Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 26/02/2009 12:06)
Aiza i kidoro fa mbola tsy hita foana efa ho 15jours
matahoatra mafy mihitsy aho e tsy tazana teto intsony ity mafana fo mpanohana an'i tgv ity efa ho 15jours,tena manahy mafy izany,izay misy mahalala dia milaza ... tohiny
sitlo ( 26/02/2009 11:23)
tatin-jaza
Tena mihaiky anareo vehivavy ihany aloha aho mahavita mitaiza ireny zazakely ireny fa tena henjana ianareo eh. Indrindra fa ilay somary tsy dia manana ireny dia ilay tsy maintsy sasana ny lamban-jaza ... tohiny
novalian'i elyzo ny 12/03/2009 10:18
lemenakely ( 26/02/2009 11:17)
Efa nanao izay ho afany na mpitsabo na magie.....
Angamba tsy misy tsy mahay ny hiran i TIANA iny isika ! MIALA TSINY ... Raha jerena toa MIALA MAINA avokoa izay mety mpanelanelana @ ity raharaha ity ,na ireo vahiny na isika eto antoerana . Sao ... tohiny
sitlo ( 26/02/2009 11:01)
esy e ry taniko
Nisy sangisangy zary tena izay sendra hitako tany. [u]vazaha[/u]: Ahoana ny fihatraikan'ny fiakaran'ny vidin-tsakafo eran-tany taminareo malagasy? [u]tgv[/u]: Raha tsy nisy an'ahy nga niakatra teo ... tohiny
novalian'i sitlo ny 27/02/2009 00:11
kabota ( 26/02/2009 10:55)
VOAFITAKA NY FFKM-
TENA VOAFITAKA NY FFKM SATRIA LASA NAMONO AFO NY FIHETSIKA NATAONY. HEVERINA FA TONY NY OLONA NADRITRY NY TELO ANDRO. TANDREMO AN! misaotra anao aho RAKAZAKOLONA FA IZANY KA ZANAKA OLONA MANANA HAZ... tohiny
sitlo ( 26/02/2009 10:34)
manina
Izaho izany mba tena manimanina maintsiny nefa bedy.... tohiny
andrywai ( 26/02/2009 10:34)
Nirefotra i Mahamasina ka asa na nandroaka ihany?
Nipoaka lay mahazatra ka asa na fandroahana ihany dia niparitaka ireto milaza hanala ny PDS na nisy naratra. Mitazana lavitra moa ka tsy mety ny mandainga. Ny havanay ihany no aroson-dry TGV fa izireo... tohiny
ralalaina ( 26/02/2009 10:18)
MATAHOTRA RAVALO TIA TENA
Vory lanona ny olona eto mahamasina,vahoaka analinkisa no tonga mba hitaky ny zony,nalefa ny miaramila handrava ny olona nanao tifin danitra sy nanapoaka bomba,izany no toe tsainy ny RA8 nohoizany tsy... tohiny
Noue ( 26/02/2009 09:33)
Tongasaina ny olona dia inona ny hevitra atao?
soahiany fa tongasaina ny olona tsy ho atao [b]SORONA[/b] intsony ka inona indray ny tetika mba ahazahoana olona eee ??? [b]* Andry TGV appelle ses partisans à venir à Mahamasina jeudi à 10h pou... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 14:21
bozyboleta ( 26/02/2009 08:23)
Sarimihetsik'i Monsenera
T@ fanambaran’ny FFKM ny Asabotsy teo izay nosoniavin’ny filoham-piangonana 4 dia nomarihina tsara ny maha-Filoham-pirenena an’Atoa Ravalomanana. Saingy @ le fanambarana omaly 25-feb izay i Mo... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 14:04
nyavo2000 ( 26/02/2009 08:14)
ENQUETE ZAY MAHAY: VOLA AVY AIZA NY NIVIDIANANA NY VIVA ?
