esy e ry taniko
1. sitlo
(
26/02/2009 11:01)
Nisy sangisangy zary tena izay sendra hitako tany.
vazaha: Ahoana ny fihatraikan'ny fiakaran'ny vidin-tsakafo eran-tany taminareo malagasy?
tgv: Raha tsy nisy an'ahy nga niakatra teo ny taty aminay?
vazaha: Ahoana ny fihatraikan'ny fiakaran'ny vidin-tsakafo eran-tany taminareo malagasy?
tgv: Raha tsy nisy an'ahy nga niakatra teo ny taty aminay?
novalian'i sitlo ny 27/02/2009 00:11
4. Noue
(
26/02/2009 11:43)
sitlo:c'est clair !! dia aleo gadraina @ zay io fa tsss
Ka hita fa raha tsy nisy an'i tgv tsy may ny tanàna koa.
6. sitlo
(
26/02/2009 12:00)
Aleo aloha tsy gadraina ka. Manjary tsy fantatra ny ao ambadiny fa vao gadraina io dia misy hafa indray mipoitra eo, cousin cousine bebe voisin etc.
Aleo fongorana tsikelikely mihitsy ny fototra. Za ve nanampo an-dRanjivason. :^) Faizo daholo izay maloto ao fa izaho tsy tia hahita intsony amin'ny gazety hoe detournement de milliard sns
Izao may volotratra daholo, dia tsy maintsy tafita ny tolona a, tsy maintsy tafita ny tolona

9. rangorivao69
(
26/02/2009 13:41)
sitlo>ilaina ny nisian'i andry fa raha tsy izany vitan r8 mangingina tao daholo ny tsy nety,efa voalaza teto doly ,saingy tsy mety ny methodenedala ka io di hitolotena higadra ho azy baina :-D :-D :-D
11. rangorivao69
(
26/02/2009 16:23)
kou raha akoho moa ny mamanelh sy ny bavinelah ry andrwyu ,ataoko misy zandriny ndray :-D :-D :-D
12. xxx
(
26/02/2009 17:50)
O Rangorivao a fa ompa tsy ompa tsony no hanaovandra- Tafondro anlà atsy lety , tena ozona direct sisatsy tenenin lery momba anlà , ao , fa totondry tsy mvokina amzan lety , ra tsy mahatoky alo elà de ndana mitsy mamaky ny teniny amlah ao fa ny alika mbola misy vidiny ,kozy e
13. rangorivao69
(
26/02/2009 23:22)
xxx sarim-bavy ny mamanelah sy ny dadanelah no alika raha tian'elah ampiadina :-D :-D :-D
tafondro akama leity io ry xxx sarimbavy ny fitsinjovany ny firenena no tsy namelezako ntsony anlery :-D :-D :-D
tafondro akama leity io ry xxx sarimbavy ny fitsinjovany ny firenena no tsy namelezako ntsony anlery :-D :-D :-D
14. sitlo
(
27/02/2009 00:11)
Izaho tsy efa miteny hoe mihamandroso ilay gasy? Izao efa afaka mampiasa internet daholo na ny tsy haninon-tsy haninona aza.
Atsipy ny tady eny amin'ny tegevista.
Atsipy ny tady eny amin'ny tegevista.