AMPY IZAY RA-MALAGASY!!

21. xxx ( 26/02/2009 07:52)
democratie de la rue
democratie de l'argent
democratie de tuerie
democratie de moquerie
democratie de connerie

zay ny hain ny gasy
22. Rafahafahana ( 26/02/2009 08:42)
ralalaina:

fa ra8 mamono olona



Te hilingilingy any ka tsy ho tifiriny
23. tsiafoi1 ( 26/02/2009 10:47)
Mety hapme ty teniko ty zao kanefa de aleo averiko ihany hoe : Mbola mety hisaotra an'i TGV ihany isika nanaiky nanao acteur principal toy izao.

Misy adversaire itambaran'izy roalahy reo ao araka ny fahitako azy. De mody manao sarinady reo mba hi-contré na an'izay. Le izy moa zany de reny tsiponina tsikelikely reny e. Amin'ity politika ty manko de ny mainty mety ho fotsy, ary fotsy saronana lamba mainty. Le tena grave manko de miaka-dapa mihitsy ny fahavalo ka sarotra ny manavaka azy raha tsy misy an'ireny action reny.

Asa anefa aloa fa de valalanina ny mpitazana

Na izany na tsy izany aloa. Tsisy tsara otran'ny ARA-DALANA ihany, fa sady Mandamina no Mampilamina. Ny AINA koa mateza tsisy Mampanahy.
24. naughtyboy ( 26/02/2009 11:32)
voalaza
Tifiro reo president fa tombotsoa lehibe hoan'ny MALAGASY ny fihenan'ny DAHALO!!

an3,1 ihany no lehibeny dahalo fahavalompirenena mila tifirina de ahazo tombotsoa ny malagasy le8 (atao otrany ny nanaovana an'i S.Hussein nahatona..)
25. TEGEVE ( 26/02/2009 15:20)
anaka naughtyboy ny raharaham-pirenena tsy vita kitoatoa ,tsy mila taitaitra ,miaramila ato @ foibe ny tenako ,tadidio ny fa ampy ny olona tsy mana-tsiny nataontsika sorona ka sao lahy isika no hihantoka ny rĂ  nalatsaka ,mamerina indray ny ato @ foibe ny fiaraha miory @ ireo tompomanjo (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581