-efa mba nisy NANADIHADY MARINA ve hoe :"vola n'iza ary avy aiza no NIVIDIANANA ny RTV RAVINALA taloha ho lasa VIVA amin'izao fotoana izao? -Sa Atoa RATSIRAHONANA no nanome ny fananany tamin'ny vidin... tohiny
novalian'i abcdefg ny 26/02/2009 21:30
fanogasy ( 26/02/2009 07:34)
toa tsy nisy niteny insony,
toa nangingina sy nisy niteny intsony ny pomba anandriamatoa ravalomanana taorianan'iny fanambaniana nasehony ny rehetra omaly ny;nefa talohan'io moa ve tsy toy ny ...(aleo tsy tenenina)ny fifanaratsi... tohiny
novalian'i cocorie ny 26/02/2009 12:13
mion ( 26/02/2009 06:34)
Mahavariana ny secte "VAHAO NY OLOKO"
Sao mba misy manana informations momba io secte io de raisina an-tanandroa Asa ianareo raha nahatsikaritra io secte io fa tena mirongatra izy io tato ato et tanà ville. ry zareo le mijoro eny an-... tohiny
novalian'i Okok ny 21/09/2025 20:15
essera ( 26/02/2009 04:52)
Ho an'ny PRO RA8
Salama daholo, Raha manoratra eo ambony aho hoe PRO-RA8 dia tsy midika fa mpanohana TGV saingy : Mba hanome ny hevitro manokana kosa aho anefa momba an'ireny omaly ireny (ny tsy fahatongavan'ny... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 15:36
soanja ( 26/02/2009 02:30)
Alohan'ny hidobohan'ny ampongam-pitiavana?
Manontany tena aho mandinika ny mpianatro, ireo izay 8 taona ka mananika ny faha 11 taona eo aloha no resahiko eto. Inona ary no tsapany alohan'ny hilatsahan'ny varatry ny fitiavan-dehibe ao ampontsi... tohiny
salopard ( 25/02/2009 23:17)
ts hi-klôty ho eny Iavoloha
tonga dia miainga ity, tsy misy manao na silipy haseho tsara an-dravalo fa tsy voavidy intsony ny fitafiana Miala tsiny @ neny lalao, sy ony, sy lianah sy patrcia, etc..., fa tsy ianareo no ci... tohiny
xxx ( 25/02/2009 22:03)
KAY ZANY FANAOVAN SESIK'ADALA NY HEVITRA ATO LE
MANINONA ARY RA MBA AVELA HO VITA TSARA SY AFAPO ALOHA AMIN'NY HEVITRA IRAY VAO MBA ALEFA NDRAY NY IRAY FA DE SESIK'ONDANA !! SY SAOSISIN' AMBODIMITA ITY KA ZE LANY TALOHA NO TSY MASISO APITSO !! ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 12:53
gran ( 25/02/2009 21:14)
TSY NAMONJY NY FIHAONANA T@ TGV RA8, FA NAHOANA LOATRA?
TSY NAMONJY NY FIHAONANA T@ TGV RA8, FA NAHOANA LOATRA? NATAONY TSINONTSINONA VE NY FIHAONANANA @ TGV? RAHA TSY MANDINIKA TSARA IANAO DIA HOY IANAO HOE ENY. NY MARINA DIA MISY ANTOKO POLITIKA ... tohiny
zaytenagasy ( 25/02/2009 21:12)
AMPY IZAY RA-MALAGASY!!
AVOTY NY FIAINANAO RA-MALAGASY FA TSY RARINY INTSONY IZAO ATAON-DRY TGV SY NY GAIGY REHETRA TARIHINY'ZAO... SAMBORY 'REO RY VAHOAKA FA LALAOVINY FOTSINY EO ISIKA!!! ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 15:20
Noue ( 25/02/2009 20:26)
AZA MANAIKY ATAO SORONA INTSONY EEE !!!
[b]AZA MANAIKY ATAO SORONA INTSONY EEE !!! [/b] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img413.imageshack.us/img413/6696/soronaa5.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://g.imageshack.us/img413/soronaa5.jpg/1/... tohiny
novalian'i Noue ny 26/02/2009 13:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0225