Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i andrywai, milahatra araka ny daty
andrywai ( 22/04/2009 13:25)
Famerenana sesin-tany+Fandresena ny Marina=TGV
Famerenana ireo sesin-tany sy Fandresena ny ara-dàlana no antondian'ny TGV. Nampian'ny miaramila izy fa tsy misy izany demokrasia mendrika izany. Tsy maintsy harodana ny HAT... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:42
andrywai ( 10/04/2009 11:56)
TGV mandeha RORA tsy mahay mameno governemanta é
Aiza ry akama no ahaizan'izany TGV mandeha rora izany hameno governemanta a ? Mbola manontany hevitra eran'ny vaza-mototra satria tsy nivonona tamin'izany roindefo. Faly hampirafirafy ny Malagasy samy... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 19:12
andrywai ( 09/04/2009 10:43)
TGV mandeha rora sy revin-gadra no hivoaka ny Tonelina
Tsy TGV resahina an-dafy no misy eto Madagasikara fa TGVinaingitra ka rehefa mampanantena vahoaka dia hoe ho avy ny fanampiana avy atsy sy avy aroa. Fa aiza ny hazakazaka mampalaza izany TGV izany sa ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:08
andrywai ( 26/02/2009 10:34)
Nirefotra i Mahamasina ka asa na nandroaka ihany?
Nipoaka lay mahazatra ka asa na fandroahana ihany dia niparitaka ireto milaza hanala ny PDS na nisy naratra. Mitazana lavitra moa ka tsy mety ny mandainga. Ny havanay ihany no aroson-dry TGV fa izireo... tohiny
andrywai ( 25/02/2009 14:32)
Novonoin'i andry TGV ny havanay. Ho azonay izy
Ny fantatray dia ny TGV tia hiseho ho haingampandeha no nitarika ny havanay ho faty tetsy sy teroa. Izao ny fandraisana tànana an-dRa8 no ataony. Tsy aleo koa aseho anay hoe mifandom-bera sy mifanoro... tohiny
andrywai ( 25/02/2009 06:38)
Nitrosona amin'ny tany ny TGV ary tsy mandeha intsony
Malahelo mafy izahay havan'ny maty sy naratra satria rebireben'ny TGV. Hanaiky hiresaka sahala izao ihany koa inona no nandrasana sa dia fitaovana tokoa izahay vahoaka madinika.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073