TSY NAMONJY NY FIHAONANA T@ TGV RA8, FA NAHOANA LOATRA?

1. gran ( 25/02/2009 21:14)
TSY NAMONJY NY FIHAONANA T@ TGV RA8, FA NAHOANA LOATRA? NATAONY
TSINONTSINONA VE NY FIHAONANANA @ TGV?

RAHA TSY MANDINIKA TSARA IANAO DIA HOY IANAO HOE ENY.

NY MARINA DIA MISY ANTOKO POLITIKA MPANOHITRA IZAY NILAZA FA NY TSY FANARAHAN’NY MIARAMILA HIARAKA @ VAHOAKA MIKOMY NO OLANA @ZAO FOTOANA IZAO FA TSY ILAINA NY FIFAMPIRESAHANA, IO ANTOKO IO NO NIHEZAKA NANDRESY LAHATRA T@ FOMBA REHETRA (VOLA, FAMPIAKARANA GRADE…..) NY TAFIKA ANY @ FARITRA TSY HANARAKA INTSONY NY BAIKON’NY LEHIBEN’IZIREO ETO TANA.
MAZAVA LOATRA FA RAHA IZANY NO MITRANGA DIA RA MANDRIAKA SY FATY OLONA TSY HO ZAKAN’NY SAINA NO HISY.

AMIKO DIA RARINY LOATRA RAHA NAMPANDEFERINA KELY ALOHA NY FIFAMPIRARAHANA KA NALEON-DRA8 NIARAKA T@ MINISTRE NY FIAROVAMPIRENENANA SY IREO HAUTS GRADES MARO MBA HAMPIJOROANA FA IRAY TSY MIVAKY NY TAFIKA MALAGASY.
RAHA TSY NOTONTOSAINA TANDROANY IO, METY ASA IZAY NETY HO EFA ZAVANISY @ZAO FOTOANA ANORATAKO IZAO.

NOARARAOTIN’NY HAFA IO TSY FAHATONGAVANY IO MBA ILAZANA FA MANAO TSINONTSINONA NY FIHAONANA SY NY VAHOAKA I RA8, MARIHINA ANEFA FA I RA8 DIA VONONA NY HANOY NY DINIKA NY JEUDI 26 FEVRIER 09 ARAKA NY NOLAZAIN’NY FFKM.
TSY PRO RA8 AHO AKORY, FA KOSA MANIRY NY MBA TSY HISIAN’NY RA MANDRIAKA BE LOATRA. (TSY MAINTSY MBOLA HISY NY RA MANDRIAKA). ARY TSY VITSY NY HO FALY RAHA ANTANANARIVO NO HIARAN’IZANY MAFIMAFY KOKOA.

AMIKO NY VAHAOLANA TSARA INDRINDRA DIA TSY MISY AFATSY NY FISIAN’NY FIFANDANJANKERIN’NY MPITONDRA SY NY MPANOHITRA EO @ FITONDRANA NY FIRENENA (JEREO ANY ETATS UNIS FA NOMENA POSTE CLE NY REPUBLIKANA). TSY MISY AFATSY NY DINIKA AMBONY LATABATRA ANEFA NO AHATONGAVANA @ZANY. SATRIA RAHA TSY IZAY DIA HIADY IZANY NY ANDANINY SY NY ANKILANY, KA HISY INDRAY NY SORONA MARO:
• RAHA I RA8 NO HANDRESY DIA HITOVY IHANY: TSY HISY NY FIFANDANJAN-KERY SATRIA HO FOANA TANTERAKA IREO MPANOHITRA IREO KA HANAO ZAY TIANY INDRAY RA8.
• RAHA I TGV NO HANDRESY DIA HITOVY IHANY, TSY HISY NY FIFANDANJAN-KERY SATRIA NY TENA MPANOHITRA NY TGV DIA NY TIM , NEFA DIA HO FOANA TANTERAKA KOA IO TIM IO AORIAN'NY ADY.
“TADIDIO ANEFA FA RAHA TSY MISY NY FIFANDANJANKERY EO AMIN’NY FITONDRANA SY NY MPANOHITRA DIA HO TOY IZAO HATRANY I MADAGASCAR, NY EKIPAN’NY TGV TSY ANJELY IREO AKORY FA RAHA AZONY NY FITONDRANA KA HANJAKA TOKANA IZY DIA SAHIKONY MIHOZONA AMINAREO FA HANAO NY ATAONY KOA IREO” DIA HO TOY IZAO FOANA ISIKA.

FEHINY: “MARO NY VAHAOLANA (BE SANDRY, FORCING…) FA NY TSARA INDRINDRA SADY MAHARITRA DIA TSY MISY AFA TSY NY VAHAOLANA AMBONY LATABATRA
répondu par Rafahafahana le 26/02/2009 08:41
2. fijo ( 25/02/2009 21:54)
marina izany.
3. ralalaina ( 25/02/2009 22:07)
RA8 miala no vahaolana tsara indrindra e!
4. xxx ( 25/02/2009 22:08)
Fijo tena olona manantsaina ianao ary tsy hevijaza fa hevitra tena mitombona sy mipetraka ,ka tsy manankambara aho fa raha azoko tsara zany ny tianao ho tenenina ra tonga de hivantana aho de tokony nasiana TGV 50% taminio GVT vaovao io ? direct ny ahy zay an ! de araky ny teninao manko de mety nifandanja ny hery politika miasa amzay ,sa ve tsy izay ry Fijo ?
5. fijo ( 25/02/2009 22:10)
tsy za no nanome ny hevitra eto fa jereo tsara.ny ekeko dia ny hoe samy ratsy raha ny iray amin'izy roalahy no mandresy,satria dia tsy hisy demokrasia izany raha mbola ny iray amin'ireo no eo
6. ralalaina ( 25/02/2009 22:12)
de fijo zany no apetraka eo e!
7. rangorivao96 ( 25/02/2009 22:14)
fa aiza le Rangorivao69 fa ela e!
8. fijo ( 25/02/2009 22:16)
za aleo hitazana fa toa misy fifamonona ity ko
9. rangorivao96 ( 25/02/2009 22:19)
Avoay Rangorivao fa mitady ahy ko hono nedala
10. fijo ( 25/02/2009 22:21)
aza mifampitady izany fa resaka atao e
11. xxx ( 25/02/2009 22:22)
aoka lesy ry wiwiwiwi a
12. fijo ( 25/02/2009 22:24)
resaka milay atao wa,na wiwiwiw na ouiiiiii
13. litika ( 25/02/2009 22:46)
Mamonjy eny Mahamasina izany androany ary ho an'izy roalahy mianaka dia tohizo koa ny dinika ambony latabatra é!
8O
14. andrywui ( 25/02/2009 22:48)
Io ndray fa za ndray no omena loza eo !! maninnn ra tsy mifandagy e! za ol gentil be avy any tsy mbol tafapetrak akor defa misy mamely sahady !! fa inon no ato e?? iza no miady aminiza ?? amininona ?? fa maninon ??
15. xxx ( 25/02/2009 22:51)
Rangorivao > Mbola lasa nanao 69 izy ry 96 a. :-D :-D :-D :-D
16. andrywui ( 25/02/2009 22:53)
kay le !!! maty elah raha namoaka ps teo ka hitanrangory fa olona tsy maninnn azy ary donainany ka indrindra elah nanao anzany anlery tena maita ketsa elah !!! ny nahatsara azy niafina elà
17. xxx ( 25/02/2009 23:03)
ka misy miantso lery tsy mety mamaly, ny andro alina rahateo. =)) =)) =)) =))
18. xxx ( 26/02/2009 00:06)
tsy misy adiva lesy a
19. TEGEVE ( 26/02/2009 00:28)
raouioui> elah hoa tsy ampy ahy na miafina xxx ao ,efa nifendro ve tena tao @ sarin'elah mpanambaka madinika ao iny no nosakananelah zah é ,aiza zany sarimbavy zany klé,refa tsy eo le vadireniiity no mibitaka marina :-D :-D :-D
20. rangorivao69 ( 26/02/2009 00:30)
tezitra zay ny sefonelà leity fa kanosa kay le kely endaka ty klé =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0675