MATAHOTRA RAVALO TIA TENA
1. ralalaina
(
26/02/2009 10:18)
Vory lanona ny olona eto mahamasina,vahoaka analinkisa no tonga mba hitaky ny zony,nalefa ny miaramila handrava ny olona nanao tifin danitra sy nanapoaka bomba,izany no toe tsainy ny RA8 nohoizany tsy isy miala zany raha tsy tratra ny tanjona
novalian'i tanymasina ny 04/03/2009 14:54
2. xxx
(
26/02/2009 10:37)
(l) :-* :D 8O :lol: 8) 8O :) :( :? :x :cry: :oops: :P :twisted: :roll: :wink: :idea: :?: :!: :arrow: :} :°) 8-) (l) :/ :-D :-P :-o ;-) :{ ^^ :* :-* :evil: :^) :lol: :roll: :!: :twisted: :P 8) :} (l) :-D :-P :wink: :cry: :x :oops: :P :?: :} (l)
3. xxx
(
26/02/2009 10:40)
:* ^^ ;-) :-o :{ :-D :} :arrow: (l) :/ :^) :evil: :-* :!: :arrow: :} :°) :idea: :?: :roll: :wink: :twisted: :P :oops: :cry: :x :lol: :) :( 8O 8) :P :o :D :x :cry: :roll: :oops: :lol: 8O :) :D :arrow: :!: :twisted: :?: :} :/ :-P :-o ;-) ^^ :* :-* :evil: :°)
IREO TOKOTRANY LE VAHOAKA ANALIN-KISA TENY MAHAMASINA

4. nyavo2000
(
26/02/2009 10:46)
Deraina manokana ny fanjakana sahy mandray andraikitra.
Efa fantatry ny mpanara-dia an'i andry fa tsy mivango intsony ny fanjakana k'asakasak'izay te hatao sorona.
Ze te hiadaladala de mandeha eny : ralalaina, andrywui sns...., aleo ho faty any amin'izay mba ho olo-malaza ery à 13 mai rehefa andrasana?
xxx:

6. madamakely
(
26/02/2009 10:54)
nyavo2000:

mandray andraikitra amin'ny basy ve? hahahahahaha
7. kabota
(
26/02/2009 11:01)
tsy mila ra8 intsony izahay. Mpamono olona ary mpanao lainga mpamitaka ray aman-dreny tsy mandrika ny hitondra intsony. Mampitandrina anareo miaro azy io aho fa ho tsarain'ny vahoaka anie ianareo ê!
9. naughtyboy
(
26/02/2009 11:28)
eny fotoana fanamboarana azy izao fa raha voatsangana fotsiny ireo institutions juridictionelles toy ny Haute Court Supreme de la Justice hijery ireny acte criminelle,socio-économique sy anti-constitutionelle vitany le8 ireny de alefa kely ho jereny pouvoir legislature de vita ketsa hanao fety be ny vahoaka tsy mandady harona voany tsindry hazo lena hatrizay ,fampitsaharana avy hatrany ny asany sy fitondrana sy fitsarana azy eo anatrehany tena lalàna tsy miangatra . Tsy azo avela hirenireny sy ho afamaina fotsiny eny ny mpanao ratsy raha tsy izany de lalankitakisoa fotsiny no ataony izay misolo azy,misy ny sazy dia ny fampiharandalàna fa tsy atao angano ary mila porofo @ zany ny vahoaka @ zao nataony raibeny mpambotry ny firenena ty zao i le8
10. Noue
(
26/02/2009 11:32)
ralalaina:
Vory lanona ny olona eto mahamasina,vahoaka analinkisa no tonga mba hitaky ny zony,nalefa ny miaramila handrava ny olona nanao tifin danitra sy nanapoaka bomba,izany no toe tsainy ny RA8 nohoizany tsy isy miala zany raha tsy tratra ny tanjona
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: be lainga tssss ! zara fa nisy olona tao eeee ! sady efa fantatry tgvendrana fa tsy maintsy mandray ny andraikiny ny miaramila dia iny lery comme d'hab TSY TONGA TAO FA NY OLONA FOANA NO NATAO SORONA TOY NY MAHAZATRA !!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
11. dalie
(
26/02/2009 11:34)
Matahotra ra8 matoa mampiasa hery sy manafatra miaramila avy any ivelany tohizo ny tolona
12. Noue
(
26/02/2009 11:47)
inona no tokony hatahorany eee ??? manao ny asany izy !! rehefa misy tgvendra manao sorona ny olona dia @ maha filoha an' Ravalomanana dia mandray ny andraikiny izy eee !!!
13. ratavao
(
26/02/2009 12:05)
Aleo aloha izy hanala izay ho afany e! aleo izy mba hanararotra zany fahefana farany. sady ny volam-panjakana ko misy anakarama ireo Hemonate sy ny miaramila sahy manohitra!!!!!!!!!!
14. andrywu
(
26/02/2009 12:13)
tsy hita ihany izy ity ry ireto an tsy mandray ny andraikiny ny fanjakana lazina fa matahoatra ,mandry ny andraikina matahoatra tsy hita eh,avelao hilatra ny tgve dia avelao dorony sy ho simbainy daholo ny tanana
15. nirasia
(
26/02/2009 12:17)
Aza miala ry tgvendrana raha tsy tratra ny tolona fa ny lehibenareo mitso-drano anareo lalandava a, t@ 1volana androany ange ry kondrana isany lisany no nanao ilay black monday dia tsy nihetsika ny miaramila e, sa izay ihany no tohizana? Avela hanao izay tiany ny tgvongany? tsy mamely e
17. tanymasina
(
26/02/2009 13:19)
[Endrika isehoany Demokrasia ny fahafahana maneho hevitra tsy misy faty olona tsy manao sorona vahoaka ary lalana ahatongavana amizay dia ny fifanarahana ambony latabatra boribory ihany miaraka amin'ny mpanao politika rehetra
18. TEGEVE
(
26/02/2009 14:41)
anaka ralalaina tsy mendrika ny tgv ny manely tsaho
anaka kabota isika no tokony hiaraory @ ireo vahoaka tsy manantsiny natao fitaovana fa tato @ foibe nitazana fotsiny ,ialao tsiny kabota tompoko
anaka madamakely tsy azo atao sorona ny malagasy ,ary isika tsy mahazo manao kamikazy
anaka dalie rehefa tsy voafehintsika ny mpandroba sasany manararaotra ato @ tsika dia aleo ny hafa no hanao panelanelana satria mgr Odon koa ela tsy nahavita
anaka naughtyboy voa betsaka isika raha io no mitsanagana eo
(l) (l)

