Alohan'ny hidobohan'ny ampongam-pitiavana?
41. soanja
(
04/03/2009 13:32)
simplex:
ra zao no dinihina dia vao mia tsy azoko mintsy hoe taiza no nianaran'ny vevavy nampifilafila eee :-w
:-P
Fahaizako an'io aloha dia natao fiadiana amin'ireo izay tsy atokisana loatra ny teny avoakan'ny vava sy ny fihetsika miseho. Tsy voajanahary akory fa fitaovana/ fahaizana entina hanatsarana fiainana nefa mety hanararaotana ny hafa koa!
42. soanja
(
04/03/2009 13:36)
raberesaka:
Tsy kivy aho na izany aza fa izay tsy nety dia narenina ary izay tsara de nohazomina. Misy mitovy amiko ve ry mpiserasera ?
faly aho mahita an'io. Izay no mahaolombelona matotra antsika ka. Afaka manana fahafahana manova ny tsy nety nisy tsy nanantsika safidy taloha.
Tsy mitovy amin-dRaberesaka aloha zah e. Zah dia efa dia be resaka hatramin'izay!! saingy fidiako ny ahy ny olona ampieresahako sy ny zavatra resahiko!
:-* :-* :-* (l)
43. fahamarinana
(
04/03/2009 13:41)
sakaizakely:
Fa talou be mantsy zany, zao tena kontrera be tsisy mpanao kombien ntsony raha tsy ny mandroroa sy ny mamo toaka sisa
:arrow: :-D :-D :-D ,tena mbola tsy nihomehy koa za raha tsy ity...njekaiky o !
(l)
44. soanja
(
04/03/2009 13:41)
Ny mahavariana ahy tamin'ny fandinihana ny fahazazana dia ny vavikely matetika dia mahavita milalao ny kilalaon'ny lahikely toy ny kalesa sns... fa ny lahikely kosa dia tena hatramin'ny fahakeliny dia efa hoe kanety, kilalao bimbim , tosika laro, sy ny mihodina ny azy no mahamay azy tsy hanao velively izay kilalaon-jazavavy hoe pope na dinety izy. Fa raha vao misy lahikely manao izany dia matohatra ery ny rehetra sady tonga dia milaza anle zaza hoe SARIMBAVY!
45. vale
(
04/03/2009 18:14)
za talou nilalao foot ball niaraka t@ ankzilahy, de nanosika pneu ihany koa!lol
fa ankoatry ny ankizilahy mpiara-milalao taminay de tena saron-kenatra mafy aho raha vao ankizilay hafa, tany am-pianarana io na toeran-kafa, rehefa asain'ny mpampianatra mifindra toerana iny, isaky ny trismetre mantsy ny anay atao an'izany dia afangaro amin'ny ankizilahy izahay indraindray de tena tsy maharesaka amin'ilay ankizy mihintsy, anefa tsy amoureuse @ ilay ankizilahy za an, fa menatra fotsiny tsotr'izao!lol
nanomboka tombée amoureuse t@ ankizilahy za feno 9ans tany ho any, lol, de rehefa tena iresahan'ilay ankizy de tsy mahaita hotenenina fa mila hitsoaka, tsy hita izay atao, mbo miresaka fotsiny tamzany fa tsy oe nisy in akory a! fa tena menatra eee.
Nanomboka nifanoroka t@ ankizlahy ndray za feno 14ans, somary efa soara ihany.lol :P

46. kotobekibo
(
04/03/2009 21:52)
Zà injay t@ kely ( 10ans angamba ) d efa tratran'ny chantage foana ( ry bavinay zokiko ) ireo .
Forcer-dry zareo atao mariazy-mariazy t@ lé sipa manja kely tao antanàna izay . D nanaiky t@ voalohany fa avy teo leo , d tsy nety intsony ( ny kalesa , boule , kapisily , zoera , baolina ....mafotaka miaraka @ akama isany kouhh!!! )
Loza anefa fa zà izany efa b teny ratsy h@ fahazazana , ka ataon-dry zareo hoe :
" raha vao tsy mety miaraka milalao aminay d alazanay @ ry pàpa sy màma hoe be teny ratsy miaraka @ ireo bandy kely hafa ireo tontolo andro."
Matahotra ny ho bedy d tratra tao foana .
GRRRR!!!! :evil:

