Efa nanao izay ho afany na mpitsabo na magie.....
1. lemenakely
(
26/02/2009 11:17)
Angamba tsy misy tsy mahay ny hiran i TIANA iny isika ! MIALA TSINY ...
Raha jerena toa MIALA MAINA avokoa izay mety mpanelanelana @ ity raharaha ity ,na ireo vahiny na isika eto antoerana .
Sao dia hitarazoka ity raharaha ity ,nefa mety hisy vahaolana azo atao ihany toy ny fakàn ny miaramila ny fitondràna ,na ny déstitution totale des 2 protagonnistes fototr izao olana izao , na koa ny REFERENDUM
Ny nenina hono tsy eo aloha fa aoriana handàtsa ! :roll:

répondu par rangorivao69 le 27/02/2009 02:10
2. sitlo
(
26/02/2009 11:30)
Ny amerikanina aloha dia efa namely fantsy eh. Raha vao tetezamita io dia hotapahiny hono ny fanampiana avy aminy.
Asa izay ho avalin'i Lafrantsa eo.
Asa izay ho avalin'i Lafrantsa eo.
3. Mirananirina
(
26/02/2009 12:42)
Tsy misy azony hanampiana intsony sisa fa miady antoerana eo ny gasy ko.
Amin'izay raha misy fanampiana arabola na fitaovana dia vao maika hanakarena indray ny mpanana.
Amin'izay raha misy fanampiana arabola na fitaovana dia vao maika hanakarena indray ny mpanana.
5. patrick2002
(
26/02/2009 13:51)
Ka tsy manana volonte mihintsy Ravalo ,fialana olana eo imasony manodidina fotsiny no andehanany eny fa ,ilay ao anaty tsy ao mihintsy ,aleo mihataka ,raha izaho no eo @ toerany Andry .
Na inona na INONA FILAZA dia heveriko fa tsy firaharahina ilay negociation no tsy fahatongavany Ravalo tamin'ireny.
Naleony nanambitamby miaramila fa fantany fa eo ihany no vaha-olana amin'ity raharaha ity ,ka na hozarainy ravalo 4x4 1 avy aza ny colonel sy ny jeneralu ao madagasikara tsy mampaninona azy izany.
Izany hoe politique de la terreur izany no hataony Ravalo fa mbola misy tsy matahotra ny malagasy ,tsy ampy izay ka aleo giazana mafimafy .

6. Noue
(
26/02/2009 14:39)
tssssss !!! ny raraham-panjakana no nataony fa tsy andeha hilalao @ zay dj eee !!!!
8. rangorivao69
(
26/02/2009 16:26)
andrywui ndana ko elah manao dj efa samy tgvendrapouur ihany klé :-D :-D :-D
9. xxx
(
26/02/2009 16:46)
Rangorivao ao Tafondro fa andana ampihinano ataovy mahalala ny mainanlh tsara mitsy ,sady lery manopanopa be anlah ao lety a, ndana haingana Rangorivao a,
10. rangorivao69
(
27/02/2009 02:10)
xxx alika ny mamanelah alika no fampiady ry fooruuy a :-D :-D :-D