19. tanymasina
(
28/02/2009 20:28)
Asa loatra ny fitiavan'ity rangahy Mpanao gazety ao amin'ny La Vérité ity ny fandatsahan-drà eto amin'ny firenena malagasy ity
fa toa mampirisika ny mpanao politika hitondra ny olona ho alatsa-drà izany no efa nampifanolana tamin'ny taona 1991.
Satria raha maharaka tsara isika dia Nisy ny 10 Août 1991 noentina teny ny vahoaka izay tsy nilaina akory ny fandehanana teny satria
Andriamatoa Didier Ratsiraka talohan'io dia efa nanaiky ny GVTD (Governemanta Vonjimaika Tetezamita ho an'ny Demokrasia)
porofon'izany efa nanova ny Praiminisitra ho Guy Willy RAZANAMASY izy mialoha io Diabe Iavoloha io ny 14 jolay 1991.
Efa nanaiky ny fananganana io GVTD io Ratsiraka io andro voalaza io mialoha ny 10 Août 1991 Mahalala io faneken-dRatsiraka io Atoa Manandafy Rakotonirina, Pasitera Andriamanjato Richard ary Profesora Zafy Albert tsy afaka manda izany ireo olona ireo.
Ny Herivelona Rasalama anefa dia mbola nikiry ny hitondra vahoaka ho vonoina teny ihany fantany tsara fa Ratsiraka dia efa niteny fa hitifitra raha mandeha eny.
io Rangahy Mpanao gazety (Hery Mampionona) io anefa eo amin'ny lahatsoratra nataony dia manamarika fa MANASINA NY FAMONOAN'OLONA io olona io (Hery Mampionona).
Tsy i Manandafy mihitsy raha ny fahitana ny zavatra efa nisy hatramin'izay nahalalàna azy no hamporisika ny Malagasy hifamono ary izay aza no nanaovana azy hoe MPAMADIKA TOLONA satria izy no manakana voalohany raha vao hoe hiady hifamono .
Tsy Demokrasia lian-drà no ilaina eto Madagasikara tokony zavatra efa nilaozana ho tantara taloha izany fa tsy mbola atevenina amin'ny rà vaovao intsony Dingana lehibe efa tokony ilaozantsika malagasy izany fifamonoana izany efa misy zavatra mivoatra manaraka ny fiovana dia tokony ho arovana ny dingana efa vita fa tsy potehina amin'ny tolona tahaka io atao TGV io ny fototrolana dia ny tsy fahafaha-miteny sy mifaninana @ varotra sy ny fifidianana tsy fahafaha-manohitra izay no tokony iadina sy atsangana. Tokony ajanona io tolona mamono olona io fa tsy misy zavatra tsy vitan'ny FIFANDINIHANA sy ADIHEVITRA

