Alohan'ny hidobohan'ny ampongam-pitiavana?

21. ari.malala ( 27/02/2009 10:39)
:-D :-D :-D za kou nilalao kalesa nony lehibebe :-D :-D :-D :-D de rapa tanteraka ny deriera ray manontolo :-D :-D de refa manao zouéra miaraka am zandrinay lah kou d res foana fa taterimpotsiny :-D :-D :-D
22. ni81 ( 27/02/2009 11:51)
ni81>ié, nefa tsy nisy ny machine a laver t@ zany! nampalahelo iany le mpanasa lamba ka
raharaha mihitsy
za kou nilalao kalesa nony lehibebe de rapa tanteraka ny deriera ray manontolo de refa manao zouéra miaraka am zandrinay lah kou d res foana fa taterimpotsiny
hahahahah, rovitra ny kiloty hihi. Soa fa mbola ankizy t@ zany e
23. simplex ( 27/02/2009 16:38)

ra zao no dinihina dia vao mia tsy azoko mintsy hoe taiza no nianaran'ny vevavy nampifilafila eee :-w

:-P
24. fahamarinana ( 27/02/2009 16:57)
:arrow:simpl : f'angaha mila ianarana,efa voajanaharu.. :°) (l)
25. simplex ( 27/02/2009 17:15)

:-D:-D:-D
dia hoe i Eva doly ve no nahatonga an'izao :)

danza be koa iny sipa iny an :lol::lol::^)
26. Papoose ( 27/02/2009 17:26)
soa fa nisy azy :°)
27. fahamarinana ( 01/03/2009 07:34)
:arrow: papoose : :lol: :lol: (l)
28. ikaretsaka ( 01/03/2009 13:06)
I Adama koa tsy nisalasala
29. ari.malala ( 02/03/2009 06:38)
ni81, :-D ko efa hoe rapa tanteraka ko ndry ve tsy ilazana e! :-D :-D :-D
30. fahamarinana ( 02/03/2009 13:08)
ika:
I Adama koa tsy nisalasala

:arrow: :-D :-D efa haiko mihintsy ise fa hilaza izay !!!
ari sy ni : hatraty koa io mpitaingina lalesa io....feno mariboninahitra mandrakizay ny lohalika.:lol: (l)
31. fahamarinana ( 02/03/2009 13:09)
ika:
I Adama koa tsy nisalasala

:arrow: :-D :-D efa haiko mihintsy ise fa hilaza izay !!!
ari sy ni : hatraty koa io mpitaingina kalesa io....feno mariboninahitra mandrakizay ny lohalika.:lol: (l)
32. ari.malala ( 03/03/2009 11:50)
fahamarinana, fa ts mety fay e! hihihihi
33. Papoose ( 03/03/2009 14:14)
:°) :°)
34. ikaretsaka ( 03/03/2009 14:58)
ari.malala:

ni81, :-D ko efa hoe rapa tanteraka ko ndry ve tsy ilazana e! :-D :-D :-D



izany ro atao hoe nilangalanga hoy ny filazanay azy... ko tsary nasaina notsofin'ilay bandy tao faaaa
35. sakaizakely ( 03/03/2009 17:08)
nena ndray tena mbola mande tsara mits ny diska dur-ko tadidiko tsara dol tam zany le tsy mety mivoaka raha tsy takonana ny sokatry : fatorana @ valahana ny ankandroba na lobaka manakona azy, de teramena otran votabia raha vao hanianian'ny ankizy lahy. tsy haiko oe naninn va zokinay vavy tsy mba nisy nanadala zany mits, fa za na miaraka am samy mpinamana eo de manao seriezy be otran'ny ankizy rehetra, de za fona no misy mpanadala, tena (naika) nitomany mits mou, nisy fotona aza tsy nety nivoaka ny trano intsony fa matahotra sode kotikotindry zalah foana, de matetika mivily lalana otran'ny mpangalatra fa tsy te handeha am lalana mahazatra so mifanena am mpanadala. Kompleksa am tsy misy dikany rehefa dinihina am zao fotoana

Fa talou be mantsy zany, zao tena kontrera be tsisy mpanao kombien ntsony raha tsy ny mandroroa sy ny mamo toaka sisa :-D :-D :-D :-D
36. ni81 ( 03/03/2009 17:27)
ari sy ni : hatraty koa io mpitaingina kalesa io....feno mariboninahitra mandrakizay ny lohalika.
:-D :-D sovenira doly izany e!

izany ro atao hoe nilangalanga hoy ny filazanay azy... ko tsary nasaina notsofin'ilay bandy tao faaaa
tena milangalanga izany mihitsy no fitenin'ny olona raha vao miana-kendry manao izay fanaon'ny ankizilahy taloha e! :lol:
37. ikaretsaka ( 03/03/2009 17:42)
fa inona no nahatonga le hoe menatra rehefa kotikotin-dry zalahy? tsy azoko
38. sakaizakely ( 03/03/2009 20:41)
ika> tsy haiko fa taty aorina henoko oe resaka ormonal le no mahatonga ilay hasarotankenatra
39. ikaretsaka ( 03/03/2009 23:10)
za mba gaga foana ny @ anton'ilay menatra iny
fa izay vo fantatro hoe hay ve misy hifandraisany @ hormon
40. ari.malala ( 04/03/2009 07:33)
ika, zany kou d hoe milangalanga hahahahaha :-D :-D :-D :-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0876