Alohan'ny hidobohan'ny ampongam-pitiavana?
1. soanja
(
26/02/2009 02:30)
Manontany tena aho mandinika ny mpianatro, ireo izay 8 taona ka mananika ny faha 11 taona eo aloha no resahiko eto. Inona ary no tsapany alohan'ny hilatsahan'ny varatry ny fitiavan-dehibe ao ampontsika olombelona?? Ny tiako resahina moa izany dia ny fitiavan'olon-droa fa tsy hoe akory dada sy neny sns...
Mbetika ry zareo toa mihomehimehy izany. Hoy aho any an-tsaiko mihomehy tany vaky ve izy zany sa misy zavamatsiro any an-tsaina ka faly ny vatana? Ao koa anefa ny lasa fisainana lava sy ny monton-dava na menamenatra? vao mihetsika dia toran'ny hehy.
Mino aho tsy mijaly aloha ry zareo fa dia izay jerena toa zavamahaliana daholo. Samy te hahalala izay ataon'ireo tsy mitovy taovam-pananahana aminy avy.
Ny tadidiko momba ahy no alefako eto zany:
- tsy mety nanao short kely toy ny fanaoko an-davanandro tsony aho fa nitaky ny ray aman-dreniko akanjo, dia mba nikapa nandeha nianatra.
- Tiako ny namaky roman Malagasy isan-karazany nosoratan'i Idealy Soa sy Paul Rapatsalahy.
-Tsy sahy mandinika ny zazalahy mitovitovy taona tamiko intsony aho. Menatra be koa raha vao misy mijery.
- Miiboka ao an-trano tsy mety milalao an-tokotany toy ny taloha intsony sao misy mahatsikaritra ny somondrarakely...
Misy mahatadidy izay tsapany ve isika ato efa ela ihany mantsy izay?? Misaotra mizara.

novalian'i ari.malala ny 09/03/2009 07:37
2. ari.malala
(
26/02/2009 06:36)
Ny tadidiko dia menatra ary mihemotra raha sendra ka misy lehilahy tafiara-dalana tamiko (na efa zokiko io na mitovitovy taona tamiko), ts mety maira milalao @ cousins sy ny anadahy firy intsony koa ary tia mitokantokana sy mamaky cahier de chant
3. fahamarinana
(
26/02/2009 08:47)
:arrow: ndraso aloha hitadidy kely aho fa toa efa tranainy be anie zany ry izy 2 vavy e, :wink:(l)
6. ni81
(
26/02/2009 09:27)
Hum! marina mihitsy ny lazain'ity akamako ity hoe: ndraso aloha hitadidy kely aho fa toa efa tranainy be anie zany ry izy 2 vavy e, :-D :-D
Somary mora menatra, misitritritrika, dia mihomehy hanaronana ilay henatra matetika. Dia ahoana koa re e! :lol:
Somary mora menatra, misitritritrika, dia mihomehy hanaronana ilay henatra matetika. Dia ahoana koa re e! :lol:
7. fahamarinana
(
26/02/2009 09:49)
:arrow: ni : :-D ka zay manko akia !..koa ilay olana koa na hatramizao aza mbola saro-kenatra fa eto fontsiny no mi-wawawa be eto :oops:
Na izany aza, za ndray zany somary hafa kely,tsy nisitrika izany fa ny contraire nalaiko namana daholo dia lasa bandy kely za tsy misy mpanadala... (l)
Na izany aza, za ndray zany somary hafa kely,tsy nisitrika izany fa ny contraire nalaiko namana daholo dia lasa bandy kely za tsy misy mpanadala... (l)
8. lovelyri
(
26/02/2009 12:32)
mhhh :roll: :roll: :-D :-D ny ahy ôtrany ts tsaroko hoe saro-kenatra zany za fa de nilalao fôna na niaraka tam iza na iza :roll: enfin raha ts diso za mbola nanao tantara tam le vato reny :-D zay ihany n tena tsaroko sinon milalao poupée, manao dinety :oops: :-D
9. ni81
(
26/02/2009 13:02)
ni : ka zay manko akia !..koa ilay olana koa na hatramizao aza mbola saro-kenatra fa eto fontsiny no mi-wawawa be eto=)) =)) aoka marina e!