20. tanymasina
(
04/03/2009 14:54)
Sylla no avoaboaka eny fa hoe mahavaha ny krizy politika ankehitriny. Iza moa i Sylla ?
Avy any Ste Marie izy. Isan’irony mbola miraiki-po amin’i Frantsa, mametraka an’i Ste Marie ho tany frantsay satria hoe efa namidin’i Bety tamin’i La Bigorne izy io.
Loholona Katolika akaikin’i Vatikanina izy mivady.
Zanaky ny Repoblika voalohany izy,
Ministry ny raharaham-bahiny tamin’ny andron’ny Pr Zafy,
mpikambana tao amin’ny UNDD notarihin’ny Pr Zafy.
Mbola tao anatin’ny Komity Manohana an’i Zafy izy tamin’ny fifidianana Prezidàn’ny Repoblika tamin’ny 2001.
Rehefa nisy ny olana momba ny hala-bato nataon-dRatsiraka tamin’ny 2001-2002 dia tafatsoropaka tao amin’ny hetsika niarovana ny safidim-bahoaka izy.
Iaraha-mahalala fa La Frantsa renimalala no nanasaro-javatra tamin’ireny : mbola te-hitazona ireo olony taranaky ny Padesm.
Natao Praiministry ny fitondràn-dRavalomanana i Sylla fa hoe afaka handamina ny fifandraisantsika amin’i Frantsa.
Rehefa nalefa tany Frantsa momba izany izy tamin’ny jolay 2002 (efa ara-dalàna sady notoavim-bahoaka Ravalo) dia ireo mpandraharaha manimanina ny fanjanahantany ao amin’ilay hoe Françafrique no nifanatonany nifampidinihana. Tsy nisy tatitra mazava moa izany fa iny izy lasa Praiministra raikitra iny.
Tsy namaha ny olana nateraky ny 2002 i Sylla fa ny nanao tandapan-dRavalo hanilika ireo niady ho amin’ny demôkrasia hatramin’ny 1991 no nataony.
Mba hisian’ny filaminana maharitra sy miorim-paka dia nanoso-kevitra momba ny Loi d’amnistie Ravalo tany Diégo. Nefa tsy notanterahin’i Sylla izany (ny Governemanta no manana fahefàna hanao tolo-dalàna any amin’ny Parlemanta fa tsy ny Filohan’ny Repoblika) satria ny nikotrika ny disadisa hiteraka korontana aty aoriana no tena tetikadiny.
Talohakelin’ny fifidianana solombavambahoaka tamin’ny 2003 dia tsy nanafina ny firaisany amin’ny frantsay i Sylla rehefa nandray ny Lehiben’ny Tafika frantsay aty amin’ny Ranomasina Indianina tany Ste Marie izy sy Rtoa de Boivineau Masoivoho frantsay. Nampahatsiahy ny fifankatiavan’i Bety sy La Bigorne rizareo tamin’izay.
Tsy miafina na amin’iza na amin’iza fa ao ambadik’izao raharaha izao indray ny frantsay. Raha mbola tsy nilaza hanohana an’i Andry Rajoelina akory i Roland Ratsiraka dia efa nampirisika an-dRavalo hifampiraharaha amin’i Andry sy Roland i Joyandet. Koa tsy izy ve izany no mampifandray azy roalahy ireo ? Talohan’izany, nilaza ny frantsay fa tsy mametraka olana amin’ny nanaovan-dRatsiraka fanambaràna politika, izay tsy tokony ho nataony noho izy mpialokaloka politika an-tanin’olona.
Isan’ny tahotra sy horohoron’ny frantsay koa ity Fivorian’ny Firaisambe Afrikanina ity, izay mampialona mafy an-dRatsiraka koa satria mba efa notadiaviny hatry ny ela nefa tsy azony mihitsy. Inoana fa nampisafoaka azy mihitsy ny fampanantenana nataon’ny Lehiben’ny Tafika amerikanina aty Afrika hanohana ny Malagasy hiantoka ny fandriampahalemana amin’io Fivoriambe io.
Ny ahiahiny dia hoe ho lasa mpanohana amerikanina ny Firaisambe Afrikanina aorian’io fivoriana io.
Mampanontany tena : vaha-olana inona moa no ho entin’i Sylla amin’izao raharaha izao ? Ny isarihana ny sain’ny rehetra dia izao : vatom-panoron’ny frantsay daholo ry Ratsiraka, Zafy, Sylla. Soavaly vao noheveriny hotaingenana hiverenana eo amin’ny fitondràna i Andry Rajoelina.
Ratsiraka mihitsy no noheveriny haverina saingy toa tsy lasa.
Dia io, asosoka i Sylla izay tsy fantatr’olona loatra ny momba azy.