VOAFITAKA NY FFKM-

1. kabota ( 26/02/2009 10:55)
TENA VOAFITAKA NY FFKM SATRIA LASA NAMONO AFO NY FIHETSIKA NATAONY. HEVERINA FA TONY NY OLONA NADRITRY NY TELO ANDRO. TANDREMO AN!
misaotra anao aho RAKAZAKOLONA FA IZANY KA ZANAKA OLONA MANANA HAZON-DAMOSINA. Tsy mila miray petsapetsa amin'ny mpamono olona
tsy maty ny afo ary tsy maintsy miala Ra8
répondu par rangorivao69 le 27/02/2009 02:08
2. nyavo2000 ( 26/02/2009 11:07)
teren'i ODON sy tadiaviny hanaiky ny TRANSITION leitsy R8 a!, i leiry sady Juge no partie...rehefa tsy hanaiky sy hifona @ R8 i andry TGV de aleo hovonoina any fa tsy lasa intsony ity barofo lava ity
3. sitlo ( 26/02/2009 11:33)
alefaso alefaso ka, doroy izay hodorana, aleo hofaty izay hofaty fa tsy maintsy miala ra8
tgv indray tsy maintsy mifonce
4. dalie ( 26/02/2009 11:41)
Midera anao aho RAZANAKOLONA fa mety ny nataonao TGV kosa aloha dia tsy hifona amin'ny olona mpamono olona mihitsy na inona hitranga na inona hitranga tohizo ny tolona
5. Noue ( 26/02/2009 11:45)
dalie:
TGV kosa aloha dia tsy hifona amin'ny olona mpamono olona mihitsy na inona hitranga na inona hitranga tohizo ny tolona
nefa dia izy no nanosika ny olona hanitsaka ny zone rouge !!! tssss !!! izy daholo no nataonga an'zao bordel rehetra zao !! GADRAO TGVENDRANA !!!!


6. sitlo ( 26/02/2009 11:48)
Izy moa ve hifona amin'ny tenany. Andeha eo amin'ny fitaratra izany izy dia hifona?
Mbola manangombola hanakaramana tirera delita indray aloha izy izao. Mety ho any amin'ny faritany amin'izay izao no hotifiriny indray dia anaovany postera. Mba mampidi-bola ny Injet kosa ny fanontan'ny commune an'ireny sora-baventy ireny eh. Mba misy hanakaramana mpanao gazety frantsay.

Oups, kay tokoa moa voaroaka tao Madagasikara ireo frantsay kobo koa. Soa fa mba misy telefonina aza hiantsoana avy any Morisy sy Lareunion koa. Nosy malazo kely tssssss
7. nirasia ( 26/02/2009 11:55)
Salut daol t@ 1volana androany ry zalahy no nahitana we iza ary ahoana izany tgv izany a raha misy ny mpamono olona de 1 tgv izay nitarika olona hatao sorona, tsy milay e
8. dalie ( 26/02/2009 12:10)
ra8 no mpamono olona fa tsy TGV satria izy no nanome baiko hampitifitra ny malagasy mitovy aminy hanody azy sy ny taranany ny ran'ireo malagasy novonoiny
9. sitlo ( 26/02/2009 12:27)
Dia hiverina indray ity resaka ity. Dia ho avy indray ny pompier sy ny ambulance sy ny Maison Blanche sns.

Ny gasy ihany re no namaritra hoe tifirina izay miditra eto ah. Izay nampiditra anao teo anontaniana hoe taiza izy tamin'ny ora nidona.
10. ari.malala ( 26/02/2009 12:45)
zone rouge ou pas ts raison itifirana olona tsy mitondra fitaovampiadiana mintsy e! tsy fahavalo ireo ka hoe sao maty eo fa olona mitovy @ tena malagasy mitovy @ zao v de hotofirina fa iz mitsn no efa ts hay ze any andohany any...
11. Mirananirina ( 26/02/2009 12:51)
Ka ny olona anie ry reto migrevy daholo fa tsy misy sahy hoe HANDEHA HIDITRA AMINY TRANON'NY FILOHA.izany e.,izao manaiky mihitsy hoe rehefa misy tsy mety dia migrevy,ary aseho ny tsy mety hahitsy.Eritrereto hoe:ndeha hiditra ao amin'ny maison blanche-dry OBAMA na SARKOZY ny mpigrevy dia ahoana re e?????????????Tsy hisy anao izany mandrakizay angamba,toy ny nataontsika gasy sasany.
12. xxx ( 26/02/2009 12:59)
ari.malala:

zone rouge ou pas ts raison itifirana olona tsy mitondra fitaovampiadiana mintsy e! tsy fahavalo ireo ka hoe sao maty eo fa olona mitovy @ tena malagasy mitovy @ zao v de hotofirina fa iz mitsn no efa ts hay ze any andohany any...



tokony nampandrosoina rizareo , dia nomena sakafo dia nosafosafoina ry ari.malala e :lol: ?

13. xxx ( 26/02/2009 13:00)
mirananirina je t'aime
14. xxx ( 26/02/2009 13:03)
eh xxx12 te hiady ?an efa anahy io tandremo a

(l) (l) (l) (l) :* :* :* :* :* ooohhh mirananirina ko
15. Noue ( 26/02/2009 13:47)
rehefa oe zone rouge dia zone rouge eee!!! tsss !! fa rehefa lazaina ve oe misy tay io dia mbola atao fanahiniana hitsahana ihany eee ??? dia hitsaho ao aza koooo ! iza nefa no ho maimbo ao ee ?? tssss
16. rangorivao69 ( 26/02/2009 23:15)
kabotapouur enao ,ny lohakely aza tsy zakan'ny vatatenanao kabotadondrona koa tolona inona ka izy ty fitan'ny botatay :-D :-D :-D
ndana fakafakao ny zavanisy tao fa tsy manao loham-bongidina ry le kary lahy ty :-D :-D :-D

dalie tarabe enao zany ny tompona'andraikitra tao @ TEGEVE no efa nangataka pardon ho anireo vahoaka tsy manantsiny notariny natao fitaovana ka lasa sorona aninkeo ,fa aza mandray tsy raisina hoatran'tsipolitra :-D :-D :-D
17. xxx ( 27/02/2009 00:14)
Za bandy mpisera politik ato ndraindray fa rah izah kosa no ompain otrizao letsy dia ten mitady ny tranonlà zay nanopa ahy io mitsy ah na Tim aza elà ka akamako, fa tsy avelako h vita mora rah tsy mikombaka amiko ny ahy na rakofako total ,tena kozy anefa fa tena tsy reveko ny ahy zany ty adina ompa vava be ty nefa politik no atao eto
18. rangorivao69 ( 27/02/2009 02:08)
sarimbavy pouur io ny ps aza tsy avoaka jerevako fa zà tsy hamono anelah hoa :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0805