11. naughtyboy
(
27/02/2009 05:32)
zà ndray zany @ maha kofa anà de tsy sarotra ,tsy de mbo nanana akama sipa kely niaranilalao zany fa bandy kely miaramandaka baolina sy mpitaingina kalesa no betsaka...ary t@ zany mbola mijery kely tarehy fotsiny sy ny eo aloha ihany fotsiny refa mahita sipa mitovy @ tena fa tsy mitoditodika any aorina(mijery sopapa ..) :°) madio saina hono no filaza anreny t@ zany :-P :-D
12. raberesaka
(
27/02/2009 06:14)
Za ndray de bandy sarokenatra hatramin’izay fahazazako. Ny tontolo nonenako no hitako nahatonga ahy ho lasa tahaka izany. Diso nofehezina loatra aho ka na ny hiserasera tamin’ireo namako aza de sarotra tamiko. Tsy mahajery zazavavy na tovovavy ireto masoko ireto. Raha mba misy tsiriritiko ka mahatsikaritra izany izy ireo ka mitopy eny amiko ny masony de miondrika na mijery zavatra hafa aho. Rehefa lasa anefa le olona de miherika mijery azy aho ary de manara-po manara-maso. Ny fidobodoboky ny foko tamin’izany fahazaza sy fahatanorana izany de manoatra ny aponga iray tendren’ny mpanakanto maro be tsy voaisa ka tsy arako intsony na firy km/ora ny fitempony. Tsy mba sahy ninamana tamina zazavavy na tovovavy kely zany aho hatrizay. Na ny miarahaba aza efa tera-tsemboka vao vita. Tena fototra ratsy tsapako ho an’ny tenako ireo niainako ireo saingy tantara tsy azo soloina fa izay tokoa no naha olona ahy ary niavahako tamin’ny hafa. Tsy kivy aho na izany aza fa izay tsy nety dia narenina ary izay tsara de nohazomina. Misy mitovy amiko ve ry mpiserasera ?
14. fahamarinana
(
27/02/2009 07:52)
:arrow: raberesaka : hi!hi! misy itovizantsika kah,resaka fitaizana no tiako hambara.Ny nahasamihafa ahy sy ianao dia nifandray tamin'olona betsaka indray aho saingy an-tsoratra fontsiny ihany ary amin'ny maha-mpinamana tsotra ihany koa...eny na hatramin'izao aza dia mbola mitohy izany.Izaho indray ny contraire be namana lahy ary ireo aza no tena mifandray amiko betsaka indrindra...Fa ilay fahasarota-kenatra aloha rehefa ao izay dia raiki-tapisaka soa aman-tsara ary sarotra ny hanalana azy. :? (l)
17. mampahery
(
27/02/2009 08:37)
za aloha ts natadidy e.fa ny tadidiko fotsiny de nanao tsipy vola,de miara @ sipa kely de manao dada sy mama,fa ny saina madio an.fa milame tsara.
18. kelly13
(
27/02/2009 08:44)
fahamarinana>misy tadidiko kely refa tena nopotserina ny memoire: nanao zoueéra zouéra niaraka t@ i zokinay lahy d boite de sardine no goal (resy fôna fôna za) d milalao kalesa mogorisa @ le arabé pente eo ambaninay! mila ho tapaka lalandra mihintsiny i dadabenay sy bebenay fa tsy norarahinay
19. ni81
(
27/02/2009 08:48)
:-D :-D zà koa ry kelly13 rovitra foana ny akanjo mitaingina kalesa, sady maloto @ lé vovoka
20. kelly13
(
27/02/2009 08:52)
ni81>ié, nefa tsy nisy ny machine a laver t@ zany! nampalahelo iany le mpanasa lamba ka :oops: :oops: