AMPY IZAY RA-MALAGASY!!

1. zaytenagasy ( 25/02/2009 21:12)
AVOTY NY FIAINANAO RA-MALAGASY FA TSY RARINY INTSONY IZAO ATAON-DRY TGV SY NY GAIGY REHETRA TARIHINY'ZAO...

SAMBORY 'REO RY VAHOAKA FA LALAOVINY FOTSINY EO ISIKA!!!
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 15:20
2. fijo ( 25/02/2009 21:55)
samy milalao olona izy mitsam
3. ralalaina ( 25/02/2009 22:08)
fa ra8 mamono olona
4. fijo ( 25/02/2009 22:12)
i andry nampamono olona sy nandroba.de iza no tsara????
5. ralalaina ( 25/02/2009 22:14)
diso ianao, fa andry nitaky malalaka niaraka t@ vahoaka fa ilay raikalahy manao be marenina de ireny no vokany
6. fijo ( 25/02/2009 22:18)
hay fitakiana malalaka ny fandorana radio sy ny fananan'olona,misaotra amin'ilay fandrobana malalaka ary
7. rangorivao96 ( 25/02/2009 22:21)
Zany no marina e iandry nitaky malalaka niarakka t@ vahoaka fa ilay raikalahy manao be mareninade ireny no vokany , mbola averina ihany ?
8. fijo ( 25/02/2009 22:26)
de malalaka aminareo tokoa le fandrbana an,milay le malalaka ka
9. ralalaina ( 25/02/2009 22:26)
fa iza ty rangorivao96 dondrombelona maka tahaka ty e
10. xxx ( 25/02/2009 22:29)
ozizy ralalaina be fika

fa iza ty rangorivao96 dondrombelona maka tahaka ty e





ha ha ha ha !! tsara ny mahay manao artiste comedien ka ,niara-tonga de hiara hanjavona izy roalahy
11. fijo ( 25/02/2009 22:29)
ao nareo mifampaka tahaka ao e
12. rangorivao96 ( 25/02/2009 22:30)
ha ha ha ! mangina e ze tiako iany no hataoko fa tsy terena aho
13. rangorivao96 ( 25/02/2009 22:31)
misy olona andrasako fotsiny koa de hande aho e
14. xxx ( 25/02/2009 22:32)
fika taloha be neny ela ry wiwiwiw a
15. andrywui ( 25/02/2009 23:07)
Innn no fika taloha be lety ?? za mananny ps mazava be ry lety fa ts manao anzany ah a !! ze filazanlah az aloh fa de za za iany :!! sady za koa ane zao no victime anle andrywai sy andrywu reny e !! fa ts mikozy ah
16. TEGEVE ( 26/02/2009 00:22)
anaka andrywui tsy fahalalampomba ny misandoka ny anaran'olona ,efa voalazako @ olona rehetra fa ianao ihany no mitondra ny anaran'ny fahavalonao ,tsy mendrika izany ,
fijo kosa dia mahita fa samy diso daholo izahay, ary manaiky ny miara ory @ nareo manamanjo rehetra (l) (l)
17. yuka ( 26/02/2009 06:50)
nitaky ny tombotsoany manokana ranga TGV tamin'ny voalohany aa!
VIVA nga an'ny vahoaka??? ny azy notakiany hosokafana fa ny an'ny malagasy rehetra nodorany sy nopotehanyTVM sy RNM tsy andRavalo anie ireo ee!!
rehefa tsy tanterahana ve ny sitrapony dia midongy sy mandrava???
jereo anie ny niafaran' ANTANANARIVO eee!!!
ny nahazahoany zeza teto Tana no ela dia potika tateraka ireo asa vita teo aloha,izay asa nivaingana vitan'ny TIM no nohezahiny nopotehana sy noravana!
hita mihintsy hoe ny nahamaika azy dia ny ahazo toerana malalaka,tsy misy sakatsakana hanaovana grevy mba hanonganam-panjakana :twisted:
ARY MANINONA MOA NO TSY ILAINAREO NDRAY ILAY KIANJAN'NY DEMOCRATIE NOTOKANANAREO TGV REO EE!!!
18. rangorivao69 ( 26/02/2009 07:28)
TEGEVE> ndana elah mifona hoa ,HAINGANA!!!
tsy namerina intsony aho msé le presidan; AVERENO
19. Optik ( 26/02/2009 07:29)
Tifirina ihany hoa ny vahaolana.
Avelao higrevy eo @ 13 mey eo izy rehetra fa raha vô mitady handroba kosa de tifirina.
Dahalo sy tontakely miafina ao aorianan'ny demokrasia sy ny maha-olona ireo .
Tifiro reo president fa tombotsoa lehibe hoan'ny MALAGASY ny fihenan'ny DAHALO!!


20. andrywu ( 26/02/2009 07:39)
ndana elah mifona hoa ,HAINGANA!!!
tsy namerina intsony aho msé le presidan; AVERENO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1454