48. Fanhaiky
(
05/03/2009 12:59)
Ny ahy ndray talohan'ny nidobohany manao dada sy mama de tsy mahatsiaro sakafo mihitsy de voalako foana fa oe zazakaly io de efa manao sain hafahafa sahady amiko tsy mahaga izany rehefa tonga eo @ taona fahamaotina ianao... :roll: :-D
49. RATOVOARY
(
05/03/2009 13:00)
Tena samy nanan-tantara daholo marina t@ fahakely an! rah ny ahy aloha de tsy mba nisy histoar d'amour zany e! fa rah avantira de tena nahavita bdb. Zah aloha taloha d'efa notezaina tao @ scout e! ka rah vao mandia vacance de tsy maintsy misy sortie atao foana, any anefa fiainana aty ala, misary biby, kilalao lavareny, fampiasaintsaina sns,... vita sortie avy any ndray d'efa paré ry RAD ny handefa anay hanao vacance any ambanivohitra, any tsy misy resaka fikôtikôtina sipakely zany fa fiandrasan'omby ro betsaka, omby tanimanga no filalao, ny hariva tsy maintsy maka rano sy mitoto vary, ny asa tanimbary manginy fotsiny. Raha mba sendra diavolana tam'zay de tsy maintsy eo ry Dadabe sy Bebe mampilalao; mahavita mamorona kilalao na angano kely mitsy, hita mitsy hoe tambawaks be zahay tamizany, ny tanàna koa tery sady kely ka tsy ahafaha-mikarenjy loatra. Fa nony rehefa lehibebe de tena ohatran'ny voalazan'ny namana sasany teo hoe lasa tsy de sahy misedra sipa loatra, toa ny sipa ndray aza no nikôty kou :lol:
50. ari.malala
(
05/03/2009 13:03)
kotobebide, :-D zany lotra refa te ho be teny ratsy eo ka! :-D :-D :-D
51. ikaretsaka
(
05/03/2009 15:21)
efa voatsoka ve aloha le fitombenana rapa ry ari an...
ay koa tany ambanivohitra (10 km an'i bira) ny tapany voalohany t@ fahazazana de tsary zatra loatra an'izany, fa efa taratara nony nanohy fianarana tany Tana vo mba nanaraka ny fanaon'ny Zanak'antaninarivo... fa tsy dia nisy tsaroako loatra afa tsy ny hoe misy kilalao tsary fanao tany bira lasa atao any tana (manosika pneu ohatra na manao tsipy lavaka @ kapisily... tsary nahita kapisily loatra tany na tananan'ny labiera aza... mahagaga ) de misy tsy fatao tany tana fa atao any bira, (mangala-bomanga sy ovy ary katsaka ohatra dia atono ambony lavenona)

52. fahamarinana
(
05/03/2009 15:53)
:arrow: Zandry Tovo sy ika : tsara kosa ilay hoe tany ambanivohitra zany !Tsaroako za fahiny rehefa miakatra aty tana dia midina any ambanivohitra rehefa fotoana fijinjana na fanetsana..humm tsaroako ilay dinta sns.. (l)
53. soanja
(
05/03/2009 17:08)
vale:
za talou nilalao foot ball niaraka t@ ankzilahy, de nanosika pneu ihany koa!lol
fa ankoatry ny ankizilahy mpiara-milalao taminay de tena saron-kenatra mafy aho raha vao ankizilay hafa, tany am-pianarana io na toeran-kafa, rehefa asain'ny mpampianatra mifindra toerana iny, isaky ny trismetre mantsy ny anay atao an'izany dia afangaro amin'ny ankizilahy izahay indraindray de tena tsy maharesaka amin'ilay ankizy mihintsy, anefa tsy amoureuse @ ilay ankizilahy za an, fa menatra fotsiny tsotr'izao!lol
nanomboka tombée amoureuse t@ ankizilahy za feno 9ans tany ho any, lol, de rehefa tena iresahan'ilay ankizy de tsy mahaita hotenenina fa mila hitsoaka, tsy hita izay atao, mbo miresaka fotsiny tamzany fa tsy oe nisy in akory a! fa tena menatra eee.
Nanomboka nifanoroka t@ ankizlahy ndray za feno 14ans, somary efa soara ihany.lol :P
Ny mahavariana ahy amin'ny fandinihana ny zava-nitranga taloha dia tsy mba nahatsapa fitiavana aho raha tsy efa nandray taratasy nisy famborahana fitiavana be ho ahy. Zany hoe rehefa dinihako zany dia tsy ilay olona vao jerena no manaitra ny foko fa ny zavatra tsapany miantefa aty amiko ao anaty soratra.
Ny fifanorohana moa zany moa dia tsy nihevitra sy naniry ny hanao izany ny tena raha tsy efa nigadona mihitsy ny faha 16 taona mahery sady afaka baka no nandray diplomam-pitiavana feno.
54. ari.malala
(
09/03/2009 07:37)
ika :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D efa sitrana tsara ka :-D :-D :-D :-D :-D fa ny ahy nisy tantara nampalaelo kely zay fony fahazaza de lasa halako mainty le olona nandritra ny taona maro nefa tsy avy aminy akory ny fahadisoana :-P :oops: izao ilay fandehany, mpiara mivavaka izahay, izy mpiservy lamesa, ny anadahiko iany koa mpiservy lamesa, dia lasa mpinamana satria naman'i zandrinay (za vavy tokana d manana anadahy tokana de ny namany no namako). Indray hariva nirahina nanary fako izahay de hitan'io namanay io, d nateriny hatrany an-trano fa sady nisy zavatra noresahin'izy sy ny zandriko. Tsy haiko moa izay tena tany an-dohan'ilay olona mpiaramanofa trano taminay tamizany fotoana izany fa dia nolazainy fa nifanoroka t@ molotra t@ io ankizilahy io hono aho teo @ bassin anay :roll: izaho vao zazabodo vao 10 taona tamizany! ny milalao tantara vato aza mbola nataoko refa tsy miara milalao amindry zandrinay za! za rahateo tsy mahalala izay bi sy bà n'izay resaka sipa tamizany andro izany... ny angano koa d nolazain'i neninay fa hitany iany koa aho nifanoroka t@ io olona io tao anelakelatrano (andro iray, ora iray izany rehetra izany no hoe nitranga a...alarobia izay andro izay t@ 6hariva) nalazany t@ dadanay ary dia "naika matin-kapoka " ara-bakiteny fa dia fil ireny no niriatan'i dadanay anà... nanomboka teo naika tsy te hierika lelà zany tsony mints ny tenako!