an
ary toa miakatra be ny foza orana ry ireto an... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 18:25
Noue ( 27/02/2009 17:27)
Mba mangataka ny mpiandraikitra ee
naveriko eto ity satria tsy tazana intsony atsy @ politika eee ! [quote][b]mba mangataka ny mpiandraikitra mba hitazana kely ny fanimban'io XXX io ny dinika rehetra eto @ politika fa tena sahirana mah... tohiny
novalian'i Lejoba ny 27/02/2009 23:36
Noue ( 27/02/2009 17:16)
Mba mangataka ny mpiandraikitra ee
mba mangataka ny mpiandraikitra mba hitazana kely ny [b]fanimban'io XXX io ny dinika rehetra eto @ politika[/b] fa tena sahirana mahintsiny ny olona rehefa mba hamaly dinika eee !! io zao izy vao namo... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 07:38
xxx ( 27/02/2009 17:08)
migirevy tgv
Nisy nanao pression aminy ve ? Sa tena ny FFKM no tsy credible raha tsy ao izy ? Sa hanotofana zavatra indray io ? Matahotra ve Ra8 fa hisy 13 mai ampitso dia anaovan pression Odon mba hanakana io ? H... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:59
ni81 ( 27/02/2009 17:01)
Famerim-bola
Rehefa mividy zavatra eny @ toerana fivarotana ao dago dia tsy mamerim-bola madinika ny ankabeazan'ireo mpivarotra sasany fa ataony hoe: [b]"atao bonbon fa tsy misy madinika".[/b] Eny fa na dia iton... tohiny
andrywui ( 27/02/2009 16:47)
HO VITA RAHAPITSO ZANY NY TOLONA KA ARABAINA E
de efa zay zany fa de tsy maintsy hoatao rahapitso daholo na ny fakana ministera na ny fakana ambohitsirohitra na ny fakana iavoloha ary tsy maintsy azo zany ireo rahapitso e !! fa defa mamangy atsik... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 22:32
tsikivy01 ( 27/02/2009 15:59)
Midika inona ny fiverenan'i Mgr Odon io ?
Nisy nanao pression aminy ve ? Sa tena ny FFKM no tsy credible raha tsy ao izy ? Sa hanotofana zavatra indray io ? Matahotra ve Ra8 fa hisy 13 mai ampitso dia anaovan pression Odon mba hanakana io ? H... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:19
a256011 ( 27/02/2009 15:25)
HO VOAHOZONA IZAY MITOKY OLONA
Amiko aloha hatramin’izao tsy misy olona tonga lafatra, ka izay ataony dia mety amin’ny rehetra. Ny fanapahan-kevitra izay raisinao rehetra dia misy vokatsoa sy voka-dratsiny hoan’ny tsirairay... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:48
xxx ( 27/02/2009 15:25)
hatramin'izay nanombohan'ny grevy izay ve
mba manitikitika kely ihany hoe hatramin'izay nanombohan'ny grevy ma nisy fiantraikan'ny an'ireo mpandraraha vahiny miasa eto amintsika sy ireo grand projet en cours izay fatsian'ny 9em et 10em fed :... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 16:59
ralalaina ( 27/02/2009 14:56)
NY ANTONY NAMPIVERINA ANY MGR ODON
Diso be daholo nareo RA8liste ireo @ antony nampiverina any ngahy MGR ny antony dia nilefitra RA8 mpamono olona ary nanaiky fa hiresaka @ fangatahany TGV dia ny fanaganana gvt de transition,ny fanalan... tohiny
novalian'i almada ny 28/02/2009 06:44
xxx ( 27/02/2009 14:26)
nankaiza i
ary mba nankaiza i dolin,costume gris,ary monja roindevo fa toa tsy henoheno sa efa manomboka miasa ny minitr'i tgv :-D :-D :-D ,rollant ratsiraka sy ny akolita eh... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:06
bozyboleta ( 27/02/2009 14:22)
Sarimihetsik'i Monsenera - Saison 2
Dia mbola mitohy ihany ity sarimihetsika ity. Hiverina hiaraka handridra ny latabatra boribory indray i Monsenera hoy ny solotenan'ny ONU. Hiverina toy izay koa i Likiliky hoy ny solotenan'ny ONU ih... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 20:25
ifiona ( 27/02/2009 13:57)
lasa zone rouge eo @ place du 13 mai...
"15H00 : Pas de sit in ce jour des pro tgv. Ils donnent rendez vous samedi Place du 13 mai. La place a été déclarée zone rouge par l'Etat" hein! tsy te hahita fatin'olona za radem klé..... :(... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:40
rasoan ( 27/02/2009 13:28)
Fiantsoana Place des Nations GENEVE @ 28 Fév à 10H
Bonjour, Nous vous invitons à participer à un rassemblement à la place des nations (sous la chaise), à Genève, ce samedi 28 février à 10h pour une solidarité avec la population malgache,... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:07
maditra ( 27/02/2009 12:56)
Ho an' i Mgr Odon Razanakolona
Voalohany aloha dia miala tsiny fa manonontonona ny anaran'olon-dehibe. Katolika ny tenako ary manaja tsara ny structure mifehy ny fiangonana Katolika na eto madagasikara izany na any Vatican. Kane... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2598